sarotra be le mitia
126. diamondra27
(
29/08/2006 15:59)
andry08: izay aloha dia tena marina e!
sy koa hoe: aza mitomany randrana manendrika ny hafa:D
sy koa hoe: aza mitomany randrana manendrika ny hafa:D
128. andry08
(
29/08/2006 16:28)
Inona no manendrika anao? Ilay manaraka ny lalàna rehetra sa ny azonao hatao ihany, ka raha mihoatra ny tokony ho izy dia ezaka be tsy ho vita akory fa lasa théorie fotsiny:)
129. bobone
(
30/08/2006 05:57)
:D:D
Zava-pona kosa raha fahazarana no hitondrana azy e!
lasa mahazo an'ilay fitenenana hoe " zatra ny lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana!
fa katsaho aloha ny fanjakan'Atra sy ny fahamarinany de hanampy anao ny zavatra rehetra !sa ahôna!:)

130. Nika
(
04/09/2006 15:14)
Za aloha tsy manome ny fitiavako 100% izany e! aleo ihany misy réserve fa sao dia tapaka lalandrà eo sa ahoana AH AH AH
131. diamondra27
(
05/09/2006 08:09)
Nika: marina mihitsy izany, ilaina ny manao mistery fa raha fanatra daholo ny momba anao dia tsy misy tsirony intsony
132. Kalona
(
08/09/2006 13:23)
Nika:
Za aloha tsy manome ny fitiavako 100% izany e! aleo ihany misy réserve fa sao dia tapaka lalandrà eo sa ahoana AH AH AH
Ny hoe 100%kosa aloha tsy hsy satria efa azo lazaina hoe trop zay, fa ny tsara dia hoe mitia @ fo, ary zay mahaso lay olona tiavinao.
Zay no tena izy.Ary mifamaly io.
134. bmw307
(
11/09/2006 17:21)
tena mbola misy namana tsimahay mandanjalanja an'io fitiavana io marina anie ry diam's e! efa anisany aho izao:lol: