Te handray nefa tsy te hizara

121. mandrindra ( 07/09/2006 14:49)
mimich, lanjao ihany aloha hamisavisana an'izany e

prime, te' hizara indray an
122. mimich ( 08/09/2006 07:00)
mandrindra> mille kilao angamba hihih
123. fijo ( 08/09/2006 22:17)
efa voalanja ve izany sa tombana?
124. mimich ( 11/09/2006 09:08)
tombana voalanja
125. mandrindra ( 12/09/2006 11:04)
tombana zakako izany
126. Fiffi ( 17/09/2006 06:57)
prime:
Fa tsara koa ny manome ary tena milay b lavitra noho ilay mandray... rehefa tena jerena ny "echelle de satisfaction" ao anaty rehefa atao tena hummmm... (l)hafa ny manome...:-P
ny fo faly hoe mba nanome ! mihombon-kevitra @ nao aloha zah ry prime an!


127. prime ( 20/09/2006 13:42)
fiffi> f'angaha fiffi tsy miombon-kevitra amiko foana?...:lol:
mandrindra> mizara in indray ary no eritreretin'ny papa ao...:-P:-D:-D
128. mandrindra ( 21/09/2006 09:19)
prime, mizara izay hanana ka:°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1053