Te handray nefa tsy te hizara

41. vale ( 22/08/2006 16:47)
sangy zany an:wink:, fa za klo manome an,zay mangataka a, fa ny namana ihany aloh fa euuuuu:oops:
42. vale ( 22/08/2006 16:49)
kiali:

havoay amizay aza le sary fa efa masaka zay ny resaka! pissoa? fiffi?diamondra (efa hitako sady manja be),mandrindra?nolalaina?sasa (efa hitako fa manja be koa)sns.... havoay wa an! tezitra eo i hery!:-D:-D
kiali::°), toi no tsy te hangataka koh!:-D:-D:°)


43. fijo ( 22/08/2006 17:21)
avy dia abohay daholo ny sary ry hery dia vita an,revy be ireny ve hoafenina any,fa tsssssss,ny ahy na asiana PS iny na tsia tsy olana amiko fa za koa faly tany dia nilay ka.
ary avohay ny saryyyyyyyy eeeeeeeeeeeeee
44. Fiffi ( 22/08/2006 17:38)
:-D:-D:-D:-D
45. kiali ( 22/08/2006 17:41)
havohay wa an!tezitra eo i hery:lol::lol:
ba ataovy namana akia zah vale an!
46. Fiffi ( 22/08/2006 18:06)
tsy tezitra zany i Hery eh! :-D:-D
47. Herimiafina ( 22/08/2006 19:34)
Misy ny te handray nefa tsy te hizara.
Misy ny tsy te handray fa te hizara fotsiny.
Misy indray koa ny sady tsy te handray no tsy te hizara.

Aiza amin'ireo no misy anao? :-w
48. belahasa ( 22/08/2006 19:48)
misy amin'ireo manao njainjay

aiza amin'io ny misy anao?:-D:-D:-D
49. Bakobako2 ( 22/08/2006 19:48)
izy telo vavy,:-D:-D samy tsisy tiko fa samy matavy
50. fasaly ( 22/08/2006 20:10)
fijo:

avy dia abohay daholo ny sary ry hery dia vita an,revy be ireny ve hoafenina any,fa tsssssss,ny ahy na asiana PS iny na tsia tsy olana amiko fa za koa faly tany dia nilay ka.
ary avohay ny saryyyyyyyy eeeeeeeeeeeeee


za kou torakizany ka!
hummm hitako tsara ao mitsy enao ry virja hiyhih mody hendry be an!:wink:
51. Herimiafina ( 22/08/2006 20:34)
Mety tena hendry sy virja kosa izy e! :-D:roll:
52. vale ( 23/08/2006 00:23)
mba ampazahoy resaka ry reto fa tsiary naharaka an,zany zay e? :roll:misy ifandraisan,ny sary sy ny points ve zany aloha e?:^) tena very tteraka ny tenanay:-D:-D:^)
53. vale ( 23/08/2006 00:25)
kiali:

havohay wa an!tezitra eo i hery:lol::lol:
ba ataovy namana akia zah vale an!

:lol::lol::-D:-D:-D:wink::wink::}


54. Herimiafina ( 23/08/2006 00:25)
Ary aiza ilay sarin'i vale tato fahiny iny e? :^):-*
55. vale ( 23/08/2006 00:33)
:wink::-w:-$:-$:-$:wink::-*:-*
56. sasa ( 23/08/2006 04:02)
kiali :-$:-$:-$ aza miteniteny rehefa nahita elah fa inona ary ity, sady elah koa efa hitako e!
Mimich sy mamzelkely na tsy mametaka sary ao aza efa haiko tsianjery hi hi hi hihihihi satria efa hitako tamatetika.
fijo le virja malaza mintsy elah za koa nahita e!
57. mimich ( 23/08/2006 07:20)
sasa> njy ko na tsy mametaka sary aza efa haiko tsianjery njy sy ny lalana falehan-njy hihihihihihihi, sns eeeeeeeeeeeee, de mamz koa , na de maso ihany aza no sary avoakany ato de efa haiko ny tohiny :lol::lol:
fa i fijo , ny sarin'ny somary be kibo io :roll::roll:fotsiny no efa hita fa iza tsa mbola hita fa am herintaona angamba am le fihaonana aty dago hihih
58. dadabe ( 23/08/2006 09:28)
hoy ny size

"te handray nefa tsy te hizara "

marina io satria na ny sefo aza manivana size :roll:sady mamafa size an'i dadabe :-D:-D
59. Fiffi ( 23/08/2006 09:53)
:roll:
60. fasaly ( 23/08/2006 10:10)
hummm! zà klou efa nahita ny sarin'i vale fa typik aziatik izy e! hummmmm! sekiré anay roa ihany ho anzay tsy mbola nahita azy:wink:
vale:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082