reveilllon 2006 namana serasera
21. fijo
(
27/09/2006 21:27)
ftma an,ka misy batisa efa homanina ko any desambara ka izay no hilazako hoe raha hafaka,fa olona avy any paris de aty no hoatao.ka tsy mbola haiko hoe ao anatin'io daty io ve???
23. diamondra27
(
28/09/2006 07:48)
fijo: tena batisa tena izy ve io e?
sa batisa oe: sambany vao tonga any?
sa batisa oe: sambany vao tonga any?
24. ftma
(
28/09/2006 07:52)
booboo: efa miandry anjy aho an
mbaliana: tsy ho ela ka efa manao compte za :wink:
diamondra27 manaratsy ambiance ahoana koa izany?
fijo: lazao aloha ihany raha afaka njy e
colar: mpikambana miaraka ny fianakaviany aloha fa raha tsy izany lasa tsy fetin'ny namana ilay izy.
Omeko amin'ny manaraka ny fandraisana anjara.

25. Samoana
(
28/09/2006 14:10)
ftma/ ndry ihany ve no miandraikitra ny hebergement @ ireo andro ireo sa samy mikarakara ny azy ? Mba mila andinindininy handaminana prôgany:wink:
fijo/ izay angà elà vô hatô batisa ?:lol:

26. diamondra27
(
28/09/2006 16:43)
fijo: nahita ilay hatsikana atsy ambadika momba ny lait pasteurisé de te-hatao batisa an!:-D:-D
ftma: mba manontany fotsiny za ka
afaka manome sosokevitra ve aloha @ le séjour sa ahoana e?
Rehefa avy mijery tanàna ka rehefa soirasoira iny de misy mivazo misy ny manao belote sy rami ary domy.
Misy ihany koa maman gatô sy mi-préparer dité mafana:wink: :-$:-$
Dia asiana raosy jamba sy jeu de cache-cache sa ahoana hoy 'nareo?
:-D:-D:-D
:-*:-*

27. fijo
(
28/09/2006 21:36)
batisa tena izy ka.ankizy avy any paris any,fa tsy tiandry zareo ato any le izy.
samoana,za efa mampanoa batisa izao ko
samoana,za efa mampanoa batisa izao ko
29. fijo
(
29/09/2006 21:19)
an an ,tany paris aho izao tonga satria hafaka,fa raha hafaka aho tonga foana ka.izay misy dite misy ahy e
31. ftma
(
30/09/2006 10:13)
Samoana: izaho no mitady ny hebergement ka ezahana miaraka daholo isika.Miankina @ isan'ny namana tonga ilay izy dia mbola tsy afaka manome prix aho aloha.
Diamondra27: mahazo mandro soso-kevitra ka mety tsara ireo nolazainao ireo
mbaliana: alaintsika any fijo raha tsy tonga :wink:

32. colar
(
30/09/2006 12:32)
za ra misy maka de hande,hahhahhhha, ho aiza amty tsisy sosy nefa e, aleo mirevy seul avec le silaka klo ka,
34. colar
(
30/09/2006 21:02)
mihetsika ela ra fijo fa ho avy ny nb midina a,aleo mitsoka ,hahahhahhhaha,migadra eo ela an
35. ftma
(
01/10/2006 18:53)
mbaliana: ok sady 2h en train fontsiny dia tonga any amin'i fijo :lol:
Ireo efa vonona ny hoavy sy nanolo-tena @ fikarakarana ( mpahandro sakafo, mpanadran-tsira :wink:, mpivazo sy mpikabary ...:wink:) hisaorana mihaloha :-*
Raha misy manana fanontaniana dia soraty eto na halefaso ao @ hafatra.

38. tovolahy007
(
02/10/2006 02:52)
Manahoana e!
Dia mba tiko koa ny mba milaza eto fa hisy fety @ 31 Dec ao Washington DC zay karakarainy Malagasy aty izy io,ka hoy aho hoe maninona ra mba atao andro iray hiaonantsika namana zay aty USA faritra Antsinana io fotoana io e,Dia mba @ zay no mba hiaonanany namana izay miserasera ato zany sy ireo zay mitsaty ko,satria toa mba misimisy iany reo namana aty ato @ serasera ato.
Ry cutie,ry Dude ary @ tsaty ary,i soanja koa tsy adino.
Hevitra iany ny ahy io fa de asakasaky isika e

39. fasaly
(
02/10/2006 06:09)
tovolahy007: mba torohevitra, raha tianao hisy hahita de atovy dinika manokana mitsy e! misy anzay cutie izay mantsy any:wink::lol:
40. ftma
(
02/10/2006 06:34)
fasaly, mbaliana: inona ny andinindininy ilainareo e?
Momba ny participation aloha dia mbola tsy fatatra raha tsy hay hoe eo @ firy eo ho eo ny ho avy, mino aho fa tsy mihoatra ny 70€.