Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

321. poupounesana ( 19/12/2006 15:54)
sasa> mety za marina no nanao an'le solomaso v? sao d nisy jeu akametaka solomaso tsita maso koa ngamba tany e? lol fa za alo tsy nagalatra han!
fa mireska lohamasinina tsika fa tena marina mitys fa saortsa baikoan b le lohamasinanay sy ry wata han!:lol:

wata> aza rarahina ndray moa le zistoirakelin'le oll koa!
322. Imahaka ( 19/12/2006 15:56)
:roll:
323. mbaliana ( 19/12/2006 19:23)
anga very ny solomason' i wata? :oops::oops:
324. fijo ( 19/12/2006 22:28)
sasa an srotra andramana izany ko
325. mbaliana ( 20/12/2006 11:24)
fijo tsy hahita nyvaliny raha tsy manandrana
326. fijo ( 20/12/2006 23:07)
ndry aza tsy manandrana ko
327. mbaliana ( 21/12/2006 21:06)
fijo matoa za miteny an'io dia efa nanandrana ... tsy manararaotra zany fa tonga dia miteny hoe tsy maninona ve raha tohizako amin'izao ecc... tonga dia affirmative foana ny valiny.. amiko aloha e.. amin'ny hafa tsy haiko
328. fijo ( 21/12/2006 22:26)
mbalian an,mba mety ve raha mitsam tsam be isika sy toi???
329. mbaliana ( 21/12/2006 22:32)
tsy nisy ny presedan dia tsy mety ka.. sady za no mangataka fa tsy ny hafa akory :-D:-D:-D
330. fijo ( 22/12/2006 20:44)
aryraha mba za no mangataka?
331. watafon ( 23/12/2006 06:17)
mbaliana: ie nisy naka fa tsy haiko oe iza ? :-D:-D
fijo sy mbaliana : :-D:-D:-D:-D
sasa: k elah tsy niteny mialoha anie e !
poupou : maninn ndray za io zao ? :):-D
332. mbaliana ( 24/12/2006 12:19)

Watafon> ntsoo nampalahelo ianao zany ...mividiana ndray vaovao fa efa tsy ho anao intsony zany iny e...:-*:-*
fijo> tsy mahazo raha avy aty amiko,en plus ianao koa no magataka vao maika tsy mahazo zany -D:-D
333. watafon ( 28/12/2006 06:34)
mbaliana : efa nahazo vaovao akia za an ! :-*:-D
334. mbaliana ( 28/12/2006 21:19)
watafon namoaka zany an .. tan tan taaaannnnn :-*:-*:-D:-D
335. watafon ( 29/12/2006 06:13)
sady milay b izy ato fa mila arroser-na kely mihitsy k ! :-D:-D:-D:-D:-D
336. mbaliana ( 03/01/2007 14:01)
ni-arroser-nao tamin'inona ity solomaso ? :^):^)
337. watafon ( 04/01/2007 10:34)
t@ champagne akia an ! hahaha !
338. mbaliana ( 04/01/2007 17:17)
dia tsy mba nahazo za?:-w:-w
339. sasa ( 05/01/2007 08:19)
ha ha ha ha sao d tsy champagne aloha hi hihihihi
340. mbaliana ( 05/01/2007 13:25)
sasa fa mety inn aki: ranovola natao tao anaty tavoahangi-na champagne ve? :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1335