reveilllon 2006 namana serasera

81. Ralay ( 20/10/2006 11:15)
Mitombo ihany ny afaka mikarakara zany fa dia alamina tsara ny pro rehetra fa ataovy misy² fotsiny ny sôsy dia possible daholo ny rehetra e :-D Tonagava maro fa ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo :lol:
82. colar ( 25/10/2006 19:43)
mbo alaivo aty zay e,otrinn no alo ra ohatra ka zay
83. sikinaklingerpierre ( 28/10/2006 08:38)
Bonjour,
Pourrez-vous me dire les détails(ce dont on a besoin) et le tarifs de la participation pour ce réveillon 2006?
Merci d'avance.
84. ftma ( 28/10/2006 09:33)
sikiinaklingerpierre: efa io ambony io ny details, ianao ve any Mada ho avy aty?
Colar: alainay any raha ohatra ka :wink:
85. McFy ( 30/10/2006 21:05)
Ialana tsiny dieny izao fa efa fantatry ftma ihany ny antony ts ahafako mankany @ io raha tsy diso aho.
torohevitra inty hoe manaova covoiturazy dia mba mety mora ny transport. Raha tsy hoe maka billet Prem's daholo angah ny rehetra.
Mirary anareo hahavita soa aman-tsara aho.
Fa: malahelo ihany aho bavy kely raha ts afaka ny ho any @ là @io nefa atao ahoana fa izay less no lahatra koa ialako tsiny ialako fondro less.
86. ftma ( 31/10/2006 09:00)
Mcfy: atao ahoana moa rehefa tsy ho tonga ny zokiko e :cry: mba tsy miaraka manao fety isika mianakavy :cry:
Ilay covoiturage efa nonteneniko ireo izay nanoratra taty amiko ka izay mikasa ny handeha voiture dia mba milaza aloha raha misy place.
Hahamora ny fikarakara koa dia mba ilazao aho iza marina no efa vonona ny handeha? ny participation mantsy miankina amin'ny isan'ny olona handeha.
Mbola halefa eto ihany ny vaovao fa mbola eo ampadinihina izahay.
Manantena ny hahatongavantsika maro

87. ninih ( 31/10/2006 17:24)
ndryyyyyy! de mamaky fotsiny izany fa tsy mba ho tonga any akory e! :(
88. cielbleu ( 05/11/2006 17:11)
salut daolo e! sao dia mba fantatarao ny adiresy nalay fety any nice e!
89. booboo ( 05/11/2006 17:28)
Ftma > zahay mitsam klou défa isan'ny ho tonga. Fa miandry ny frais de participation sy ny adresse-n'ny toerana mafy hoe...
90. colar ( 06/11/2006 19:41)
ty misy offre e, zay maka ana aty,miaraka am garantie fa tfaverina aty za de afaka manonme x eurro za,mety we ol 2345,mety we za rery,
91. ftma ( 06/11/2006 22:31)
booboo: efa nosoratako ny anaranareo an :-*, aty amiko mivantana aloha fa ny adresy ny soirée mbola omena @ manaraka.
cielbleu : Nice 06000
colar: maka train anie dia tonga aty :wink:
92. anynenimalala ( 10/11/2006 14:48)
Izao manokana aloa dia mba te anatrika ny fiaonana reetra nefa to zary manofy ve satria aty @ faritany sa mba misy teny kely momban'izay
93. ftma ( 11/11/2006 11:55)
anynenimalala: afaka manao fihaonana anie nareo any @ faritany raha ohatra ka tsy afaka mandeha any @ fihaonan'ny namana any Tana.
Momba ny reveillon araka ny nolazaiko tery aloha miankina amin'ny isantsika ny participation (tsy mihoatra an'io 70 euros io) ka mba hahalala marina ny namana ho tonga dia tokony handefa 20 euros isan'olona.
Miankina amin'ny isantsika ny toerana hatoriana sy ny salle hanaovana ny fety ka ireo efa vonona ny handeha dia mba hamafiso ny reservation-nareo. Manorata aty amiko izay mila ny adresy handefasana ny participation.

94. infinity ( 23/11/2006 21:27)
Raikitr'io e!!! :D
95. ftma ( 23/11/2006 21:41)
infinity raikit'io e :D
raikit'io = infinity izany no hampadihy antsika ary dia hisaorana azy be dia be :-*
96. infinity ( 23/11/2006 22:01)
Hiaraka hitsena ny taona vaovao 2007 izany isika!:D
97. infinity ( 24/11/2006 12:21)
Fa : afaka mba ataonao mazavazava eto ve azafady ny adiresy hanaovana ny lanonana? merci!
98. ftma ( 25/11/2006 11:30)
infinity: alefako hafatra any @nao fa tsy afaka soratana eto.
Misaotra ireo izay efa nandefa participation, voaray soamantsara daholo.
99. infinity ( 26/11/2006 00:05)
Oki oki Ftma ! tsisy olana. :D
100. ftma ( 26/11/2006 21:12)
Infinity: rehefa misy manontany hoe aiza ilay fety dia ao Nice hoe :wink:
Miala-tsiny raha tsy afaka apetraka eto ny adresy fa izay mila dia afaka manoratra aty amiko, na afaka manome numero de téléphone dia afaka miantso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.835