Andriamanitra sady Ray no Reny (ho an'ny Kristianina)
101. prime
(
08/08/2006 13:26)
cutie> ka rehefa hoe tsy mitovy hevitra anie dia mpanohitra hono e... Fa zah tsy mpanohitra an'i cutie izany sao dia manaiky fitahin'ny sasany eo ianao an...:lol::D
102. cutie
(
08/08/2006 18:34)
Mpandefa : prime [ Valio ] 08-08-2006 18:26:09
Lohateny : Re : Andriamanitra sady Ray no Reny (ho an\'ny Kristianina)
cutie> ka rehefa hoe tsy mitovy hevitra anie dia mpanohitra hono e... Fa zah tsy mpanohitra an\'i cutie izany sao dia manaiky fitahin\'ny sasany eo ianao an...
sasany iza zany ?:roll:
103. LazaDaddy
(
09/08/2006 02:45)
sasan'angy samihafa njay no nihafaran'ny resaka. Misy tena mahay mamadi-dresaka tokoa moa eto :)
106. cutie
(
09/08/2006 22:50)
manin:-D
soanja , ka ny eo ihany ny eo koa, efa mankaleo le we Reny e Ray e :-D
soanja , ka ny eo ihany ny eo koa, efa mankaleo le we Reny e Ray e :-D
107. soanja
(
10/08/2006 02:50)
cutie:
manin:-D
soanja , ka ny eo ihany ny eo koa, efa mankaleo le we Reny e Ray e :-D
Marina ny an'i cutie ka.
113. prime
(
10/08/2006 11:58)
Efa hoe tsy mifoka no dikan'io, ovaiko hafa indray io @ manaraka... :roll:
115. prime
(
10/08/2006 12:08)
kôpy ianao zay...:lol:
Azafady, hay moa isika ato @ fivavahana sy finoana...
Mampiresaka indray ianao an...:lol:
Azafady, hay moa isika ato @ fivavahana sy finoana...
Mampiresaka indray ianao an...:lol:
117. prime
(
10/08/2006 12:20)
tsy bedy fa mba mahatsiaro fotsiny hoe toerana tsy dia azo anaovana vazy2 tafahoatra... :-D
