Te handray nefa tsy te hizara

101. vale ( 24/08/2006 21:06)
:lol::lol::oops:
102. fijo ( 24/08/2006 21:14)
efa milaza ny marina ve nama izahay ,dia mbola mila an'i booboo nareo vao mino le;matoria fotsiny ihany wa
103. Fiffi ( 24/08/2006 21:23)
fijo kooo ! mba mivazi2 kosa akia an! :):-*
104. mimich ( 25/08/2006 06:08)
ie mino am zay za ka , tena nahazo dité mafana marina fijo sy mandrindra raha tsy zany ve hiteny we" matoria fotsiny ihany wa " sy we " minonoa hay fotsiny ihany hoa, kôzy e ":-D:-D:-D:-D
105. mandrindra ( 25/08/2006 10:34)
dite spesialy io, mangatsiaka ivelany fa mafana anatiny :-D:-D:-D
106. kiali ( 25/08/2006 19:16)
efa naman'i vale ve zah eh?
107. vale ( 26/08/2006 12:29)
kiali: efa mpinamana tsika nie zao koh!:roll:
108. kiali ( 26/08/2006 21:39)
vale:kiiiii
109. sasa ( 28/08/2006 05:02)
mimich rehefa tonga aty akia i fijo io d ampisotrointsika an'le dité malaza aty, le dité nentinjy nody nandritra ny andro maromaro iny fa tonga d tamana io.
Mandrindray otran'ny mba tiako handramana le dité mampafana anaty izany koa.:-D:-D
110. mimich ( 28/08/2006 06:58)
mandrndra>:-D:-D:ny dite avy any aminay no mety tsy zakanao satria tsy mahazatra anao
111. mandrindra ( 28/08/2006 12:47)
sasa, mbola ho avy izany ny fotoana hampanandramako anao azy:wink:

mimich, tsy zakako ahoana ny dité avy any aminareo? mavesatra be angaha?:-D:-D
112. Fiffi ( 28/08/2006 17:18)
mandrindra: inona ity dité mavesata be ?
113. mandrindra ( 29/08/2006 08:49)
latsaka ny r fa azafady e, mavesatra fa tsy mavesata:lol:
114. mimich ( 29/08/2006 12:47)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 28-08-2006 19:18:10
Lohateny : Re : Te handray nefa tsy te hizara
mandrindra: inona ity dité mavesata be ?

Miverina ery ambony
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-08-2006 10:49:30
Lohateny : Re : Te handray nefa tsy te hizara
latsaka ny r fa azafady e, mavesatra fa tsy mavesata

hummm mitady ho oll 1 fiffi mandrindra marina!! mifantsy ny diso eto hihih

mandrindra> ie , mavesatra b hihihihi
115. prime ( 30/08/2006 12:31)
Hummmm...:-w:-D:-D:-D
116. Fiffi ( 30/08/2006 16:08)
:-D:-D:-D mba nisy hadisoana kosa eh! mavesatRa :-D
117. fijo ( 30/08/2006 22:31)
za koa hafaka manome dite fafana anaty an;
118. mandrindra ( 01/09/2006 11:03)
mimich, firy kilao?:wink:
119. prime ( 05/09/2006 13:45)
Fa tsara koa ny manome ary tena milay b lavitra noho ilay mandray... rehefa tena jerena ny "echelle de satisfaction" ao anaty rehefa atao tena hummmm... (l)hafa ny manome...:-P
120. mimich ( 05/09/2006 13:56)
mandrindra> za alou mbola tsy nandanja ee
prime> marina zany eeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6959