Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

141. watafon ( 08/11/2006 19:35)
zany mihitsy k !:-D:-D:-D
142. andry08 ( 08/11/2006 20:05)
Dia iny izahay fa nijery ny orange-manga-mena ary dia nanisy anarana teo @ sary nefa nangaina beuh.:D
143. fijo ( 08/11/2006 21:50)
sasa an ,aoka moa fa mijaly le kera keliko e
144. nolalaina ( 08/11/2006 21:52)
Zah nahita!! :wink: de dos klou dé avy eo de face !! :°)
145. fijo ( 08/11/2006 21:55)
za koa nahita
146. mbaliana ( 09/11/2006 02:16)
ny ahy zao le manga kely iny ihany no mba fantatro tssssssssss
147. Zina ( 09/11/2006 04:00)
misaotra @ sary e tena mampite-hiverina ilay izy ko en plus eny amban'ny sapin .. no sady tsara tarehy doly ny ankizy..
148. sasa ( 09/11/2006 05:00)
kiiiiii tena hametram-pialana ny vedety raha izao no mitohy aleo homena olona hafa ny toerana le olona manao akanjo fotsifotsy amzay.
Mbaliana za koa mahay an'le akanjo mangakely io akia :-D:-D:-D
Mimich sy Watafon za tsy hividy glace ho anareo izany fa lazao an'i Fiffi d aleo i Fiffi no mividy ho anareo :-D:-D:-D
fijo hi hihih ihi fa maninona no mijaly ny kera kelin'lah lesy??? :-D:-D:-D:-D
nolalaina :-*:-*:-*:-*
Vive le orange-manga-mena+fotsy
149. majesty ( 09/11/2006 05:00)
ary milay kosa ny mijery an'le izy amin'ny sary a,mampité-hiverina any seul :D
150. watafon ( 09/11/2006 08:32)
sasa: elah an !:-D:-D:-D fa iza le manga kely e?
151. sasa ( 09/11/2006 08:41)
Watafon anontanio an'i mbaliana fa izy mahay an'le manga kely io koa.
majesty mandehana miverina any elah sy ........... seul :-D:-D:-D
152. watafon ( 09/11/2006 08:48)
sasa:-D:-D:-D
majesty: haninona seul any lesy elah ? :-D:-D:-D mampiahiahy izy zany an ! hahaha !
mbaliana: iza akia le sipa manao manga kely io ? :-D:-D
153. mimich ( 09/11/2006 09:02)
:-D:-D:-D:-D, ôka rankizy ahh!! marina moo ouhh.
ry majesty zany de tena oh manonofy be loatra ka ahiana hanao "Somnambule" ka handeha seul any vontovorona.
154. sasa ( 09/11/2006 10:33)
mimich seul am le 2 ary izany koa =))=))=))=))
155. ravatorano ( 09/11/2006 10:40)
majesty < enao wa d hafa mihitsy
ary za tena hitako fa nihena tamin ilay sary teny ireny kle tena nahay naka klouh lkah ra wata an
ary nisy nitarika fivavahana teo d mbo henjy ery ry namana ofisialy rehetra :-D:-D:-D:-D:-D:-D
marina ilay hoe joba avokoa no nalain i rawata sary zany raha hita ny bandy jajika kle :-D:-D:-D
mbola ho avy ny sary manaraka fa mbola eo ampikarakarana azy ny tompon andraikitra natao hanao an izay e!
:wink:
156. Fiffi ( 09/11/2006 10:50)
hummm....mahafinaritra ery mamaky zay zavatra rehetra lazainareo eto an! :)
157. watafon ( 09/11/2006 14:45)
ravato: k sary tsy tokony niavoaka anie ireo e ! hahahaha!
mimich, sasa: aok'izay fa mapme marina e!:-D:-D:-D
158. kitjo ( 09/11/2006 15:43)
wata> k reny le tsy tokony avoaka reny mitsy no misy tsirony mjery azy fa sady natoraly tsara fa tsisy selection
159. fijo ( 09/11/2006 22:26)
sasa ka mila hovaky lery ato ko
160. cutie ( 09/11/2006 22:29)
de iza t@ reny sary reny hono i watafon e :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5541