sarotra be le mitia
44. Herimiafina
(
17/08/2006 20:50)
Dia mahafaly ve izany klé? Tandremo fa misy ny loi de Karma! :wink:
50. Herimiafina
(
17/08/2006 21:11)
I cutie konkou zany! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m449bf9f85404e
54. bmw307
(
17/08/2006 22:42)
tena grave marina kay ity mitia ity an!diamondra tadidinao ny vahaolana nomenao ahy any @ antson'i fo iny de indro fa averiko aminao izy androany "avia manantona ahy de tiavo aho fa hoitanao fa mora ihany ilay mitia"(l):?:
55. arson
(
18/08/2006 08:17)
tsy mora2 tokoa ity mitia ity nefa lalampiainana tsy maintsy arahina zany ho anireo izay mitia.
Ireo zavatra be2 tanisaini diamondra ireo kosa anie tsy hoe forcena anao ireo fa tokony ho tonga hoazy eo @ fihetsikao sy ny fiteninao ireo e! sady zao koe soratana le izy de otrany sarotra fa refe tena tonga eo anie otrany tsisy dikany e!mande ho azy fotsiny toy ny mihinambary sady tsy hita akory hoe nanao ity za na iroa.
Ireo zavatra be2 tanisaini diamondra ireo kosa anie tsy hoe forcena anao ireo fa tokony ho tonga hoazy eo @ fihetsikao sy ny fiteninao ireo e! sady zao koe soratana le izy de otrany sarotra fa refe tena tonga eo anie otrany tsisy dikany e!mande ho azy fotsiny toy ny mihinambary sady tsy hita akory hoe nanao ity za na iroa.
56. namanao
(
18/08/2006 08:32)
mamzelkely:
za ko alou de mitovitovy am kelly io ihany ny toetrako fa ts midika akory zany we ts de tia za, au contraire ra ts nanao an zany toetra zany za de efa lasa efa hatram ela lery io marina e mbô etsy ny tanako fa za nandefitra fôna talou de nararaotina de nony ts nandefitra trony za de lasa naharitra le fitiavana :lol:
Fandeferana ry namako tsy midika hoe fitondrana tahaka ny mety le ataon'le anakiray. Amiko, mandefitra ianao(tsy manasazy, tsy miady, sns) fa kosa milaza aminy rehefa tony tsara ny andaniny hoe: iny nataonao iny kosa ange tsy de nety eh satria zao sy zao ary tokony zao zao no nataonao sa ahoana hoy ianao?
57. arson
(
18/08/2006 08:44)
mila fifanazavana fona zany eo @ fiainana e! na tsy resaka fitiavanolondroa ihany aza.
58. diamondra27
(
18/08/2006 09:01)
Mpandefa : bmw307 [ Valio ] 18-08-2006 09:42:12
Lohateny : Re : sarotra be le mitia
tena grave marina kay ity mitia ity an!diamondra tadidinao ny vahaolana nomenao ahy any @ antson'i fo iny de indro fa averiko aminao izy androany "avia manantona ahy de tiavo aho fa hoitanao fa mora ihany ilay mitia"
taiza ho aiza kay za no niteny an'io ry bmw? tena tratran'ny trou de mémoire za!
HM : ny anao kosa de tena eritreritra hafa e:
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 18-08-2006 07:31:28
Lohateny : Re : sarotra be le mitia
O ry tonaka an! Rah hoy znay ra-Zilena hoe vadio ny ganaganako raha tena tia ahy ianao dai vadiko kou ve kle, satria hoe tiko ra-Zilena? Sao lahy dia efa hadalana izany fa tsy fitiavana tsotry?
Olona tianao ve de asainao miray @ ganagana?
DONC midika avy hatrany izany fa tsy fitiavana kosa e!
raha tsy reny zoophilie reny koa!
arson: ka ireo no atao hoe: fitiavana tanteraka hono koa,
fa de sarotra ny manatanteraka an'ireo rehetra ireo aloha , marina mitsy ny voalazanao
oui, mila communication sy fanazavana refa mitia=D=D