Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

21. watafon ( 30/10/2006 06:52)
arimalala : efa voaray ny hafatra fa dia @ manaraka ndray e !
sasa: za kalou tô tsy tratra nandihy mihitsy e, nefa za mba te handihy b mitsiny tamin'iny anie e! :cry::-D:-D:-D
22. watafon ( 30/10/2006 07:20)
fiffi::-*:-* ilay fahatsiarovanao ftsn d efa zava-dehibe ho anay taty e!
arimalala: d mirary fahasalamana ho an'i ambinintsoa e! :-*:-*
23. ari.malala ( 30/10/2006 07:53)
watafon:

arimalala: d mirary fahasalamana ho an'i ambinintsoa e! :-*:-*


Misaotra betsaka re e! :):-*:-*:-*:-*:-*
24. kitjo ( 30/10/2006 08:04)
nndrrriiii

nahafinaritra ery izy izany marina!

sambatra nareo... za aloha efa nanatrika indray mandeha fa dia nahfinaritra nefa aza anaty trano fa ty "outdoor" ty ngamba tena milay kle!

ravato> sady zany misy brochette party zany :roll: tara za lety e...

sady milay io toerana io an!
25. majesty ( 30/10/2006 08:44)
Ravatorano:misaotra amin'le tatitra.
Nahafinaritra alou iny fitsangatsanganana iny e,tsy maty antoka mintsy za tonga tany na d nandalo kely fotsiny aza,sady ny nampiavaka an'iny fivoahana farany teo iny dia ny sipa no betsaka sady cool be daholo fa ny bandy indray ary no somary nihafihafy :D:D:D,dia inn mou zany fa d miandry ny @ fambolen-kazo ndray e.:wink:
Isaorana manokana ny mpikarakara rehetra:D
26. sasa ( 30/10/2006 09:08)
watafon:

sasa: za kalou tô tsy tratra nandihy mihitsy e, nefa za mba te handihy b mitsiny tamin'iny anie e! :cry::-D:-D:-D

hih ihihihi tanjemo le sariko mandihy any aza hitan'olona fa menatra be za,
raha te-handihy elah maninona raha nanampy an'ahy zao fa tsy navela handihy irery teo za


mimich takzay zxa nande tany amnjy d nanampy anjy nisikotra tsilo lol :-D:-D:-D
mimich tohizo haingana RI..............

ari.malala voaray akia ny hafatra fa mirary fahasalamana ho an'i Ambinintsoa izahay

Saotra ho an'i namana rehetra avy any adilam-bato any nahatsiaro anay taty, njinja fa i Fiffi :-*:-*:-*:-* sy ilay namako 1 zay tsy tononiko:*
zouki ravatorano


27. watafon ( 30/10/2006 10:15)
sasa : k tsy nahzo nandihy anie raha tsy voatondro e! :-D:-D:-D @ manaraka ndray manarina e !
ari::-*
28. ravatorano ( 30/10/2006 10:29)
za ry zareo aza ampihomehezina tsony ah
kozy e za ato rtena mbola tapa tsinay foana mieritreritra an iny excursion iny
sasa
29. watafon ( 30/10/2006 10:33)
ravato: efa fantatro fa zay vao hitako k ! :-D:-D:-D
30. booboo ( 30/10/2006 10:54)
tena tsara zany raha nataonareo zany, tsapako @ fomba fitantaranareo azy.... asio sary ! asio sary ! asio sary ! :°)
31. watafon ( 30/10/2006 11:12)
hoavy tsy hoela e !
32. texe ( 30/10/2006 11:32)
Mbola mamerina fisaorana anireo namana tonga tany @exc fa tena nahafinaritra tokoa.tsy misy abara firy mo fa efa voalazandrazoky etsy ambony daholo,fa ny azo ambara manaraka de ny hoe milay ny fety,za aloha vao sambany no nadeha fa tena tsara ny namana koa tonga de mandray be avitrany de tsy nisy rpoblem mihintsy ny fifandraisana fa oh ireny efa nifankalala be ireny.ny kilalao mo de bedabe no natao fa efa ireo voalazandry zalahy reo daholo e!de mba miantso an'i sasany mba ho tonga amin'ny manaraka
ny fafinaretana azo ny filing milay ko e!
de raovina indray ny manaraka?
33. mimich ( 30/10/2006 11:33)
:-D:-D:-D:-D:-D, ok zay zoukki ravato ah!!!
oh azoko an-tsaina ianao mbola mimeme be , sy ilay nandihy iny , inn moa ilay hira nandihizanao. za wa mbola marary be ny feko tam le nihazakazaka be reny ee

fa zao aloha ee , hanao hors sizé kely za , joyeux anniversaire avylavitra :-*:-*, ary taiza ianao no toa tsy nandeha tamin'ity fitsangatsanganana indray mitoraka ity. Fa raha niampy ny kilalao fanaon'i avylavitra aloha ny tany mety nisy tsinay natohy mihitsy eee
34. mimich ( 30/10/2006 11:40)
sariaka sy tsy miavona daholo ireo namana rehetra e !ny tena nahavariana ahy zany d oe ohatran'ny olona efa nifankazatra elabe mihitsy e!

sy
za aloha vao sambany no nadeha fa tena tsara ny namana koa tonga de mandray be avitrany de tsy nisy rpoblem mihintsy ny fifandraisana fa oh ireny efa nifankalala be ireny

mahafinaritra rehefa ny namana sambany nandeha toa an-dry texe sy ry watafon no nahatsapa izany . mahay mifandray tsara izany ny namana satria ny tranainy nahay nandray moa ny vao2 mora raisina
35. texe ( 30/10/2006 11:46)
watafon:tsy itako akory ny nandehananareo.za koa variana t@le fon'ondry iny clé.
36. texe ( 30/10/2006 11:48)
rasoky< milay le fety fa asio indray e!aza atao ela be fotsiny.
37. texe ( 30/10/2006 11:51)
sasa> endry tsy mahazo mandeha tsony @manaraka fa manjary milay be foana le fety hi hi hi:lol::lol::lol:
38. texe ( 30/10/2006 11:54)
poupounesana> na de tsy tonga aza ny sasany de ataontsika mialy be foana io e! ataontsika milailay kokoa noho ny teo iny njay e!
39. sarobidy ( 30/10/2006 12:00)
vou mafy a zany kiiii takizay a tsy nanao tezitra t@zay olona zay de nandeha ihany.Tara lôtra kou,soua ny vita e
40. booboo ( 30/10/2006 12:03)
io tahak'izay tahak'izay io hôa .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3256