reveilllon 2006 namana serasera

61. fijo ( 05/10/2006 21:06)
defa revy be izany no hiandry izay hoafaka ko
62. ftma ( 06/10/2006 09:28)
Nisy nanontany momba ny trasport, afaka miaraka mandeha izay mifanakaiky manao convoiturage ohatra ny samy ao Paris, ka ireo izay mikasa ny handeha fiara raha afaka manoratra aty amiko milaza ny toerana misy azy, na afaka mitondra namana sns... dia ireo tsy manana fiara ko milaza ny toerana misy azy sao misy afaka mitondra.
63. kelly13 ( 09/10/2006 19:32)
lasa tary @ i colar ny fanontaniko kle! ms bon no soucy!!!!
ftma: d io 70 euros io v klou tafiditra kou ny trano hatoriana sa hoe tsisy ankatory @ io fa 3 jours 3 nuits mifety fôna?
za klou d toundé tsoriko fa raha mande za d hanao touriste an hihihi!efa hitako iany i nice fa st tropez no mba tiko ho hita zao, asa hanao ahona ny andro!! za tsy mahavita manao kaly etc... zany :p fa rehefa hihinana le kaly kousa d presente za an!!! hé hé hé mdrr
64. rastafarai ( 09/10/2006 20:33)
Sali dahoul! Aona mo zany no tapaka farany fa mbola tsy d mazava tsara!?? Otrinona ny aloha d aiza no matory d aiza ny fotoana d rahoviana!? azafady mba mila fanazavana fanampiny fa tena mbola tsy mahazo tsara ny tenanay!
ftma: Elements=Ankizy z vonona handeha!
Zay fa mazotoa daholo! D omeo valiny mialoha hi-reservena train mialoha e! Misaotra e! V'loma dahoul
65. ftma ( 10/10/2006 08:25)
Kelly13: dia tsy hanasa lovia akory ve? tafiditra @ io 70 euros io ny trno hatoriana, mahazo manao fety foana dia tsy matory ka :wink:
rastafarai: efa naveriko nosoratana hoan'i Booboo io ko, ny 29 déc au 1 janvier aty Nice, momba ny fatoriana dia mbola miandry ny isan'ny namana marina ho avy.
Elements = ankizy vonona handeha: efa maromaro ka za ao anatiny :wink:
Tsara raha mba fatatra @ voalohan'ny volana novembre izay ho avy.
66. diamondra27 ( 10/10/2006 12:06)
de mazotoa daholo nareo fa mibosy zahay @io klé:cry::cry:

bonne année daholo de bizoroka be de be
:-*:-*:-*:-*:-*:*:*:*:*

67. fijo ( 10/10/2006 22:30)
za tena manahy ,fa ity resaka fianakams ity toa hamatotra ko
68. mbaliana ( 11/10/2006 09:54)
mamatotra ahona ae
69. ftma ( 11/10/2006 15:10)
diamondra27: dia iza indray izany no hanao jury @ ilay master?
mbaliana: efa miomana izany fa hamaha an'i fijo isika :wink:
70. fijo ( 11/10/2006 20:23)
vahao ny gadrako e
71. mbaliana ( 12/10/2006 10:04)
fijo ary hono hitsaoka ho any pars koa...
72. fijo ( 12/10/2006 20:16)
tsymitsoaka fa voasintona ka
73. mbaliana ( 13/10/2006 09:33)
:-Dnanararaotra mihitsy ...zara aza...:-D:-D
74. Tiks ( 13/10/2006 11:34)
manaona o any Nice aiza kay zany reveillon zany fa otrany mahalina e afaka mba hazavaina tsara ve de ahona sy ahona ny fandehany zao zany de tokony mba ho fantatra mantsy ahalalalana ny programme zay e veloma de misaotra betsaka bye
75. Samoana ( 13/10/2006 13:52)
Tiks/ Avy any Dago ve i tiks no hamonjy reveillon any Nice ? Tsara kosa izany =D
76. fijo ( 13/10/2006 20:26)
samoana ,i tiks anie efa eto marseille e.bandy tao amin'ny 67ha io.
77. kelly13 ( 18/10/2006 17:34)
fijo>nga elah any marseille??? hohohoho!!! d taiza tao 67ha i tiks hono?:lol:
78. fijo ( 18/10/2006 22:05)
teo akaikin'ny fanaovana boule ,le eo ambadiky ny magasinM
79. jonyrapida ( 20/10/2006 09:43)
:roll:
ftma:

Ny reveillon 2006 ny namana serasera dia atao any Nice ny 31 décembre 2006, ny fihaonana dia ataontsika manomboka ny 29 décembre ka atramin'ny 1 janvier hoan'ireo izay afaka tonga aloha.
Programmes:
- Ny 29 sy 30 décembre: mba mijerijery tanana isika (Monaco, Nice, Cannes, St Tropez, sns...) afaka mikorana kely ny alina.
Ny 31 décembre: alim-padihizana
ny 1 janvier: fiarahana misakafo atonadro hoan'izay tsy maika hody ny maraina.
Ny momba ny participation dia mbola ho lazaina amin'ny manaraka.


Izaho mipetraka eto NICE.
Raha misy azo hifanampiana dia vonona aho.
Maka sary no tena mba haiko raha ilaina izany
Video amateur koa tsy dia dondrona be
Jonyrapida




80. ftma ( 20/10/2006 10:26)
jonyrapida: misaotra anao mialoha, efa maromaro ihany isika eto Nice izany vonona ny hifanampy, lazaiko ianao rehefa misy fivoriana handaminana ny fikarakarana rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5319