Te handray nefa tsy te hizara
81. Herimiafina
(
23/08/2006 20:13)
Merci hery! :)
I sipagasy ve le hitako teo iny e? Ary i Fiffi mba aiza ao amin'ilay vidaka e? :-*:)
I sipagasy ve le hitako teo iny e? Ary i Fiffi mba aiza ao amin'ilay vidaka e? :-*:)
83. Fiffi
(
23/08/2006 21:01)
Herimiafina::roll::roll:
Merci hery! :)
I sipagasy ve le hitako teo iny e? Ary i Fiffi mba aiza ao amin'ilay vidaka e? :-*:)
85. fijo
(
23/08/2006 22:27)
sasa sy mimich an,za indray hendry be ka,ny anay sy ry mandrindra dite ihany no mba nosotroinay tao.fa na ny apango aza tsy sahy nokasihina sao mifangaro.
fasaly an,tena hendry io ka
fasaly an,tena hendry io ka
87. vale
(
23/08/2006 23:05)
andry08::-D:-D:-D:-D ndry an, vao maikna za hinana nem sy salades foana sy samousa fa sao dia mba mety,:Pihihihihihi
Tsara foana kanjo na dia kely maso na mibaliaka toa ny masoandro aza, rehefa mahita tsara dia izay :)
88. vale
(
23/08/2006 23:10)
pissoa::-D:-D:-D:-D:-D:-D
Aiza kounkou i Hery ze miteny hoe avoahay eo zao :roll:
Ozizy hoe rehefa mangataka dia manome aloo!:-D:-D:-D
89. sasa
(
24/08/2006 04:20)
fijo d ho hitako eo ny fahendren'lah rehefa tonga aty elah am 2007 lesy :-D:-D
fasaly ka ny an'ahy izay efa hitako sary ihany no mba ampisehoako ny sariko koa , hi hihih betsaka ny tara amin'iny sary eo ambony fanjina iny akia koa :-*:-*:-*
hery saotra am le video fa mahafinaritra be.

90. Fiffi
(
24/08/2006 06:03)
fijo: de inona koh no tao anaty dité tao ? hummmm nisy citron kely sy vodka kely ve ? sady raha hasiana vodka ange de tsy hita ny lokony eh! :wink::-D:-D:-D
91. mimich
(
24/08/2006 06:49)
fijo> hendry ann!!! efa fantatra ihany enao raha vao reesaka kaly ka tsy miala ao an-dakozia na de tsy misotro ranon'apango aza !!!ny oll tsy bebe kibo foana fa ao raha . ny hendry manesika ihany :-D:-D:-D
mandrindra no tsy haiko
mandrindra no tsy haiko
92. mandrindra
(
24/08/2006 08:18)
fiffi, ilay dite tena tsisy fangarony mihitsy kaf, tena diétetika be
mimich, dia io ilay dite tsy mifangaro io no rano mahavelona fa saingy tsy ampy raha tsy asiana ventiny dia ny kaly izany. kofehy sy fanjaitra ireo ka mifampitaritarika tsy mifanary.
mimich, dia io ilay dite tsy mifangaro io no rano mahavelona fa saingy tsy ampy raha tsy asiana ventiny dia ny kaly izany. kofehy sy fanjaitra ireo ka mifampitaritarika tsy mifanary.
93. Fiffi
(
24/08/2006 08:37)
mandrindra: hummmm ! raha mba vhv no miteny an'io mba hatokisako hiany fa raha lhl kosa heu...:wink: indrindra raha misy fety be tahaka an'ireny ? (vazi2 ny ahy an):-D
94. mandrindra
(
24/08/2006 08:41)
fiffi, raha vehivavy dia matokisa, raha lehilahy dia minonoa fotsiny ihany
96. booboo
(
24/08/2006 09:32)
mimich > samy hendry aby reo no mitovy rano fisotro, rivotra fifoka sy kaly fihinana :-D:-D
sa tsy zay mandrindra ?
sa tsy zay mandrindra ?
99. mandrindra
(
24/08/2006 13:41)
booboo, ilay rôma fotsy kely mba nosotroina saika nahafanina mihitsy :-D:-D:-D
prime, tsy hummmm fa ham tonga dia any ambava daholo
mimich, minonoa hay fotsiny ihany hoa, kôzy e :wink::-D:-D
prime, tsy hummmm fa ham tonga dia any ambava daholo
mimich, minonoa hay fotsiny ihany hoa, kôzy e :wink::-D:-D

:-D:-D:-D