Andriamanitra sady Ray no Reny (ho an'ny Kristianina)

121. prime ( 11/08/2006 09:32)
Aiz ze ol ôôô!!!:°)
122. cutie ( 11/08/2006 18:28)
tapitra e :-D
123. mbelotavao ( 13/08/2006 22:14)
Ho fehiny izay voalaza rehetra hatram'izay dia voasoratra hoe:An'i Jehovah Atra ny zava-miafina;fa antsika sy ny zanatsika mandrakizay kosa ny zavatra ambara .
Tsara ilay adi-hevitra fa tsy maintsy voafetra ny fahafantarantsika an-Atra raha tsy izany dia tsy Atra intsony IZY.
124. prime ( 16/08/2006 13:31)
Izany no tenin'olo-kendry...:)
125. diamondra27 ( 16/08/2006 18:32)
amen
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8961