sarotra be le mitia

1. diamondra27 ( 16/08/2006 06:46)
ireto daholo hono no vokany sy tokony ho izy : de ahoana ny hevitrareo?

Ny fitiavana dia:
maharipo,
mora fanahy
tsy mialona
tsy mirehareha
tsy mieboebo
tsy manao izay tsy mahamendrika
tsy mitady ny azy = égïste)
tsy mora sosotra
tsy manao otripo
tsy mifaly @ tsy fahamarinana
miara-mifaly @ fahamarinana
mandefitra ny zavatra rehetra
mino ny zavatra rehetra
manantena ny zavatra rehetra
maharitra ny zavatra rehetra

novalian'i bmw307 ny 11/09/2006 17:21
2. diamondra27 ( 16/08/2006 06:50)
Raha ireo izany no atao hoe: FITIAVANA" de tena mbola ezaka be:-w:-w
le fandeferana @ zavatra rehetra , hummmm pas un seul truc fa hoe: tous, ay ay ay

de oe: tokony tsy ho sosotra nefa le olona tianao nanao zavatra tsy nety :-w:-w:-w

etc....
asio koms kely raha azo atao
merci
3. Fiffi ( 16/08/2006 07:29)
diamondra27:

mandefitra ny zavatra rehetra
mino ny zavatra rehetra
ireo kosa aloha de mila tena dinihina tsara fa le hoe handefitra @ zavatra rehetra kosa aloha heu...de hahzo ny rariny foana ve zany ny hankilany ?
le mino ny zavatra rehetra koh ! heu..ça dépend hoe inona ?


4. mimich ( 16/08/2006 07:34)
fiffi>ka raha samy tena mieritreritra ny tsi-1-1 we raha samy tia dia samy tokony handefitra de mety ilay izy , saingy tsy izay matetika ny zava-misy hany ka tena mahatsiaro maharary foana ilay iray mandefitra
5. diamondra27 ( 16/08/2006 07:39)
fiffi: sarotra be oa, mila dinihina mitsy

mimich:ié, zay koa ny cas miseho de sarotra be
oé refa tia izany de samy mandefitra , nefa tsy maintsy misy anankiray ao manana +++ zavatra takiana, de ezaka be koa, farany kivy le olona miezaka
6. sarobidy ( 16/08/2006 08:50)
mimich< marina mihitsy aloha zany tenenindry zany e saingy refa tia koa nge de tsy maintsy miaritra retraretra e! sa inna re no tokony hoteneniko hihihi
7. PRUVOT ( 16/08/2006 08:59)
Io anie tsisy miara tafalatsaka zany mitsy e. Ra ohatra mikifa ny ray de na misalasala na matahotra ny tiavina. Miandry ny lahatra sisa, de ze fahendany eo fahendany sa ahona. Za de manaiky mitsy oe sarotra ny mitia. ^:^
8. diamondra27 ( 16/08/2006 09:17)
sarobidy: raha miaritra retraretra de un jour ça pète an! de iny le gravy


pruvot: tsy azoko tsara le oe iray tafalatsaka
9. kelly13 ( 16/08/2006 09:25)
nefa refa tena mifankatia hono tsy mety raha tsy miady d aôna zany? za klou d je suis le genre tsy manaiky diso eh (na d diso aza d tsy manaiky, hihihi)d izy c le genre a tjs man,defitra!!! hum mila mieritreritra kely za zany kle hihihi:oops: :oops:
10. diamondra27 ( 16/08/2006 09:49)
kelly: ié; mbola tsy tena tia njy zany an! ovay haingana,
andramo aloha zany hoe: mandefitra izany de ho hita eo ny tsirony e!
11. mamzelkely ( 16/08/2006 11:26)
za ko alou de mitovitovy am kelly io ihany ny toetrako fa ts midika akory zany we ts de tia za, au contraire ra ts nanao an zany toetra zany za de efa lasa efa hatram ela lery io marina e mbô etsy ny tanako fa za nandefitra fôna talou de nararaotina de nony ts nandefitra trony za de lasa naharitra le fitiavana :lol:
12. majesty ( 16/08/2006 11:58)
zany v de sarotra,raha mbola eto an-tany ntsika dia tsy ho tanteraka mihitsy dia noho izany tsy maintsy misy kilema kely foana donc tsy ho ary hanana avokoa reo toetra vokatry ny fitiavana voatanisa ery ambony ireo fa zao fotsiny hoe mazotoa mianatra mitia fa aza éxagéréna be loatra ny fiainana:D
13. Fiffi ( 16/08/2006 13:20)
sarotra hoa an! na de manao effort be tahaka ny inona aza ianao , tsy maintsy mboa misy...zavatra tsy mety foana an!
14. dadabe ( 16/08/2006 15:03)
:-w:-w:-w
15. Zina ( 16/08/2006 16:01)
sarotra be ny mitia ka tsy ho tanteraka mihitsy ireo rehetra ireo...fa dia mihezaka fotsiny e...

No sady ankehitriny izany fitiavana zany tena hafa mihitsy... Zay aloha no fantatro e
16. Fiffi ( 16/08/2006 16:31)
zay indrindra manko! na manao zay zavatra rehetra tokony hatao aza , na manao zay effort mafy indrindra , na inona hatao na inona tsy à l'abri an'ny fahasarotana hoa! fa fiainana daholo zany!
17. diamondra27 ( 16/08/2006 17:24)
mamz sy kelly: humm alao ihany aloha mianatra mandefitra fa tsy autoritaire zany klé

zina: marina mitsy zany fa mba miezaka mba hanatanteraka ireo e!

tena marina kosa aloha ireo voalaza ireo e! fa raha tena tia ny namanao ianao ohatra de tsy hialona azy, raha tia ny vadinao ianao de tokony handefitra etc, raha tia ny voisin koa de tokony tsy hisoloky fa hiarapaly @ fahamarinana

fiffi: tsika roa zany aloha de mbola mila manao effort e!

na de manatanteraka ny iray @ireo fotsiny aza ange de efa tsara e!
misy ny lhl izany de mieboebo mihitsy refa te-hitia sipa izay ; manao vantara eo , ...
18. andry08 ( 16/08/2006 18:20)
Izay azo hatao no hatao rireto an! Ka isika anie tsy anjely fa olombelona ka izay tratra no hatao e!
19. diamondra27 ( 16/08/2006 18:39)
andry:ka manao ze azo atao nefa tsy afapo le olona iarahana koa, manjary miteraka fisarahana foana ny ffiafarany
20. cutie ( 16/08/2006 19:29)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 16-08-2006 17:46:24
Lohateny : sarotra be le mitia
ireto daholo hono no vokany sy tokony ho izy : de ahoana ny hevitrareo?

Ny fitiavana dia:
maharipo,
mora fanahy
tsy mialona
tsy mirehareha
tsy mieboebo
tsy manao izay tsy mahamendrika
tsy mitady ny azy = égïste)
tsy mora sosotra
tsy manao otripo
tsy mifaly @ tsy fahamarinana
miara-mifaly @ fahamarinana
mandefitra ny zavatra rehetra
mino ny zavatra rehetra
manantena ny zavatra rehetra
maharitra ny zavatra rehetra

Tena efa saika tanterako reo kle :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0923