Te handray nefa tsy te hizara

61. sasa ( 23/08/2006 10:31)
zakoa efa nahita ny sarin'i fasaly e! manja beuuh sady bobaka beuh:-*:-*:-*
mimich ny trace njy koa anie hitako tsara mintsy e! hahahaha d ny pozinjy sns e :-D:-D aoka fotsiny fa za tsy hiteny tsony
62. fasaly ( 23/08/2006 10:37)
hummm! sasa: zà kou nanana chance mahitsy nahita ny sarinjy fa tena hummmmm dool an! merci an!:-*:-*:-*
sipa milay izy ka!:wink::-D injinja lay matory eo ambony fanjina lol:-D:-D
63. vale ( 23/08/2006 10:59)
fasaly>:wink::wink::-*:-*:-*:-*zany oe gasy fa ny maso ngamba ve no otrany aziatika:roll:? :wink::wink:
64. andry08 ( 23/08/2006 11:19)
Ka isika anie tia nem sy salady e! Ary ny sambos anie ka mahatonga io maso io e! hi!hi!hi!=))=))=))
65. booboo ( 23/08/2006 11:26)
:-D
66. vale ( 23/08/2006 11:29)
andry08: de ho izany ve?:roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:lol::lol::-D
67. andry08 ( 23/08/2006 11:30)
Tsara foana kanjo na dia kely maso na mibaliaka toa ny masoandro aza, rehefa mahita tsara dia izay :)
68. booboo ( 23/08/2006 11:34)
marina zay
69. vale ( 23/08/2006 11:35)
andry08:

Ka isika anie tia nem sy salady e! Ary ny sambos anie ka mahatonga io maso io e! hi!hi!hi!=))=))=))
:-D:-D:-D:-D:-D:lol:, fa dia ho izany ve?:-w:idea::idea::°)


70. andry08 ( 23/08/2006 12:06)
Izaho koa anie ka manao maso-kely rehefa tezitra na mihomehy e! Aza tezitra fa tsara anie ny nem sy salady e!:):*:*:*, nahabotrabotra knoa
71. Fiffi ( 23/08/2006 15:53)
zah indray efa nahita ny sariko ! :-D:-D:-D:-D:-D
72. booboo ( 23/08/2006 16:36)
:-D
73. Fiffi ( 23/08/2006 16:37)
:-D
74. kiali ( 23/08/2006 17:44)
vale waaaaaaa!!
75. hery ( 23/08/2006 18:09)
MIala any indray ny sary mitantara ny revy teto Roma e :-)
Ny anay tsy fafaina ny sary :-)

http://hery.blaogy.com/post/4/1696

Ny principe dia hoe firy ny nahita ny sarin-dRavalomanana... ary firy ny nahita ny sarin'i Elie Ravelomanantsoa... dia firy ny nahita ny sarin'i Rabilabila Jean-Robbert.
76. mandrindra ( 23/08/2006 19:13)
avoahy daholo izay sary rehetra eeee
77. pissoa ( 23/08/2006 19:26)
K'hita oa ... ny sary tamin'ny fihaonana mba avoahay daholo eeeeeee :-D:-D:-D

Eo zao dia misy te hibedy anah, tsssss :cry::cry::cry::-D
78. mandrindra ( 23/08/2006 19:31)
iza indray no hiberdy an'i pissoaaaako?:wink:
79. Fiffi ( 23/08/2006 19:37)
hummmmm milay eh! misaotra anao ry Hery sy Ralay an!:):-*
80. pissoa ( 23/08/2006 19:42)
mandrindra:

iza indray no hiberdy an'i pissoaaaako?:wink:
Te hibedy hoa tsy hoe hibedy fa mandrindrakoooooo :wink::-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0778