Tia mitsaingotsaingotra ve ianao ?
71. kitjo
(
16/11/2006 18:58)
fiffi> ko tsy za no efa masika b?
hiihhhi
ary mety masika tkou za ty fa za no ts mahalala..hhihi
masiaka be ronono :-D:-D:-D:-D
hiihhhi
ary mety masika tkou za ty fa za no ts mahalala..hhihi
masiaka be ronono :-D:-D:-D:-D
73. Aino
(
22/11/2006 21:49)
mandrindra dia ahoana ny fomba anadramana azy? tsongoina kely ve sa somary adalaina:-D
aleoko indray olona masiaka ko izay kizitina.:°)
aleoko indray olona masiaka ko izay kizitina.:°)
74. kitjo
(
23/11/2006 09:27)
hihihiihi
le kizintina sy miferonaina lava reny alo tena mandreraka e!
oh tsisy masoandro mihiratra mitsy!
le kizintina sy miferonaina lava reny alo tena mandreraka e!
oh tsisy masoandro mihiratra mitsy!
75. mandrindra
(
23/11/2006 10:30)
aino, aleo izy no hilaza hoe inona no ahitana ny tsirony kokoa, manta sa masaka?:-D