Te handray nefa tsy te hizara

21. diamondra27 ( 22/08/2006 11:05)
fiffi: de mahazo mitsaty avec webcam @ zay ve za:oops::oops:

tena nena njay akia tsy installer le webcam a!

fiffi: njy koa ngah tsy mety manome sary?:-D:-D
aza omena olona zany kambony ny sary, refa tsy tianjy apetraka ato @ serasera de aza apetraka.Aza matahotsa taimbava fa sahia manao TSIA :-D:-D


hery: fa nisy fiovàna kosa le ao @ sary rehetra an! misy hoe: serasera daholo ery ambany ery, wééééé=D=D=D
nisy nanao copie ngah hono sa nisy bedy ?
22. boubounezy ( 22/08/2006 11:13)
hery aleo alou za mba isaina kely ndray eto ka!!:^) marin'e! ^to marina be zany.
23. belahasa ( 22/08/2006 11:22)
za ndray manana sira de manisy sira no mba haiko fa tsy mitady sira.

!hafa mitsy
24. mamzelkely ( 22/08/2006 12:28)
sasa oki aza mody atao hoe za ko ny sariko efa nisy nahita ihany teto am serasera fa zay mampiseho anah de ampisehoko ko :°)
25. mimich ( 22/08/2006 12:34)
hery:

Dia hovelabelarina indray ve? Toetra mpahazo antsika rehetra io tsinona... samy voa sy samy mamely daholo :-)
Ohatra fotsiny.
Sarobabay izay voa aza tezitra :-)

Te ho top bizou... kanefa matity biz'oroka
Te hanana ny adiresin'ny namana rehetra... kanefa zara raha manome solonanarana.
Te hijery ny sarin'ny namana rehetra mihitsy... kanefa tsy te ho hita, na dia an-tsary aza.
Rehefa misy fihaonana dia hoe sary e, sary e... kanefa rehefa sendra nanatrika fihaonana dia hoe "aza aseho ny sariko azafady an" :-)
Te handray foana... kanefa tsy mba mizara mihitsy.

Ny moraly?
Izay afafy ihany no jinjaina e
Izay atolotra ihany no raisina
Izay tianao hataon'ny olona aminao no ataovy amin'ny olona



marina zany ka
za zao an!! ao anatin'ilay tsy tia mametraka sary eto, saingy toa efa nisy sariko andehandeha ihany tany ho any
fa za aloha tsy de mpila vanina amin'ilay fitadiavana sary ee, zay fotsiny ze misy eo ifaliana rehefa tsy misy moa dia mainona amin'ny fitantarana an-tsoratra.
26. petitpoucet ( 22/08/2006 12:35)
zah ndray manana vatokely bdb ka ra mba misy te hifanakalo vatokely de vonona zah

:-*

27. mandrindra ( 22/08/2006 14:21)
izaho aloha tsy mbola nametraka sary teto. ary tsy haiko na hametraka na tsia fa mbola tsy nanontany tena aho mikasika an'io.
fa amiko aloha rehefa amandeha amin'ny fihaonana ka azo sary dia tsy hitako izay olana. raha tsy tiana ho hitan'ny hafa ny tarehy maninona no mandeha any amin'ny fihaonana.
dia mbola amiko manokana aloha na miseho aza ny sary tsy dia hitako izay olana satrai tsy mampiova n'inn eo amin'ny fianana anie izany e. izaho na misy mahita ny sariko na tsia dia mbola hisotro dité foana, ary mbola hivazivazy foana, dia mbola ho serie foana ihany koa.
ka aza dia maka sarotra ry zareo famisy blema manahirana noho izany a.
28. pissoa ( 22/08/2006 14:29)
mandrindra:
izaho aloha tsy mbola nametraka sary teto. ary tsy haiko na hametraka na tsia fa mbola tsy nanontany tena aho mikasika an'io.

Mametraha fa zah te hijery :°):-D:-D:-D
29. mandrindra ( 22/08/2006 14:46)
tsy manana sary:°)
30. nolalaina ( 22/08/2006 15:14)
Tena marina no lazainy hery!! :P
nareo zé T ahazo bizoroka sy hafatra reo .... mba mandefasa de mahazo !! :°)
Ty ny ahy ho anlà na njy mamaky io!! :*

hihihi ary za tena ao anatin'lé lazain'i hery an!!
j'assuuuuuuume!! hihihihi
31. diamondra27 ( 22/08/2006 15:33)
mandrindra: tsy maninona fa misy sary any
sarinao mihitsy no azon'i paparazzi any hitako , de hivoaka koa iny zao ,;-);-);-)
sady @izay tsy ianao irery fa i fijo koa :-D:-D,
manao T- shirt fotsy hihihi
32. booboo ( 22/08/2006 15:34)
diamondra27 > efa nivoaka azany fa hitako ao hihihihihihi
33. mandrindra ( 22/08/2006 15:39)
diamondra27, ianao izao nahita ny sariko fa zah tsy nahita anao akory:wink:. fa tsisy koi zany ka.
34. mandrindra ( 22/08/2006 15:40)
oay le votsitra, fa koboko koa ilay mamarazzi:-D:-D
35. diamondra27 ( 22/08/2006 16:12)
ao ihany ny sariko ka ,de match nul zany e!
36. nolalaina ( 22/08/2006 16:24)
Tsy maintsy andé hijery sary ndray zany kouuuu!! :wink:
A plus doly ndray é!! :°)
37. Fiffi ( 22/08/2006 16:34)
hummmm! de miandry andry zany zah ry diamondra an!

mandrindra: andraso kely tsikiloviko io an! :-D
38. kiali ( 22/08/2006 16:37)
havoay amizay aza le sary fa efa masaka zay ny resaka! pissoa? fiffi?diamondra (efa hitako sady manja be),mandrindra?nolalaina?sasa (efa hitako fa manja be koa)sns.... havoay wa an! tezitra eo i hery!:-D:-D
39. pissoa ( 22/08/2006 16:42)
Aiza kounkou i Hery ze miteny hoe avoahay eo zao :roll:

Ozizy hoe rehefa mangataka dia manome aloo! :-D:-D:-D
40. vale ( 22/08/2006 16:43)
zay tsy mametraka sary rehetra zany andao tsy hijery sary e, de samy vita:lol::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.07