Andriamanitra sady Ray no Reny (ho an'ny Kristianina)
81. Fiffi
(
03/08/2006 07:26)
LazaDaddy:Mino zah fa tsy hametraka ary tsy nametraka ny finoako ao @ fahadisoana raha mbola eo ny fiangonana masina , ny pretra , ny masera , ny baiboly raha misy zavatra manelingelina ny saiko de mba mikaroka fa tsy hijanona @ zao fotsiny kah!
Fiffi an, ianao anie mety ho manam-pinoana be e! Fa raha zavatra diso no ametrahanao an'ilay finoana dia tsy mahasoa fa vao maika manimba :) (ohatra fotsiny: sampy)
82. pissoa
(
03/08/2006 07:47)
LazaDaddy:
tena misy jamba indray ato tsy mahay mamaky teny 8O. hahaha!
Misy indray mahay mamaky ihany fa mifidifidy vakiana be ny masony :roll::-D:-D:-D
83. Fiffi
(
03/08/2006 08:33)
zah indray tsy mifidy fa ny Baiboly tokana hiany . Ny ambiny mahaliana hiany ka topaza-maso.
84. prime
(
03/08/2006 14:37)
Andriamanitra dia Ray, aza @ fijerin'olombelona ny fiainana no itarafana ny mahaAndriamanitra an'Andriamanitra...
91. pissoa
(
03/08/2006 14:57)
Izaho nahita hoe i Soanja no nanoratra farany dia vonona hamaky be fa misy hevitra vaovao ... kay i Soanja nivanitika fotsiny :oops::-D:-D:-D
(Tsy manakiana io Soanja fa izaho aza nihomehy be nahita an'io an :-*)
(Tsy manakiana io Soanja fa izaho aza nihomehy be nahita an'io an :-*)
92. cutie
(
03/08/2006 15:00)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 03-08-2006 19:53:12
Lohateny : Re : Andriamanitra sady Ray no Reny (ho an'ny Kristianina)
Hoy i prime:
f'izah angaha heverinao mpanohitra???
soanja ka tsy azoko le we mpanohitra koa :roll:
sa ve we mpanohitra ahy :-D:-D:-D
93. soanja
(
03/08/2006 17:46)
cutie:
Mpandefa : soanja [ Valio ] 03-08-2006 19:53:12
Lohateny : Re : Andriamanitra sady Ray no Reny (ho an'ny Kristianina)
Hoy i prime:
f'izah angaha heverinao mpanohitra???
soanja ka tsy azoko le we mpanohitra koa :roll:
sa ve we mpanohitra ahy :-D:-D:-D
Tena mampme ahy be fa hoe i Prime mpanohitra? Isaky ny mieritreritra mpanohitra ahy de hoe hisy rotaka indray eto an-tanana dia hisy Kovrafe.:D:D
cutie :-*:-* hatrany.
94. patrick2002
(
03/08/2006 17:54)
loza ity zalahy
tsy areti-kibo izy ity ka ho sitrana ganidat
Tena efa tsy manaiky ny andriam-bavilanitra, lazaina fa andriamanitra dia Ray .:roll::roll::roll:
Tsara aloha no isian'ny ady hevitra eh! mbola hitady @ internet izaho hoe secte inona indray izany milaza fa tsy ray (Pere) Andriamanitra ,izao aloha mba te handalina satria ,tsy dia notaizana t@ soratra masina loatra.

96. Fiffi
(
04/08/2006 05:21)
patrick2002:de mazotoa hatrany fa tsy ho very andro mihintsy enao @ io fandaliana io .
,izao aloha mba te handalina satria ,tsy dia notaizana t@ soratra masina loatra.
97. Achia
(
04/08/2006 16:39)
Katsao aloha ny fanjakan'ATRA dia homena anao fanampiny ny zava-drehetra :°)
98. diamondra27
(
06/08/2006 12:36)
Andriamanitra RAY no fantako hatr@izao aloha, izay foana no voasoratra ao @ Baiboly;fa mety hoe: azo iresahana toy ny miresaka @ reny angamba refa misy zavatra tiana confier-na iny ka tsy azo confier-na @ olona, asa aloha e!
99. Achia
(
06/08/2006 15:12)
Refa hendry tsara moa ny zaza eo anatrehan'ny ray amandreniny sy manaraka izay anatry ny ray sy ny reniny tsy homeny izay angatahany ve ny zanany ? ilay ATRA nefa fitiavana