Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

181. watafon ( 12/11/2006 17:31)
fijo: anà aôna koa e! :-D:-D:-D
cutie: :roll::roll::-D:-D
mbaliana : iza akia ? :)
182. cutie ( 12/11/2006 21:26)
watafon:roll:
183. mimich ( 13/11/2006 05:54)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
184. ANARIM ( 13/11/2006 06:47)
mhhhhhhhhhhh gasy ka manja
185. sasa ( 13/11/2006 08:04)
Mbaliana iza akia le izy fa za koa mba te-hafantatra an'io sipa io, atoroy an'ahy doly raha mahay njy :-D:-D:-D:-D:-D:-D
cutie iza akia??????
fijo ha ha hahaha hory irery ahoana letia????? hazavao aloha :-D
186. watafon ( 13/11/2006 08:29)
cutie: oui
sasa ::-D:-D:-D:-D
ANARIM : slt ! fa taiza foana ?
187. mbaliana ( 13/11/2006 11:17)
watafon wadrayy ianao aza nahita azy nivantana dia tsy kobonao mihitsy ve'? varimbarina tany ho any kosa angamba ianao io ... hihihhih tsy mahita ny tsara eo ambanin'ny orona :-D:-D:-D
efa mba nanome indice kely za dia tsy hainao foana ve? manimanitra foana izy

cutie nefa mahalala ...

anarim> yee zay mihitsy gasy ka manja.. (afa-tsy za :cry::cry:)
188. cutie ( 13/11/2006 11:51)
mbaliana, za mahay fa za tsy hiteny :lol::lol::lol:
189. watafon ( 13/11/2006 17:44)
mbaliana : hummmm efa manomboka haiko amzay k !:-D:-D:-D:-D
cutie: iza ary e! :-D
190. cutie ( 13/11/2006 17:45)
iza moa izy teo, njaso njay jerena le sary :lol::lol:
191. mbaliana ( 13/11/2006 19:28)
mianjy ela koa nareo zany vao kopy...
watafon nande nijery sary angaha?
cutie tsss efa haiko fa hainjy e
192. mimich ( 14/11/2006 06:09)
za efa ela no nahita sy nahalala :-D:-D:-D
193. ravatorano ( 14/11/2006 11:02)
mha asio maso kely hoe reto

http://fr.blog.360.yahoo.com/blog-9lDXz6MjerB75AXfrbfk40YQ

asa raha mety misokatra izy io
fa paparazzia njay
194. andry08 ( 14/11/2006 12:01)
Tsy mety e!
195. mimich ( 14/11/2006 13:16)
tsa misy raha eo razoukki ah!!
amboaro ndraika aloha
196. mbaliana ( 14/11/2006 19:40)
Tsy misy na inn na inn aho re :(:(
197. dongadonga ( 14/11/2006 19:46)
fa maninona le izy no tsy mety misokatra ee!
198. mbaliana ( 14/11/2006 21:54)
diso fanoratra za.. tsy misy na inn na inn aoooooo
199. fijo ( 14/11/2006 23:16)
efa naika faly ahita ,kay tsy nahita le...
200. cutie ( 14/11/2006 23:37)
hita koa
mampitamby i ravato :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1887