Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

101. watafon ( 04/11/2006 15:58)
kitjo: @ sabotsy 03 fevrier 2007 ilay fambolenkazo fa ilay toerana no tsy tadidiko fa toa andranovelona angamba izy zay !
fijo::-D
mbaliana : andraso kely ary e! :-D:-D
102. Zina ( 05/11/2006 04:16)
AIZA ny sary na dia flou ary e... taiza kay nareo no niahona?
103. kitjo ( 05/11/2006 11:10)
watafon> melsiiii
sady tokony efa any tanteraka za amzany
:-*:-*
104. Fiffi ( 05/11/2006 18:25)
fijo:
aiza ihany aza le sary le???????



105. majesty ( 06/11/2006 04:00)
Hoy Ralay:

Tsy mba nisy na paparazzi anankiray ve tany naka sary


Nanahirana ihany raha nisy an'zany tany fa le toerana tsinn somary be lobolobo sy kirihitra ihany ka sao de sary hafa ndray no ho azo eo
106. sasa ( 06/11/2006 11:00)
:-D kiiiiiiiii za ve nama efa sady marary kibo no mbola hitambaran'ny watafon sy mimich ihany klé.:-D
watafon maty elah raha mamoaka le sary any fa d'efa miteny aho izay, aleo tsy avoaka le sary any fa manjary lasa olo-malaza eo ny sasany hi hi hihi hi hi
fijo hihihihihih aza miteny secret lesy fa manjary misy manontany eo indray hoe taiza no nahitan'lah an'ahy?????
kitjo tongava am le fambolen-kazo akia
majesty hafa ihany wa ny grand tonga d ny lobolobo no hitany aloha =))=))=))=))

107. kitjo ( 06/11/2006 13:47)
sasa ko nge vo mainka oh manitikitika be mampi te hijery le sary oe fa in lotra ary zany no afenina mafy 8O
zao za ko te hijery an le sary :-D:-*
108. cutie ( 06/11/2006 15:19)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 06-11-2006 05:00:55
Lohateny : Re : Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e
Hoy Ralay:


Voalaza teo :
Tsy mba nisy na paparazzi anankiray ve tany naka sary


Nanahirana ihany raha nisy an'zany tany fa le toerana tsinn somary be lobolobo sy kirihitra ihany ka sao de sary hafa ndray no ho azo eo

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
109. dongadonga ( 06/11/2006 20:15)
=D=D=Defa ao @zay le sary eh ,fa koubouy eh=D=D=D=D
110. dongadonga ( 06/11/2006 20:20)
fa tena manja kosa le revy iny an!,de rahoviana indray ny manaraka e!,fa mbola tena tamàna ny akama eeh=D=D=D
111. sasa ( 07/11/2006 04:17)
:-D:-Daiza koa izay sary eo hi hihihihi:-D:-D
112. Fiffi ( 07/11/2006 06:31)
dongadonga: aiza zany ?
113. watafon ( 07/11/2006 18:30)
sasa: k ela loatra anie le sary offisialy d tsy maintsy le nalain'ny paparazzi no avoaka e! fa ny tsinyny kely ftsn d tsy misy sariko amin'ilay izy na d iray aza ! :-D:-D:-D fa ny vedette no betsaka e! hahaha !
d ialàna tsiny fa tsy vita correction izy ty fa maimaika ihany satria betsaka ny nangataka an ! d ankafizo sady vinavinao oe iza no iza ary e:

http://pg.photos.yahoo.com/ph/randrianarivoh/album?.dir=/96b6re2
114. pissoa ( 07/11/2006 19:15)
Weeeeee - melsiii wata an :-D:-D:-D
115. mbaliana ( 07/11/2006 19:24)
melsi less wata .. raha mbola misy dia mianjy e :-D:-D:-D
116. Fiffi ( 07/11/2006 19:37)
wata: misaotra akia nizara an! :):*:*
117. watafon ( 07/11/2006 19:42)
tsy misy fisaorana e! ny aty amiko alou tsy misy intsony e! d ialàna tsiny fa tsy pro ilay fakantsary sady @ maha paparazzi anà moa zany d niafin adoly ny nakàna ireo sary ireo e! :-D:-D:-D
fiffi: de rien akia an :*
118. Fiffi ( 07/11/2006 19:45)
wata; ka zay no maha-paparazzi andry koh ! :-D:-D:-D:-D
119. watafon ( 07/11/2006 20:03)
tamin'iny ftsn k ! :-D:-D:-D:-D
120. andry08 ( 07/11/2006 20:51)
=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1117