Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

261. ANARIM ( 27/11/2006 06:29)
watafon : kely d tsitan'elà nefa teto fona!!! :p
mbaliana : aza miteniteny fona fa tsisy fanavahana io fa refa gasy d hafa ihany... hummmm manja eeeee!
262. watafon ( 27/11/2006 19:30)
ANARIM : hummm ! kely angaha no betsaka any ? :-D:-D:-D:-D
263. ravatorano ( 28/11/2006 05:23)
xxx< ka tsy fidiny ho anah io kibo taina io
sasa
264. sasa ( 29/11/2006 05:53)
ravatorano inona no inona e????:-D:-D:-D:-D
265. mimich ( 29/11/2006 06:46)
sasa> ka ny vava koa anie ka manahirana ihany raha mihetsika ee
266. watafon ( 29/11/2006 10:15)
mimich : ahoana ny fanetsika azy mba ataovy kely oe jereko !:-D:-D
267. sasa ( 30/11/2006 04:49)
mimich ha ha ha ha ka tsy afaka mihetsika ny vava refa mifatotra ny tongony sy ny tanany koa:-D:-D
268. mimich ( 30/11/2006 06:08)
wata> tsy haiko fa mba henoko fotsiny:-D:-D:
ka na mifatotra aza ny tongotra sy ny tanana , mbola afaka miantso ihany ny vava ka
aleo tapenana h@ vava.
269. mamzelkely ( 30/11/2006 07:22)
zay ve rangah za vô nahita sary klé :? za rangah taraiky fôna ?
fa milay le izy =D milay be mits
micii watafon:-*:-*
270. watafon ( 30/11/2006 19:25)
mamz : tsisy fisaorana k ! :cry: raha tany ndry vao maika tena nilay iny ange e! :wink::-D
sasa : :-D:-D
271. fijo ( 01/12/2006 05:58)
ie mamzely tsy tany no saina nampa indro kely le sary
sasa an,aza mamatotra moa e
272. mimich ( 01/12/2006 07:49)
humm, matahotra ho afatotr'i sasa ndray i fijo
273. mamzelkely ( 01/12/2006 14:17)
ao fa refa tateraka ny secret kelinay amban'ny dry sasa sy mimich de hita eo akia fijo fa az amalahelo aaa:°)

sady le izy ange sabotsy de za nefa miasa sabotsy ee :(
274. kelly13 ( 01/12/2006 14:49)
:-w
275. mamzelkely ( 01/12/2006 15:07)
inn njay no mapikapoka tanana an'i kelly ee :P
276. watafon ( 01/12/2006 17:41)
mbola miandry le sekire izy io e ! :-D:-D
277. poupounesana ( 01/12/2006 20:58)
ravato> fanina vo mahita na\\\'le sarian voninkazo e;hahahahah
wata> zany v tsy nano solomaso kosa toi tany vontovorona e saza marina no mila solomaso? mbo omeo ary d ataovy @ le lamody b reny eh le ngeza b otran\\\'trano reny
fijo> inn moa tokony tenenko anao? tsy tadiiko tsony fa ary amobny lavitra b ery izy
278. fijo ( 01/12/2006 22:29)
manadino resaka indray popou le
279. mimich ( 04/12/2006 15:04)
poupounesana> tena nila nanao solomaso marina njy
wata ary nanao solomaso amin'iny kooo
raha tsy zany ve izy hahaita ireny akanjo en kolera be reny
280. watafon ( 05/12/2006 21:17)
mimich: hita wa kou!
poupou: fa ahoana ndry ty e! toa very tadidy sahady kle ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4179