reveilllon 2006 namana serasera

1. ftma ( 26/09/2006 19:02)
Ny reveillon 2006 ny namana serasera dia atao any Nice ny 31 décembre 2006, ny fihaonana dia ataontsika manomboka ny 29 décembre ka atramin'ny 1 janvier hoan'ireo izay afaka tonga aloha.
Programmes:
- Ny 29 sy 30 décembre: mba mijerijery tanana isika (Monaco, Nice, Cannes, St Tropez, sns...) afaka mikorana kely ny alina.
Ny 31 décembre: alim-padihizana
ny 1 janvier: fiarahana misakafo atonadro hoan'izay tsy maika hody ny maraina.
Ny momba ny participation dia mbola ho lazaina amin'ny manaraka.

répondu par mbaliana le 03/01/2007 14:00
2. sipagasy ( 26/09/2006 19:27)
mmhhhh hafana izy izany e!!!!

misaotra anao nanolotra akia zolie Fa annn fa tsy ho poinse @ izany e!!!

mahazahoa fahafinaretana daholo e!!!
3. fijo ( 26/09/2006 19:30)
handeha raha hafaka ka.
4. Fiffi ( 26/09/2006 19:34)
fety be indray zany ny anareo an! de mahavità soa eh!
5. colar ( 26/09/2006 19:54)
tena milay zany, tena ho avy ra ohatra ka ...ampy ny sosy,hahahhhahhah,miaraka am glita sy vazo b mandraparainandro,defa ijerevo toerana azo hivazavazana tsara e,tsisy sarkozy,lavitry ny gidragidra sns
6. Fiffi ( 26/09/2006 21:22)
:-D:-D:-D colar: nga matahotra an'i sarko ? :-D:-D
7. fijo ( 26/09/2006 21:55)
an an,tia revy tsotra fotsiny ka.
8. sasa ( 27/09/2006 05:06)
Fiffi f'angaha njy tsy handé any? sa kosa handé toerana hafa?
9. soanja ( 27/09/2006 06:09)
Sambatra ianareo e. Zahay dodo amin'io. :D:D Ataovy manja e.
10. ftma ( 27/09/2006 08:58)
io dray fijo efa eo akaiky kely eo de mbola hoe handeha raha afaka :wink:
soanja: fa maninona no hi dodo @ io?
11. booboo ( 27/09/2006 09:11)
Miandry ny andinindiny eeeeeeee
12. mandrindra ( 27/09/2006 09:41)
mahavita be fa tsy afaka ny ho any aloha amin'io
13. vakiniadiana ( 27/09/2006 10:28)
Tsara izany fandaharam-potoana izany, antsoina ihany ianareo raha mandalo any @ io e
14. majakely ( 27/09/2006 12:02)
Dj gasy sa vazah le hampandihy ???:)
15. hery ( 27/09/2006 12:27)
Ho avy (raha tsy misy sampona mazava ho azy)

Dia miandry ny andinindininy koa.

Sady efa manomana fikafika isankarazany tsy hampipetraka an'i booboo :lol:
16. booboo ( 27/09/2006 14:20)
hihihihihi :°)
17. colar ( 27/09/2006 17:09)
te hande fa mataotra sao vo boty eo, aleo eto antokotany mirevy milamina sy misotro tsara ko,fa de mirary fafinaretana ho anzay ho any e,de samy mba mitantara ny reviny eto avy eo, ny sary atao bobaka o
18. mbaliana ( 27/09/2006 19:00)
miandry ny andinindininy mba hanomanana .. mba aza atao ela loatra fa mbola hangonina :lol::lol:
19. diamondra27 ( 27/09/2006 19:17)
de 'za koa ve mahazo tonga sao de manaratsy ny ambiance any?
20. colar ( 27/09/2006 20:46)
nga misy tsy mahazo mande ,fa le izy v an mpikambana ihany sa afaka mandefa akama ny tenanay,hanafika,hiih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.466