Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e

281. fijo ( 05/12/2006 23:13)
manahirana mihintsy izy io kle???dinio kely ao letsy fa sao ....
282. mimich ( 06/12/2006 06:02)
wata> tsy very tadidy satria mbola fantany we tany enao fa mila fitsaboana maso kely fotsiny:-D:-D
283. mbaliana ( 06/12/2006 12:24)
asio solomaso e
284. mimich ( 06/12/2006 15:58)
solomaso infra rouge v???????:-D:-D:-D:-D
285. mbaliana ( 06/12/2006 19:50)
ze misy mety daholo...:-D:-D
286. fijo ( 06/12/2006 21:59)
mba tsy solosaina aza ko
287. sasa ( 07/12/2006 05:44)
iza foana izay mila manao solomaso ato izao =))=)) za efa ela no nitondra an'ity an'ahy ity fa aleo homeko an'i poupounesana indray izany amzay izy mahita tsara.
fijo elah tsy maintsy afatotra fa mitady haka ny voasarinay e! lol =))
288. fijo ( 07/12/2006 05:54)
ny voasary fatorana ka
289. infinity ( 07/12/2006 13:12)
Poupounesana: elabe izany an! Milay ilay sary e :-P, merci zoky ravatoranao t@ sary.
Milay be koa ny revy an! :wink:
290. poupounesana ( 07/12/2006 19:23)
tsita ry reto fa katarakta ah!lol
fijo ah, manahirana aona ndray moa za ty eh? fa zao vo tadidiko le tiako tenenina e! liana @nareo ono izy ry sipa isany ah! ka manoratra anarana zany zay mbo liana @ fijo ihany koa e!
infinity ah, tratry ny taona 2006 aloha e! iza zao no taiza foana moa @ tsika?:-D d rha milay ary ny sarinay d mba apetao ao koa nenareo eh!lol
291. mbaliana ( 07/12/2006 21:11)
poupounesana> tss aza mba mino an'i fijo.. efa betsaka ny sipa nitady azy fa izy koa anie hono mataho-behivavy rehefa tena anantonana... dia mba manala azy fotsiny izy eto e :-D:-D:-D
292. fijo ( 07/12/2006 23:00)
ndry ihany no sahiko ka.avy anie e
293. mimich ( 08/12/2006 09:06)
:-D:-D:-D:-D
294. fijo ( 08/12/2006 20:33)
ita fa izy no sahiko ko
295. mbaliana ( 08/12/2006 23:45)
iza zany e?
296. poupounesana ( 09/12/2006 05:42)
mbaliana>hay v izy io otran'zany eh?:-D:-D:-D eny tokoa alo e rah tsy zany v izy mbola ho v...rja!
fijo> iza tsara le sahin'ela? refa tena sahy d tononina tsara ny anaran'le oll ane!
mimich etsy mimeme ftsny
297. watafon ( 09/12/2006 12:21)
humm ! tena mahagaga ahy ndry ty ry poupou an !
misy solomaso hafakely zay nefa ty fa tsy sahiko nanaovana tam excursion fa bedin'i sasa !=))=))=))=))
298. poupounesana ( 09/12/2006 15:59)
aleo za tena hitsotra e tsy haiko na problemana maso izy ty na tadidy fa tena tsy natadidy an'wata nanao solomaso za ry reto ah! nefa tadidiko daolo zay zvt gaigy rehetra t@ iny andro iny!
anovy ihany zany solomaso hafakely zany fa zany kosa sura fa tsy maintsy hoe tsy ho adinoko mitsy e! aza bedesina izy sasa an!
299. watafon ( 09/12/2006 19:16)
poupou, jereo fa misy ary anie ao e::-D:-D:-D inona doly zany zvt gaigy tany zany akia hoe fa tsisy tadidiko ? :-D:-D
300. poupounesana ( 10/12/2006 18:11)
wata ah fona fa ny kibon'i zoky ravato ihany no tadidiko t@ le sary e sad y ny blogn'i zoky ane misy an'le zvt mahafanina reny ka aza tsiny e....lol

d ho tantaraina eto daolo v le zvt gaigy ? aleo tsy za alo e, mba ry sasa na mimich na anarim sy zay tany fa za menatsa be kah hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1913