Andriamanitra sady Ray no Reny (ho an'ny Kristianina)
41. LazaDaddy
(
02/08/2006 11:46)
Ka io famoronana nataon'i Hery io no fototry ny adihevitra eto tsinona. Izao mantsy ny fomba nitondrany ilay adihevitra:
1- niteny Andriamanitra hoe Ray izy
2- dia nofaritany (noforoniny) araka ny fiheverany hoe Ray = Be volom-bava, be feo, sns...
3- noho izany dia reny koa Andriamanitra hoy izy satria "tsy feno" io famaritana io

43. pissoa
(
02/08/2006 11:59)
Fa maninona aza no tsy valianao mihitsy ny fanontaniako fa ny manitrikitrika fotsiny no ataonao hoe namorona i Hery e? 8O
Averiko indray: Ahoana no fahazahoanareo io hoe Ray io tamin'Andriamanitra niteny hoe Ray Izy?
I Hery anie tsy niteny hoe io noteneniny io no tian'Andriamanitra notenenina e. Jereo tsara ny nosoratany fa hoe raha tahaka ny hevitry ny olombelona dia izao no atao hoe ray. Omenao tsiny ve ny olona hafa raha tsy nahatakatra ilay hevitr'Andriamanitra? ... Too bad, indrindra ianao (mihevitra fa mahalala ny tian'Andriamanitra noteneina) anontaniana tsy mamaly akory fa mamadi-dresaka fotsiny.
Aza hitako ka mbola zavatra hafa indray no hosoratanao fa tsy hamaly io fanantaniako io ianao e ... :cry:

44. LazaDaddy
(
02/08/2006 12:06)
Pissoa an, raha tianao ho fantatra ny tian'Andriamanitra tenenina amin'Izy miteny hoe Ray Izy dia izao:
Jereo ao amin'ny Teniny fa ao ny famaritana an'io feno, aza anampiana sy anesorana fa tena feno tanteraka io fa mandainga izay mahita "tsy fahafenoana" ao!

45. pissoa
(
02/08/2006 12:18)
Ahoana hoy aho ny fahazahoanareo azy e? Fa tsy hoe ahoana no voalaza ao amin'ny baiboly. :roll:
46. Herimiafina
(
02/08/2006 12:20)
Ohatry ny mahita Theolojiana izany aho mahita anareo rehetra ato, sa apprenti Mailhol..? Misaona be daholo. Tandremo fotsiny sao lasa dialogue de sourds e! :^)
48. LazaDaddy
(
02/08/2006 12:25)
pissoa:hahaha! fa ny fahazahoantsika Azy ve no hamaritantsika Azy sa izay voalazan'ny Baiboly aloha fa eo no tsy itovian-kevitra? hahaha!
Ahoana hoy aho ny fahazahoanareo azy e? Fa tsy hoe ahoana no voalaza ao amin'ny baiboly. :roll:
49. pissoa
(
02/08/2006 12:44)
LazaDaddy - matoa ny baiboly nadika tamin'ny teny maro be dia tiana ho azon'ny olona rehetra.
Raha misy mbola tsy mahazo na mandiso (izay tena maro tokoa) na dia namaky baiboly teny Gasy aza, dia tena tsy tianao hazavaina aminy mihitsy ve hoe izao no fahazahoanao azy - fa tsy maintsy avadika foana ny resaka?

50. Herimiafina
(
02/08/2006 12:52)
Ie, zah izao tena tsy mahazo sady tsy misy reference mihintsy fa dia mino be foana izay mety holazaina amiko. Azavao leisy ry Laza fa mangitakitaka zah an! :roll:
51. prime
(
02/08/2006 13:21)
Ny tena mahagaga @ ity adihevitra ity dia izao, isika mahafantatra tsara fa ny "texte principal" ihany no "références" mitombina... (amin'ity indray mitoraka ity izao dia ny baiboly no "références" fa @ lohahevitra sasany dia mety boky isankarazany ara-tantara na ara-pikarohana)... Rehefa averina @ fototra ny adihevitra dia tsara lavitra miverina mamaky tokoa vao milaza hevitra...
Izaho mamerina ary manamafy ny lazain'i LazaDaddy, tsy misy boky, na toko, na andininy, na teny na tendron-tsoratra, na dia iray aza ao @ baiboly miteny ny mahaReny an'Andriamanitra...
Ny hoe lazao ny hevitrareo mikasika ny mahaRay Azy, dia mitombina mihitsy ny hoe vakio tsara ny baiboly... Ny hevitro, ny hevitr'isika rehetra eto dia iaraha-mahalala fa dinidinika, ka mety misy hadisoana na ny fomba, na ny fiteny, na ny ambara fa ny tsotra dia ny miverina any @ fototra raha tena te-hahafantatra marina...
Tsy izay milaza hoe Ray ihany Andriamanitra no tokony hanaporofo ny mahaRay Azy, satria ny baiboly no miteny izany... fa izay milaza hoe Reny Izy no tokony hanaporofo, tsy @ boky aria sy atsia fa ara-tsoratra masina dia mety ny dinik'isika eto...

