reveilllon 2006 namana serasera

121. Ralay ( 15/12/2006 08:48)
ftma:Ka mba mila confirmation avy @ mbaliana zah anie hoe ho avy marina izy sa tsia fa isika sy njy anie mis au point generale fotsiny e.
Mbaliana: apetraho ao @hafatra ny date sy ny ora fa tsy tadidiko intsony ny nolazain'i ftma ahy.:wink:
122. mbaliana ( 15/12/2006 11:19)
Ftma> merci akia
ralay> hahahahahaha maninona nefa raha mba miteny hoe mba manoratà ho ahy ry mbaliana .. eo fa ataoko am-pifaliana e :-*:-*:-*

123. Ralay ( 15/12/2006 11:25)
mbaliana:Ao ary e mba anorato zah dia lazao ao ny date sy ny ora ahatongavanjy mba hitsenako anjy mba tsy ho diso fotoana e. De mba asio biz oroka kely :lol::-*
124. cutie ( 15/12/2006 21:22)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 15-12-2006 07:59:56
Lohateny : Re : reveilllon 2006 namana serasera
cutie: njy tsy ho avy de aleo aty no mivantana ko

tsss
tsy ho avy zany za :-D
125. Ralay ( 22/12/2006 07:26)
Aza mampiresaka moa ry cutie rehefa tsy ho avy sao dia miveltra fotsiny eo ny tapis rouge dia maloto indray avy eo :lol:
126. mbaliana ( 22/12/2006 11:57)
mividiana vaovao koa...
127. Ralay ( 26/12/2006 11:23)
Efa vonona izahay fa dia ilazana ireo namana rehetra izay nilaza ho avy tany amin'i Fa ka mbola tsy nanao izany mba hilaza ny date sy ny ora hahatongavany raha toa ka mila tsenainana eny @ gara na any@ aéroport.
Ametraho hafatra aho farafahatarany ny alakamisy 28/12/2006.
Misaotra mialoha dia mirary antsika namana rehetra hanao fety milay daholo.
Ralay.
128. ftma ( 26/12/2006 19:23)
Ralay: za mbola tsy vonona :wink:
Aza adino ny basquet fa handeha tongotra be isika an :wink:
129. Ralay ( 26/12/2006 19:49)
ftma: Izaho mpitsena vahiny anie zany izahay zany e :lol:
130. cutie ( 26/12/2006 23:36)
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 22-12-2006 08:26:38
Lohateny : Re : reveilllon 2006 namana serasera
Aza mampiresaka moa ry cutie rehefa tsy ho avy sao dia miveltra fotsiny eo ny tapis rouge dia maloto indray avy eo

Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 22-12-2006 12:57:10
Lohateny : Re : reveilllon 2006 namana serasera
mividiana vaovao koa...
Miverina ery ambony
131. mbaliana ( 27/12/2006 16:52)
cutie dia ahona le hafatra e... toa hadinonjy :-D:-D
132. booboo ( 27/12/2006 17:56)
Aza adino ny basquet fa handeha tongotra be isika an


sao hahafaty zany lé ? kamboko zany eeeeeeeeeeeeeee :°)

133. chipie1 ( 27/12/2006 18:58)
inn kay zany basquet ?:roll:
134. cutie ( 27/12/2006 20:29)
Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 27-12-2006 17:52:07
Lohateny : Re : reveilllon 2006 namana serasera
cutie dia ahona le hafatra e... toa hadinonjy

in le hafatra:roll::roll::roll:
135. ftma ( 27/12/2006 20:41)
chipie: kiraro :wink:
booboo: babena njy rehefa tsy maharaka :D
cutie: @ firy ny avion njy fa ralay efa vonona hitsena hono
136. cutie ( 27/12/2006 21:00)
ftma hay ve e :-D
@ 3 maraina we le 30 dec:lol:
137. Ralay ( 28/12/2006 11:04)
Aty amiko nomanoratra rah amila tsenaina ry cutie fa sao mihitsoka ao @ aéroport an :lol: na izany aza dia manaova fety sambatra njy e :-*
138. cutie ( 28/12/2006 11:48)
Ralay
nareo sy ftma efa samy akaiky any ihany ka in ny olana na any za no manoratra na any @ Ralay
:-D
Manaova fety sambatra e :-*
139. Ralay ( 28/12/2006 19:47)
Ataoko angamba fa tsy misy ho avy intsony ireo olona zay nilaza ho avy ka tokony ho tsenaina fa dia tapitra anio ny fisoratana anarana fa dia hanomboka rampitso ny fety ary efa misy ireo zay tonga anio alina sy rampitso maraina ka dia mirary ho an'ireo zay tsy afaka ny ho tonga hanao fety milay any @misy azy avy koa e. Ny manetsabe mbola ho avy ary ny lalao mbola ho ela. :lol:
140. mbaliana ( 28/12/2006 21:18)
cutie naverinjy ny teninay sy ralay nefa njy tsy namela hafatra akory koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1084