Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

41. mimich ( 30/10/2006 12:16)
oups , de bon annif ko sasa , saika hadinoko marina
ndraso fa hanokafako size manokan,a mintsy njy sy avylavitra
42. ari.malala ( 30/10/2006 12:19)
za efa nande ndremande fivoriana tamzay ao Ampefiloha fa mafinaritra ka, fa am manaraka kosa ts hirate okaz tsony k!
43. texe ( 30/10/2006 12:41)
ari.malala>ka ny @ manaraka ange mbola ela fa ny teo aloha tena milay e!
44. watafon ( 30/10/2006 14:15)
texe: niaraka tamin'ilay fiara voalohany lesy an !
sarobidy : iza ndray ary zany oul zany ? hihihi !
45. glou ( 30/10/2006 14:23)

dia faly miarahaba anareo indray ny tenanay , tsy dia misy ambara firy angamba fa efa voalaza daolo ny tokony hambara fa dia rehefa faly ianareo dia faly koa izay nikarakara iny fitsangatsanganana iny , dia ny pro manaraka officiel aloha dia ny fambolen-kazo @ 3 fevrier sady fiarabana tratry ny taona fa ataoko fa tsy maintsy hasiana hetsika alohan' ny faran' ny taona fa dia miandry izay soso kevitra ataonareo dia ho hita eo raha azo tanterahina na tsia , isaorana manokana eto koa aloha ireo namana taloha efa ela tsy hita kanefa dia niverina indray, mbola tsy nisy fety ny namana dago tsy nilay zany wahhhhh fa dia manentana antsika izay mbola tsy nandeha mihintsy , mba ataovy hita @ izay ny tarehinareo nijanona tao @ tontolo vitoaly io eehhhhh, mankasitraka eehhhhh:-o:-o
46. glou ( 30/10/2006 14:25)

nisaotra an' ny NALA4 koa aloha t@ ilay teny gasy tsy ofisialy iny fa dia tpt be mihintsy aho an!!!!:lol::lol:
47. sasa ( 30/10/2006 14:37)
glou za ve lesy isaky ny miditra ato d mihomehy foana koa :-*:-*:-*
mimich merci akia an :-*:-*:-*
48. ravatorano ( 30/10/2006 16:23)
za zany mba miteny hoe aoka izay ilay resaka momba ilay teny malagasy tsy ofosialy fa tena marary ny kiboko amin ilay foihomehezana e
glou < ka nareo kouh anga no nahatonga an iny eh nareo tsy mahita afatsy teny iray d iny foana no averina hahahahahahahaha njekaky oooooooo
faniana aho ato hahahahahah
sarobidy < tezera ihany e d ataovy ihany hahahah
hitako ilay olona izay nalahelohelo hahahahaha
mlay foana e
texe w< saotra letsy ry zandry ah fa tena nahafinaritra tokoa iny kah ! reveko ilay fikarakaran lah an ilay sotro vilia sotrorovitra ary antsy e f'injinja fa ilay rano madio an hihihihihih
marina tokoa fa afaka manao fihaoana kely isika alohan ny faran'ny taoan fa mila ny soso kevitra avy amitsika ihany mba hahafahana manatanteraka izany amin ny hevitry ny be sy ny maro!
okay raprezy e
sasa< ary elkah ty kay tena mahay mandihy b kle na d eny embony lakana aza.


49. Samoana ( 30/10/2006 19:46)
Sady voky kaly no nandrezatra lalao izany e ! Tena ela tsy nanaovana izany vitsily izany ny tena dia mangetaheta ery ! hihihi. Soa ny fiarahana fa tohizo e ! Dia misaotra nizara an-tsoratra ô !
50. McFy ( 30/10/2006 20:53)
Manja zany fa dia misimisia ny toy izany e! ny aty mankafia foana na lavitra aza :)
51. sasa ( 31/10/2006 04:43)
Samoana sy McFy ianareo no andrasana am 2007 fa mino aho fa mbola ho betsaka noho ireo no vita am'le fihaonana any majunga
Anjekaky ô izay vao tadidiko le teny gasy sy ofisialy =))=))=))=))=)) tena handé hividy tsinay de sekoro za zao fa mitady ho tapaka le izy
52. watafon ( 31/10/2006 06:18)
tsy mety tapitra mihitsy zany fimehezana zany kle !
sasa: :cry: ary tsy hitako zany nandihy teny ambony lakana zany kle ! kiiii !!! :-D d aza miala lavitra toera-pitsaboana ary hahafahana manohy haingana ilay tsinay !=))=))=))
ny an'i razoky zao mila le lehibebe mihitsy raha tapaka eo tokoa ! :-D:-D:-D
53. Fiffi ( 31/10/2006 06:36)
soahiany fa misy dokotera mahay de aza misalasala zany mi-=))=)) hihihihi mahafinaritra be ny mamaky ny lanonanareo tany an! :) ambiansy zany an !
54. ravatorano ( 31/10/2006 06:37)
wata< =))=))=))=))=))
ôka ôka ôka marina e
aleo ajanona ofisialy amizay :-D:-D:-D
texe < ary lah ohatran ny nanao magie zany tamin iny an tampoka teo d tsy hita kle
55. mimich ( 31/10/2006 07:29)
ravato> ao ary fa hajanonaa am fomba ofisialy iny ee
fa ndraso klou za himeme mafy be koo an!!=))=))=))=))=))=))=))=))=))
56. mamzelkely ( 31/10/2006 08:28)
za alou ry reto de tena miala tsiny fa miasa asabotsy de ts afaka ee fa zany we efa nahazo résumé za :°)fa tena nahafinaritra tokoa

sasa za nanandrana niantso anjy fa njy ts manjay téléphone :( hihihihi

mafinaritra refa tanteraka zvt rht =D=D ho an mpikarakara :-*-*
57. ravatorano ( 31/10/2006 10:05)
mamz< eny wa e
zay njy zay
za tena :cry: tsy nahita andry teny
:cry::°):snif::snif:
58. sarobidy ( 31/10/2006 10:34)
Zà aloha niantso sy nandefa sms an'le olona zay(l):):D fa nanondrana kou ny réseau tany sady ny ékipa sasany hono mbola tena revo nilalao de tsy nokatabaisiko:^)
59. watafon ( 31/10/2006 11:18)
mamz : efa notoroko hevitsa anie njy e! hihihi !
ravato: tsy hime tsony alou za manomboka eto ! kely ftsn ary e! :):)
sarobidy: iza loatra ary ilay izy zany fa toa ataonao suspens b k !:-D:-D
fiffi: atohiko virtoaly eto tokoa anie ra tapaka eo e!
60. ninih ( 31/10/2006 17:07)
hita fa tsara marina le fihaonana kosa aloha na de tsy tany aza e! tsy hita fa ny asa loha hono e! fa de aleo aloha mionona @ le sary izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5012