Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

301. sasa ( 11/12/2006 04:40)
watafon taiza koa za no nibedy an'lah nanao an'le solomaso hafakely =))=))=))=))=)) anovy foana fa tsy maninona :-D
mimich ary zay za vao nahita anjy mihomehy klé tonga d ity ampiasaina am manaraka =))=))=))=))
poupounesana aleo aloha fa tsy ho bedesiko tsony izy d anaovany le izy am manaraka.
fijo elah ity wa tena tsy hiova mintsy elah no afatotray fa tsy le voasary, sady efa midoroboka le izy tsy azo kitihana tsony e.
Ka ho tantaraina ve izany le resaka gaigy, ny tena hitako aloha d za le nanao loha-masinina iny d le kitihana vao mivily, tsy d hitako daholo moa ny olona tao aorinako tao fa tena maty kitika za klé, sady tena nisy olona mafy tanana be mintsy =))=))=))=))=))=))
302. mbaliana ( 11/12/2006 19:05)
taiza no voakitika ry sasa? nisy nanararaotra ve? i watfon ve no mafy tanana tao?
fijo tsy sahy amiko zany ianao e.. efa nantsoiko fa niavonavona be .. zao hanatonako toa hoe hitsoaka ho any pars hono ....=))=))=))
303. mimich ( 12/12/2006 05:46)
=))=))=))=))=))=))=))
304. mbaliana ( 12/12/2006 20:38)
tapa-tsinay i mimich :lol::lol:
305. fijo ( 12/12/2006 20:57)
taiza indray ndry no niantso ahy kle,ndry aza miala pas anay sy colar foana.
sasa an,aza atao izany moa ny voasary kely e
306. mbaliana ( 12/12/2006 22:18)
fijo tsss.. zao zao ianao ho aiza tsy hitsoaka any pars?
307. fijo ( 13/12/2006 05:42)
tsy mitsoaka ,fa tsimaintsy mandeha ka.
308. mbaliana ( 13/12/2006 19:43)
hihih rehefa tsy tonga dia zay koa...:-D:-D:-D
309. watafon ( 13/12/2006 20:39)
sasa:sur elah fa azoko anaovana le solomaso an ? =))=))=))=)) tadidiko iny loha-masinina sarotra baikona b iny k ! :-D:-D:-D
poupou: eny ary fa za ange wa tsy nanao solomaso zany tamin'iny e!:-D:-D:-D
mbaliana: tsy za no tao aorianan'i sasa k ! mbola nisy olona iray zay teo alohako ! :-D:-D
310. fijo ( 13/12/2006 20:56)
mbaliana,mba misy koa ny sampona e
311. mbaliana ( 13/12/2006 22:21)
watafon> hahahahahha miala bala an
fijo efa haiko ee tss be resaka tssss
312. sasa ( 14/12/2006 04:49)
mbaliana tadidiko fa sipa no tao aorinako aloha izay vao wata d mbola nisy bandy koa tany aorina tany, d le izy tokony atao miampita le kitika fa tena tadidiko hoe misy olona tonga d manakatra alavitra be mintsy mikitika, za anefa tsy mahazo mihodina d tsy mahita hoe tanan'iza le izy.=))=))=))=))
watafon anovy amzay le solomaso mampiova zavatra, ary za mino fa io poupounesana nanao an'iny tam excursion d izay no nahatonga an'azy nahita anao hoe tsy nanao solomaso, satria tsinona le izy manala ny zavatra misy moa mampisy ny tsy misy=))=))=))
mimich tssssss izay d nanao tokoa =))
fijo ha hahaha mifatotra wa elah :-D
313. mbaliana ( 14/12/2006 10:17)
sasa> tazonina mafy be le tanana dia tsongoina kely dia zay mikiaka noho ny douleur no tena nanao azy...mahagag mihitsy le mpanararaotra an.. tsy sahy miseho fa miasa any amin'nytsy hita maso any... :{:{
314. fijo ( 14/12/2006 21:59)
ka izy kosa ve hanararaotra de hiseo be eo.
sasa an,aoka moa e
315. mbaliana ( 15/12/2006 11:21)
mety mahazo bebe kokoa izy nefa raha mitsotra...:-D:-D:-D
316. fijo ( 15/12/2006 22:12)
izany ve?
317. mbaliana ( 16/12/2006 21:04)
andramo e...
318. watafon ( 18/12/2006 07:16)
mbaliana: tsy miala bala za k ! :-D:-D:-D fa le sipa teo alohako tam le train kosa aloha =))=))=))=))=))=))=)), tsy namorona za fa ze baiko azoko avy any aoriana ihany no nataoko taminy fa.... tsara le jeu k !:-D:-D
sasa: k nisy nagalatra anie ilay izy f'angah tsy loza e ! tsy haiko kalou na otran'iny no nanaovan'i poupou e! fa efa la sainy fa tsy raharahako tsony zany ! =))=))=))
319. mbaliana ( 18/12/2006 12:26)
watafon: hihihi nahazo tsirony mihitsy ianao zany tamin'le jeu an ...
320. sasa ( 19/12/2006 05:33)
fijo andramo marina hoe?
mbalina ka izany foana ny fianana akia
watafon tsy aleonao ve namidy tamiko le solomaso toy izay nomena an'i mpangalatra tssssssssssss:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1233