Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

121. sipagasy ( 07/11/2006 20:51)
misaotra eeeeeeeeeeeeeeee
122. Fiffi ( 07/11/2006 21:21)
zay fa faly daholo ny rehetra fa tonga ny nandrasana :)=D=D=D
123. ftma ( 07/11/2006 22:32)
Misaotra watafon, ohatry ny niova daholo nareo maitymolaly izany, tsy ohatry ny nahitako anareo :wink: amin'izay misy manao vedety mihitsy no lasa jejojejo :wink:
Ary ny zandrikeliko mcz tsy hitako tao :(
tohizo atrany ny fifakatiavana e

124. fijo ( 07/11/2006 22:51)
saotra betsaka letsy e.itako ihnay ry manjakely isany ka.
kitjo an,ndry moa aza mananona eo e.sendra mba solafaka ny namana nanoratra
125. sasa ( 08/11/2006 04:33)
watafon, hi hihi hih saotra am le sary amsisa ireny paparazzi ireny roahana tsy avela mandé =))=))=))

fijo afakafaka aho mahita :-D:-D

Fa ny zandrikelinjy mcz tsy azo sary ao satria izy no mpaka sary ofisialy tany, fa jereo fa misy sary 1 izay ao azo sary ihany koa le paka sary d iny lery.
Mimich tiako be wa le sary vongana ha ha ha ha haha milay mintsy
Fa le nivavaka kosa aloha d tena matotra be mintsy e!
Azo sary hatram vitsy lia ve klé tena paparazzi marina ity watafon ity.
126. kitjo ( 08/11/2006 04:50)
sasa. njy alo d vedty be f ao foan eeeeeeeee

sao dmanaraka an sasa kosa ary le mpaka sary :?::roll::-D:-P:P
127. Fiffi ( 08/11/2006 05:59)
kitjo:
sao dmanaraka an sasa kosa ary le mpaka sary :?::roll::-D:-P:P
:-D:-D:-D ka zay no maha-paparazzi azy koh ! manaraka ny vedety ! :-D:-D:-D


128. watafon ( 08/11/2006 06:58)
sasa: ary tsy hitako zany sarindry ao zany k! zany no mahapaparazzi ny paparazzi lesy an !:-D:-D:-D
ftma: misy sariny anakiroa ao k ! tratra maka sary izy ! hihihi!
fijo: tsisy fisaorana lesy an!
kitjo: :-D:-D:-D:-D:-D
129. sasa ( 08/11/2006 07:26)
kitjo ha ha ha ha za aza tsy manana sary ao koa :-$:-$ fa ny mahagaga anie d le mpaka sary tena tia sipa manja mintsy fa ireny foana no alainy hih ihi jereo le sary vongana va gros plan mintsy.
fijo mbola betsaka aza ny manjakely tsy nandé tamin'io koa, fa raha nandé izay sipa izay aoka fotsiny wa :-D:-D

watafon ka ny sariko anie mivadika sary hafa raha vao jeren'ireny paparazzi ireny hih ihihihihih
130. Fiffi ( 08/11/2006 09:52)
sasa: de aiza ho aiza akia ndry @ reo sary reo ? :):-*
131. sasa ( 08/11/2006 12:32)
Fiffi za akia tsy ao :-$:-$:-$:-$ jereo any ambadika any d aza :-$
132. mimich ( 08/11/2006 13:03)
wata, sasa> aza mba niakanjo en kolera ihany wa (manga, mena, orange)fa mora hitan'ny paparazzi:-D:-D:-D
133. mimich ( 08/11/2006 13:17)
sasa> atoroko an'i fiffi ve , sa tsy atoroko de omen-jy chololat sy gilasy bdb za????? kony ???:-*:-*
sasa> hihihi sary vongana , ie hitako io ka!!!
134. watafon ( 08/11/2006 13:27)
sasa:k manja doly anie ny sipa tany e! asakasak'izay tsy tonga e! :-D:-D:-D
135. watafon ( 08/11/2006 13:40)
mimich: fa inn moa ny lokon'ny akanjoko tany fa tsy tadidiko tsony hahahaha !
fiffi; atoroko anjy i sasa ? :-D:-D:-D
sasa: chantage aingana ividianana gilasy kou za ! :-D:-D:-D
136. mimich ( 08/11/2006 15:22)
wata>fotsy2 ny lokon'ilay akanjonao tamin'iny , de zany no nahatonga anao tsy nalain'i paparazzi sary angamba:-D:-D:-D:-D:-D
sasa> hummm , haingana njy am gilasy fa raha tsy zany de ho fantatr'i fiffi tsy ho ela an!efa mitombo zany ny mpanao chantage :roll::roll::roll::lol:
137. kitjo ( 08/11/2006 16:57)
hahha

sasa> marina mitsy fa sipa manja dol alain le paparazzi ra tsy zany ve sasa hoe 1er plan foana? :wink:

fiffi. fa mety sasa no manaraka an le mpaka sary ko tsy ferana an :-D:-P

efa misy sopapa be io oe orange-manga-mena..hehehehehe
138. Fiffi ( 08/11/2006 17:15)
ka ny paparazzi ve haka sarin'sipa tsy manja kosa eh ! hummm ! sa tsy zany akia wata ? :-D:-D efa hitako akia i sasa an! hummm ! manja an ! :):-*
139. watafon ( 08/11/2006 17:23)
kitjo:andraso oe anontaniako izy fa sao d marina tokoaz any an !:-D:-D:-D
fiffi: zany miitsy akia fiffi an! ny fakantsariko kosa tsy hakako sipa tsy manja zany kle !:-D:-D:-D
sasa: orange -manga -mena hummmmm:roll::roll::-D:-D:-D
140. kitjo ( 08/11/2006 17:48)
hehehe

k manja dol ko ange ny sipan' ny serasera e...sa ahoana hoy nareo? :P8):wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9057