52. soanja
(
02/08/2006 13:52)
Hono hoy aho vao omaly aho no nividy ilay baiboly misy ireny interpretation ireny satria hatramin'izay dia ilay tsotra no ananako. Sady amin'izay koa aloha lay izy amin'ny teny Anglisy. Mba te hahafantara ahy hoe ahoana no mahatonga ny filazana fa ireny no marina nefa dia tsy voasitra ao anaty baiboly fa ny etudes no nametraka azy dia mahatsapa ianao hoe milaza fa Vehivavy Janga dia izao no dikany sns... Nefa isika dia mino daholo satria izay no tian'Andriamniatra lazaina.
55. Fiffi
(
02/08/2006 16:10)
hummm ! aleo aloha handinika tsara izay voalaza rehetra teto hatramin'izao fa tena mampi-heritreritra be daholo izy zany.
57. hery
(
02/08/2006 21:05)
Mazava ho azy fa tsy hitovy mihitsy ny hevitra eto... fa samy hanana ny lohany. Ny antony? Tsy mitovy akory ny fandraisana ilay lazain'i Prime hoe référence. Marina fa Baiboly iray ihany no vakiantsika (na version samihafa aza) fa ny fomba fandraisana azy no tsy mitovy. Ny sasany mandray ny baiboly ho bokin-tantara ka izay voasoratra ao dia tena niseho tokoa (ary angamba aza niteny gasy hoe Ray mihitsy Andriamanitra). Ny sasany kosa (toa ahy) dia mihevitra fa boky nosoratana tao anaty tantara sy fomba iray ny baiboly (dia ny fomba jiosy) ka ny zavatra rehetra voasoratra ao dia nisy fiantraikan'io fomba io daholo.
Ireto misy teny vitsivitsy azonao jerena ao amin'ny baiboly mampiseho fa tahaka ny nananan'Andriamanitra ny fomban'ny Ray dia nanana ny fomban'ny Reny koa izy
Azo jerena ny dikanteny hafa (indrindra ny hebrio)
Deuteronomy 32:18
Isaiah 42:14
Isaiah 66:13
Isaiah 66:12
Matthew 23:37
Psalms 36:7
Psalms 90:2
Numbers 11:12
James 1:18
Tsy manana baiboly malagasy aho ato ka tsy afaka mametraka ny dikany @ teny gasy.

58. LazaDaddy
(
02/08/2006 21:19)
Hery> ny mahadiso anao dia tsotra:
- rehefa miteny Andriamanitra hoe Ray dia sokajianao avy hatrany amin'ny fihevitr'olombelona araka ny teninao. Io ilay fomban'ny Ray araka ny fihevitrao.
- dia izay no mahatonga anao miteny hoe misy "tsy fahafenoana" io Ray io.
- dia ampidirinao indray fomban'ny Reny araka ny fihevitr'olombelona, noho izany dia Reny koa andriamanitra hoy ianao.

59. hery
(
02/08/2006 21:21)
Ankoatra an'ireo teny vitsivitsy ireo dia ito koa misy takelaka azo vakiana mampiseho fa "Ny fahitana an'Andriamanitra ho toa ny Reny dia hanampy ny olona hahazo ny fitiavan'Andriamanitra azy" anisan'izany ohatra ireo izay sendra Ray mpampijaly, ireo manana image hafa ho an'ny atao hoe Ray sns.
(teny Anglisy)
http://www.americamagazine.org/gettext.cfm?textID=2413&articleTypeID=9&issueID=393
Tiako hohitrikitrihina eto fa tsy mitovy hevitra amin'ny Feministes sasany aho izay milaza hoe tokony hantsoina hoe Reny koa andriamanitra mba tsy hisian'ny fanavakavahana Sexe.
Ny ahy dia ilay resaka toetra na fomba (manière) izay tsy manakilasy an'Andriamanitra ao anatina Sexe araka ny fihevitry ny olombelona azy.
Raha hitarina io dia betsaka ny zavatra mbola azo halalinina... betsaka mantsy ny zavatra izay tsy araky ny fihevitry ny olombelona no tokony handraisana azy (ohatra fotsiny hoe Niakatra any andanitra i Jesoa :-) => sujet hafa)

60. LazaDaddy
(
02/08/2006 21:25)
Hery> ny mahadiso anao dia tsotra:
- rehefa miteny Andriamanitra hoe Ray dia sokajianao avy hatrany amin'ny fihevitr'olombelona araka ny teninao. Io ilay fomban'ny Ray araka ny fihevitrao.
- dia izay no mahatonga anao miteny hoe misy "tsy fahafenoana" io Ray io.
- dia ampidirinao indray fomban'ny Reny araka ny fihevitr'olombelona, noho izany dia Reny koa andriamanitra hoy ianao.
Ary ireo toko sy andininy notanisainao ireo dia tsy misy manambara na iray aza fa reny Andriamanitra.