reveilllon 2006 namana serasera

41. hery ( 02/10/2006 09:18)
ftma> mifandray ihany ilay izy. Ianao miteny ery @ voalohany hoe "Ny momba ny participation dia mbola ho lazaina amin'ny manaraka"... dia miandry an'io ny olona vao manapa-kevitra. Kanefa kay ilay participation miandry ny fahapahan-kevitry ny olona.

Raha azonao confirmer-na hoe ohatrinona ny maximum (io 70€ io ve) dia amin'izay azo lazaina hoe raha miha-betsaka ny ankizy dia mihena ve io sns... na hoe tonga dia fixer-na amin'io.
42. diamondra27 ( 02/10/2006 10:49)
ka io 70 € io ve tonga any sa départ paris?
De ralay ve ao @io sao dia tsy mahita azy any nefa izy sy ftma no aleha any :P8)8)8);-);-)

kestion adaladala ny ahy an, na koa hoe: adala mametraka kestion:-D:-D:fa maninona no any no atao le réveillon? (kestion fotsiny io mila valiny fa sao de misy mandray resaka hafa eo indray an!)
43. hery ( 02/10/2006 11:18)
diamondra27:

kestion adaladala ny ahy an, na koa hoe: adala mametraka kestion:-D:-D:fa maninona no any no atao le réveillon? (kestion fotsiny io mila valiny fa sao de misy mandray resaka hafa eo indray an!)


Satria ftma any Nice no mipetraka :-)

44. booboo ( 02/10/2006 11:52)
Ny ahy ilay andinindininy andrasako zao dia ny : toerana, zavatra ilaina, vola aloha, faharetany, ny afaka andrasaina anjara @ fanomanana (tsara raha lister-na hoe ireto aby no ilàna fanampiana @ fikarakarana raha) dia euh...zay ihany no tonga ato an-dohako klou hihihihihihi
45. Angie ( 02/10/2006 15:59)

Ary lasa malaza njay ity 70€ ty a. Avy aty @ fihaonana Rome no niatombohany iza no mahita raha ho tonga any @ fihaonana Dago kou io. Mazava ho azy 70€ ho an'ny namana avy any ivelany ihany mba ho fanohanana ny fihaonana sa aona?
:D
46. diamondra27 ( 02/10/2006 17:01)
hery: ah ok!mba lasa fotsiny ny fisainana t@iny an!

ftma: dia misaotra @ fikarakarana izany e!
aleo za hatao @ liste d'attente aloha fa tena mbola tsy fantatra tsara ny progany @io e!;-);-):-P
47. mbaliana ( 02/10/2006 18:13)
marina kosa ny tenin'i hery ... mila mijery tsara ny depense aloha vao manapakevitra ka...
48. ftma ( 02/10/2006 19:44)
Momba ny participation dia maximum io 70€, miankina @ isan'ny ankizy ihany io.
Booboo:
Toerana: Nice
zavatra ilaina: mbola tsy fatatra
Vola: 70 € maximum
faharetany: 3 nuits ( 29, 30, 31, décembre) mody ny 1 janvier hariva fa raha misy mbola te hijanona dia ho hita eo ihany.
Fanomanana: raisina daholo ny soso-kevitra momba ny soirée, ny sakafo, ny fitsangatsangana, sns, efa misy namana ho avy @ novembre hamolavola izay soso-kevitra voaray.
diamondra27: aty no atao fa aty mafana sady mba manao vacances kely e :wink:
Angie: marina ny anjy :wink: nisy namana nanome soso-kevitra aza hoe asiana rakitra rehefa mihaona anampiana ny serasera, hevitra mety aloha izany fa ho hita eo ihany
49. diamondra27 ( 02/10/2006 20:26)
ftma: asio éléction master serasera an :lol:
50. ftma ( 02/10/2006 21:03)
diamondra27: tonga dia lasanao ny 1er prix :wink: sarobidy anie izany diamondra izany e :lol:
51. rastafarai ( 02/10/2006 21:47)
Tsara kosa zany ko! Fa enga anie mba maromaro ny ho avy fa ra resaka 3 sy 4 fotsiny kosa tsy mety!mba ande ho any ko ny tenanay ra bobaka ny elements! mbola misy 3 mois latsaka hieritreretana e! Okay!
52. diamondra27 ( 02/10/2006 22:22)
ftma: master ho'aho fa tsy miss :-D:-D
sosokevitra daholo izany

master camping manko misy de mba ovaina indray hoe: master ny serasera. 'Za hanao jury fotsiny no atongavako any raha ilaina:wink:
53. ftma ( 03/10/2006 19:52)
rastafaria: inona izany elements bobaka izany?
diamondra27 aiza de ho jury fontsiny no hahatongavana aty e
Mba miteny aloha ihany izay handeha fa tsy mora anie ny manao zavatra e sady raha mandray train ianareo misy ny IDTGV mora raha reserver-na mialoha.
54. fijo ( 03/10/2006 22:52)
colar an aza mampatahotra letsy e
55. Samoana ( 04/10/2006 14:03)
ftma:

raha mandray train ianareo misy ny IDTGV mora raha reserver-na mialoha.


Ary misy car iarahana ve @ ilay mitety tanàna ( St-trop,Monaco,Cannes,...)?
56. glou ( 04/10/2006 15:08)

salama daolo! milay be zany programme ataon' ny fatma izany fa raha aty dago izany dia feno ny trano, ary izahay taty koa dia efa nahita ny fanomanana fety nataon' ny FA fa dia tena afa _po tanteraka ka mamporisika izay tsy manana programme any aminy any mba ho avy any fa mino aho fa hilay be , dia efa heno io 70€ io ka refa misy ny fihaonana aty Dago dia 70 € koa ny participation :P, mazotoa daholo dia mamporisika foana ny tenanay fa tsy mbola nisy fihaonana tsy milay zany eh
57. ftma ( 04/10/2006 18:34)
Samoana: miankina @ntsika io, afaka maka bus ko fa 1€30 makany Monaco,Cannes fa St-Tropez no mbola tsy haiko hoe ahoana.
glou koa manao dokambarotra eo :wink: nahafinaritra iny fihaonantsika iny ka fa raha tsy teo nareo namana tsy afaka nifaly ohatr'ireny
58. diamondra27 ( 05/10/2006 07:18)
glou: :-D:-D
asiana delestage kely kosa le prix raha any dago fa tsy 70€ e!;-);-) =))=))
59. fijo ( 05/10/2006 09:45)
aoka letsy glou an.
60. razafy4 ( 05/10/2006 18:23)
Salama jiaby ianareo namana . Ya izahy moa dia mirary soa ho anareo nrehetra namana izay manatrika an'io reveillon mafana any à Nice fa izahay aty dia tsy afaka é . Aleo @ manaraka indray ok !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1631