sarotra be le mitia
101. Herimiafina
(
23/08/2006 18:47)
Misy karazana basy mahery vaika kokoa anie ry pissoa e! "lavage de cerveau" no anarany, hehehehe=))=))
102. pissoa
(
23/08/2006 18:54)
Dia sanatria ve mpanao lavage de cerveau ny fiheverana ny RAD mananatra :roll:
103. Herimiafina
(
23/08/2006 18:58)
Tsy misy milaza izay tsy nambara mihintsy teo, misy RAR sasany manao lavazy, misy indray tsy manao fa safidinjanany ny nanambady ny natolotra azy. fa tsy hoe tsy maintsy safidy avokoa na tsy maintsy lavage de cerveau avokoa. :-D
Ny fanandevozana sy ny varo-janaka izao ve nisy safidy tao ambadika! :-D
Ny fanandevozana sy ny varo-janaka izao ve nisy safidy tao ambadika! :-D
104. pissoa
(
23/08/2006 19:38)
Ny mety mitranga dia miteny fotsiny ny RAD fa ny zanaka no mandray azy ho lavazy. :-D:-D:-D
Raha ianao ve no tenenina hoe amidy amin'izao taonanao efa hanambady izao dia mbola hiteny hoe tsy nanan-tsafidy ihany? :-D:-D:-D
Raha ianao ve no tenenina hoe amidy amin'izao taonanao efa hanambady izao dia mbola hiteny hoe tsy nanan-tsafidy ihany? :-D:-D:-D
105. Herimiafina
(
23/08/2006 20:02)
Eeeeeeh, raha niteny fotsiny daholo moa ny RAR dia tena lasa paradisa ny tany marina. Saingy indrisy fa misy ny tsy ankiteny zanaka akoriny aza fa tonga dia lasa izao, vadio Mr rajako be saosy, sns....
mahatsiaro ilay mpiasakelinay fahiny zah fony mbola nandika lalàna nampiasa zaza tsy ampy taona fa tsy nahafantatra, tonga ny rabaininy haka azy fa nalain'i ratrema mpivanga hena ho vady hono rakala. Gravy an! :-*:^)

106. pissoa
(
23/08/2006 20:11)
HM:=))=))=))=))=))=))=))
Saingy indrisy fa misy ny tsy ankiteny zanaka akoriny aza fa tonga dia lasa izao, vadio Mr rajako be saosy, sns....
108. booboo
(
24/08/2006 06:37)
Aafaka tiavina daholo i babay sy roa vohitra
Herimiafina > Babay sy Lohavohitra no izy :wink:.
110. mzksoa
(
24/08/2006 11:39)
diamondra27:
ireto daholo hono no vokany sy tokony ho izy : de ahoana ny hevitrareo?
Ny fitiavana dia:
maharipo,
mora fanahy
tsy mialona
tsy mirehareha
tsy mieboebo
tsy manao izay tsy mahamendrika
tsy mitady ny azy = égïste)
tsy mora sosotra
tsy manao otripo
tsy mifaly @ tsy fahamarinana
miara-mifaly @ fahamarinana
mandefitra ny zavatra rehetra
mino ny zavatra rehetra
manantena ny zavatra rehetra
maharitra ny zavatra rehetra
misaotra naonratran'ity tato fa tena eo am-piresolvevana olana ara-pitiavana mits zay zao
tena tsy mana-pitiavana zany ra io ezaka be @ lé namana tery aloha
111. cutie
(
24/08/2006 22:02)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 24-08-2006 11:24:59
Lohateny : Re : sarotra be le mitia
sarotra be le mitia satria samy be siasia!
sarotra ny mitia refa enao no manasarotra azy :lol:
112. Fiffi
(
25/08/2006 05:43)
cutie: an3 ! tsy zah irery kah! fa matoa sarotra le mitia de samy be siasia hoa ! tsy avy @ olona 1 hiany no mahatonga an'io fahasarotana io fa izy 2.
113. bobone
(
25/08/2006 12:57)
:D:D:) eny akia fa izao miakina @ izy roa ihany io ka ! eo no maha sarotra azy na tsy!
Fa raha io soratra Masina io aloha de mavandy izay milaza fa tanterany e!tsy maintsy misy latsaka amin'ireo!
merci akia!:):)
Fa raha io soratra Masina io aloha de mavandy izay milaza fa tanterany e!tsy maintsy misy latsaka amin'ireo!
merci akia!:):)
114. diamondra27
(
25/08/2006 13:07)
bobone: 'zany nge ho'aho e! tena raha ampiarahina ireo de sarotra be
ohatra indray @ le oe: "tsy mitady ny azy", :-w:-w en général ze mahasoa anao aloha vao ny hafa, refa mba metimety ianao vao afaka mizara fa raha ianao aza tsy manana de tsy afaka ny hizara, de 'zay le hanaovako hoe: sarotra le izy.Misy olona tsy nahazo fitiavana, tambitamby t@ fahazazany, ahoana ny fomba ataony hizarany izany rehefa lebe(refa mananjanaka) izy?
Mba omeo hevitra oe: ry 'reto

116. cutie
(
25/08/2006 20:52)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 25-08-2006 07:43:50
Lohateny : Re : sarotra be le mitia
cutie: an3 ! tsy zah irery kah! fa matoa sarotra le mitia de samy be siasia hoa ! tsy avy @ olona 1 hiany no mahatonga an'io fahasarotana io fa izy 2.
tsy njy ange no nolazaiko e
le we samy be siasia le manasarotra lazaiko zany.
117. bobone
(
28/08/2006 05:20)
:):)tena marinamihitsy io tenin-dry io ry Diamondra hoe" misy olona tsy nahazo fitiavana! t@ fahazazany!
mety kamboty kely izy na manana Ray amandreny ihany fa sahirana ! lany @ fitadiavana ny androtokom-piainana! kanefa tsy viatery hoe mety ianao vao afaka mizara e! na tsy manana homena aza de miara-mimbom-bavaka de efa efa mizara izay ! sa ahona hoy in-dry!:)

118. dolby
(
28/08/2006 07:45)
Misaotra an'i diamondra aloha nametraka an'ireo. Fa ampiako kely koa hoe amiko ny fitiavana dia zavatra tsy mila eritreretina fa izay vokatry ny fo, izay zavatra tsy dinihin'ny saina ela be fa miainga any anaty tampoka, tonga dia voarakotra ho azy ireo lisitra ireo.
120. diamondra27
(
29/08/2006 08:37)
dolby: tsy misy fisaorana e!
ny fitiavana na fankahalàna dia avy ao @ fo daholo, fa tsaratsara kokoa io hoe:
fomena:;-)
bobone:de refa mivavaka dia misy fiovàna eo @ fiainana:lol:
ny fitiavana na fankahalàna dia avy ao @ fo daholo, fa tsaratsara kokoa io hoe:
Fa ampiako kely koa hoe amiko ny fitiavana dia zavatra tsy mila eritreretina fa izay vokatry ny fo, izay zavatra tsy dinihin'ny saina ela be fa miainga any anaty tampoka, tonga dia voarakotra ho azy ireo lisitra ireo.
fomena:;-)
bobone:de refa mivavaka dia misy fiovàna eo @ fiainana:lol: