Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

61. sipagasy ( 31/10/2006 20:16)
mmhhh izahay mianjy ny sary e!!!!!!!!
62. Fiffi ( 31/10/2006 21:09)
wata: ireo ve no hilaindry ? :-D:-D:-D:-D:-D
63. fasaly ( 31/10/2006 21:26)
asio sary mrina e! zay sisa no azo lazaina:wink::°)

mamz: mianjy ahy ngah njy vao hande!???:?:-D:-D:-D:-D

sasa: hay kosa defa ni dance be zany an! amzay njay tany anaty lakana:-D:-D:-D
64. fijo ( 31/10/2006 23:59)
sasa sy mimich,za vao saika hanontany hoe ary le asa manokana,kay le asa tsy nety fa tsy nandeha le pisokely.
ary i wata izany fetsy fa mody gadra lava ;kay misy raha ao.
kitjo an,ao fa le any mahajanga isika hiaraka e.
SARY EEEEEEEEEEEEEEE
65. Fiffi ( 01/11/2006 06:49)
fijo:
ary i wata izany fetsy fa mody gadra lava ;kay misy raha ao.
:-D:-D


66. watafon ( 01/11/2006 07:26)
fijo: io anie no nolzaiko oe voa mafy elà e! hahaha !
67. kala ( 01/11/2006 07:54)
ravatorano > misaotra nanao tatitra fa tena hoatrany niaina an'ialy izy tanatin'ny fotoana fohy ny tenako namaky ny zvt nataonareo rehetra

mbô nikasa ny hanao surprise nefa narary foana dia tsy tafa ê!

watafon > nilay zany voalohany tamin'ny fiarahana tamin'ny ankizy eto @ sera² an! :wink: sady enao lasa vedety be teto :-D:-D:-D:* dia tsy tezitra eo

sasa > ^:^ =))=))=))=))

amin'ny manaraka angamba hiezaka ny hihaona fa milay le izy ka!

Tsy voasoratro eto daholo kosa aloha le ps bedabe ery ambony fa misaotra anareo tany ê!
:D de ampy
68. tslem ( 01/11/2006 07:58)
glou:


nisaotra an' ny NALA4 koa aloha t@ ilay teny gasy tsy ofisialy iny fa dia tpt be mihintsy aho an!!!!:lol::lol:


:roll: Inn zany teny malagasy tsy ofisialy? :roll: :?: :?: :idea: :idea:
69. Fiffi ( 01/11/2006 15:25)
=))
70. fasaly ( 01/11/2006 17:32)
fijo:


SARY EEEEEEEEEEEEEEE


ary fijo kou kay tena tia sary otran'ahy iany:°)
SARY EEEEEEEEEEEEEEE
71. Fiffi ( 01/11/2006 18:27)
:-D
72. mbaliana ( 01/11/2006 21:39)
sary eee =))=))
73. fijo ( 01/11/2006 22:48)
za te ahita sary be ka.
74. watafon ( 02/11/2006 05:49)
na zay kou aza e !
tslem: le teny gasy tsy ofisialy zany an i glou no tena mahay manazava fa izy no nanadina tamin'io e! =))=))=))
kala : zany refa tsy te hande eo kou !:-D:-D:-D
75. fijo ( 02/11/2006 05:55)
amin'ny manaraka i kala dia asaina alain'ny bandy
76. watafon ( 02/11/2006 06:04)
fijo : ny bandy rehetra sa ? :-D
77. ANARIM ( 02/11/2006 07:26)
nahafinaritra fa d miandry ny manaraka d misaotra eram-po erantsaina ireo nitoto nahafotsy nahandro nahamasaka ny hetsika
(soa tsy ren\'i mirana ny teny gasy ofisialin\'i glou_ sinon nahazo enkety teo maman, kiriez b otrandreniny ihany manko izy iny)
watafon : aaaaaaoooooooo (90km/h)zà ngeh bvoka sofera eeeeeeee!
78. sasa ( 02/11/2006 08:02)
mimich za indray hime foana fa aza taperina am fomba ofisialy izany an =))=))=))=))=))=))
mamz tena miala tsiny fa le phone-ko iny koa akia tena manondrana be mintsy le celtel fa le orange indray tsy maninona.
kala :-*:-*:-*
watafon tena efa misy tsinay ato lety fa le fotoana handehanana any anaty ala indray zao no lavitra loatra koa :-D:-D:-D
ravatorano tsinay ngezangeza lol be za =))=))=))
79. rabaradaka ( 02/11/2006 08:30)
Zay nama tsy afaka fa asio ndray aorinan'ny propagandy de asaiko manokana i sareraka, i aokahoahy.
80. majesty ( 02/11/2006 08:34)
fa sarina inn zany misy mangataka zany e,sarin'le toerana nanaovana axcurs v:D:D ao amin'ny carte d mada d efa misy an'iny na rehefa te hizaha d ho ento za fa atoroko tsara ny retraretra mintsy :P:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6446