Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

201. Ralay ( 15/11/2006 04:17)
Ka tsy mahita ianareo fa tsy konekté i ravato fa mbola lasa niodina :lol:
202. ravatorano ( 15/11/2006 04:55)
zafady fa mila fanamboarana kely
izay anie ilay hoe flou e
fa tsy fampitambazana izany kanou
:x:x:x:x:x:x
ho avy io kah tsy ho ela
203. ravatorano ( 15/11/2006 05:13)
jereo indray ary ao amin ny blaogy.com e
d ilay ravatorano jerevana
d misy hoe votovorona ao d ao miditra
fa efa misy sary vao napetrako ao
fa mbola ampiako rehefa misy fotoana kely iny aho
zay o
:wink:
204. mbaliana ( 15/11/2006 11:36)
hihihi ravato mikarakara mafy razouky .. merci e
205. watafon ( 15/11/2006 19:36)
andraso ndray ary hijery any e!
206. watafon ( 15/11/2006 20:08)
http://ravatorano.blaogy.com/album/211/197
207. mbaliana ( 15/11/2006 20:30)
merci ry watafon aa .. iza daholo reo 0?
208. fijo ( 15/11/2006 22:14)
ary wata ihany no mamaoaka azy le,tena miova kandra letsy e,paparazy indray izao
209. Fiffi ( 16/11/2006 08:08)
hummmm...merci akia wata an ! :) :*:*
de iza sy iza avy hono ireo ?
210. ravatorano ( 16/11/2006 08:41)
ngah mila tenenina hoe iza reo e
zay b kibo ihany no ravatorano eo
d izay:-P:-P:-P

:wink:
211. mbaliana ( 16/11/2006 11:02)
iny aloha efa fantatra fa sao lany manja eo ianao fa aleo njay ho an'ny hafa ny sehatra e :wink::wink::D:D
212. watafon ( 16/11/2006 19:17)
tedavo fa ao za e! hihihihi!
fiffi: de rien akia an :*
fijo: :-D:-D:-D
mbaliana: iza amin'ireo no tiandry ho fantatra e! :-D:-D
213. pissoa ( 16/11/2006 19:26)
iiiiiio wata e :-D:-D:-D
214. mbaliana ( 16/11/2006 19:55)
ianao koa efa haiko ee..
watafon: iza daholo le teny ambony lakana ve io sa inn?
215. Fiffi ( 16/11/2006 20:41)
hitako wata an ! hummm...:):*
216. Fiffi ( 16/11/2006 20:46)
le paparazzi an ! :)
217. fijo ( 16/11/2006 21:55)
ny ahy le sakafo sy le akanjo orange no itako le.
218. sasa ( 17/11/2006 05:28)
ela ny ela fa izay vao nisy sarin'i watafon hi hi hi hi =D=D=D
mbalina iza wa le izy za anie tsy mahay hatramzao nefa efa mijery an'le sary foana.
fijo aoka le akanjo orange io an!
mimich attrapé njy amin'io vao tena tratra ny vitsy lia hi hihih ih
219. Fiffi ( 17/11/2006 05:40)
sasa: tsy mahagaga akia zany an ! ny an'i fijo aloha de le sogany :miam::miam: fa le akanjo fotsiny ange no tadiaviny eh ! :-D:-D
220. mbaliana ( 17/11/2006 11:37)
fa iza le manao akanjo orange ?
tsa mahay moa ny tenanay e...le manao kaskety mainty akia ry sasa .. i manimanitra ve tsy hainjy e, iny rery no haiko anga tsy mampalahelo e.. kay dia i wata sy ravato e koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5875