Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e
223. watafon
(
17/11/2006 19:57)
sasa: aiza lesy zany ? hihihi!
fijo: tsy mahagaga ny fijerinlĂ lesy an ! hahaha !
mbaliana :i... io e! tsy haindry v ?:-D:-D
fijo: tsy mahagaga ny fijerinlĂ lesy an ! hahaha !
mbaliana :i... io e! tsy haindry v ?:-D:-D
224. Fiffi
(
17/11/2006 20:12)
io i... de io i...de io i....hihihihih zah aloha de fanina an ! :-D:-D:-D
225. fijo
(
17/11/2006 22:08)
wata,ka le sakafo enoko atraty ny fofony ,moa le akanjo orange mibaribary be ko.
226. fijo
(
17/11/2006 22:12)
wata an,de tsy nahatsiaro tena very ve letsy ialahy avy eo nody any amin'ny sisiny any le????
237. sasa
(
21/11/2006 11:19)
mbaliana hay izay vao tena fantatro le olona lazainjy diso fantatro loatra aza koa
fijo ha ha ha ha ha pas touche wa :-D:-D:-D:-D
watafon tssssss eo d miaraka am fijo mifosa ny sipa tany am excursion eo fotsiny :-D:-D:-D:-D
fijo ha ha ha ha ha pas touche wa :-D:-D:-D:-D
watafon tssssss eo d miaraka am fijo mifosa ny sipa tany am excursion eo fotsiny :-D:-D:-D:-D
239. poupounesana
(
21/11/2006 17:27)
misotra an'i wata sy ravato @ le sary fa blavo hoan'i mimich manokana alo @ le vitsily eh. tsisy oll tsy ho voasakana @ zao kosa aky alo han. njy moa ekipanay t@ io sa tsia?
240. sonwin
(
21/11/2006 17:45)
sasa> ary toa tsy ao ny sarin-dry?
poupou> aiza zandry amizao kle? 8)
mimich>'zay vao hitako, hay hummm :P
ravatorano > kay tena vato be mihitsy :^), dia rano ve ny ao anaty kibo:°)
poupou> aiza zandry amizao kle? 8)
mimich>'zay vao hitako, hay hummm :P
ravatorano > kay tena vato be mihitsy :^), dia rano ve ny ao anaty kibo:°)