sarotra be le mitia
21. fameusecousine
(
16/08/2006 21:06)
Fiffi:
sarotra hoa an! na de manao effort be tahaka ny inona aza ianao , tsy maintsy mboa misy...zavatra tsy mety foana an!
marina zany surtout ka mi tomber amina olona mi profiter anao fotsiny satria ianao tia^^^^
22. bena
(
17/08/2006 07:18)
ny fitiavana ry neny dia fahaizana mandefitra avy amin'i andaniny sy ny ankilany fa raha tsy izay de lasa tonga amin'ilay dinagana fifamolahana nefa ny fitiavana tsy mifamolaka fa fianarana sy fitaizana satria raha mifamolaka de mety ho folaka ka rehefa folaka dia mety ho tapaka fehiny ny fitiavana de fifandeferana ary tokony mifampianatra ny mety
27. PRUVOT
(
17/08/2006 07:53)
kobonao, le tiko kozina @le hoe iray tafalatsaka de hoe miara mitia(miaraka love). Le izy nefa tsy hisy an'izany. tsy maintsy iray @mpifankatia ihany no latsaka voaloha:^):^):-$
28. diamondra27
(
17/08/2006 08:36)
pruvot: hay ve, izay mitsy ka!:-$:^):^)
bena:marina mitsy zany, fa misy anakiray mety ho folaka ihany kosa refa ela ny ela satria mahita le fiovan-toetran'ilay akiray
cutie: tena saika tanteraka, :-D:-D:-D, ny ahy kely sisa de tanteraka:oops::oops:
bena:marina mitsy zany, fa misy anakiray mety ho folaka ihany kosa refa ela ny ela satria mahita le fiovan-toetran'ilay akiray
cutie: tena saika tanteraka, :-D:-D:-D, ny ahy kely sisa de tanteraka:oops::oops:
32. gille
(
17/08/2006 14:54)
Rha ohatra ka any lavitra any ny olon-tianao.Ahoana nonfomba ahazoanao matoky azy tsara.
34. Herimiafina
(
17/08/2006 18:53)
diamondra27:
ireto daholo hono no vokany sy tokony ho izy : de ahoana ny hevitrareo?
Ny fitiavana dia:
maharipo,
mora fanahy
tsy mialona
tsy mirehareha
tsy mieboebo
tsy manao izay tsy mahamendrika
tsy mitady ny azy = égïste)
tsy mora sosotra
tsy manao otripo
tsy mifaly @ tsy fahamarinana
miara-mifaly @ fahamarinana
mandefitra ny zavatra rehetra
mino ny zavatra rehetra
manantena ny zavatra rehetra
maharitra ny zavatra rehetra
Inona dolidoly retsy ireo! Natao ho an'ny tsy tia ireo angamba klé.
rehefa tia mantsy tsy mila an'ireo! :-D
35. Fiffi
(
17/08/2006 20:17)
mino ny zavatra rehetraHerimiafina: nefa de misy de misy tokoa milaza fa tia nefa tsy mino zay lazain'le tiana!
37. Herimiafina
(
17/08/2006 20:24)
Arakarak'izay miteny hoe tia ihany koa io kah, misy milaza ho tia fa vatankazo no tiaviny koa fomba ahoana moa no hahafahan'ny vatakazo andeha haniry any andranomasina? :wink:
38. Herimiafina
(
17/08/2006 20:28)
Marihina fa ra-Zilena avy atsy atsimo koa milaza ho tia ahy nefa ny ganaganany koa toa titiny kokoa hono ka raha tia azy hono zah de mila mamahana ny ganaganany! Iznay ve le hoe tia
tsy maintsy milefitra amnin'izay tian'ilay milaza ho tia? Mbola tsy fitiavana izany fa fitiavantena ry tonaka isany e! 8O
tsy maintsy milefitra amnin'izay tian'ilay milaza ho tia? Mbola tsy fitiavana izany fa fitiavantena ry tonaka isany e! 8O
40. Herimiafina
(
17/08/2006 20:31)
O ry tonaka an! Rah hoy znay ra-Zilena hoe vadio ny ganaganako raha tena tia ahy ianao dai vadiko kou ve kle, satria hoe tiko ra-Zilena? Sao lahy dia efa hadalana izany fa tsy fitiavana tsotry? 8O