ny hakingan tsaina.

81. watafon ( 07/08/2006 18:00)
raha fehezina zany d oe :misy hakinga-tsaina voajanahary na natoraly zany, d misy koa ilay nolovaina t@ reny niteraka, k raha tsy voakolokolo ireo d mety ho bado ilay zaza aty aoriana !
82. fijo ( 08/08/2006 16:49)
izay mihintsy,misy le izy,fa mila kolokoloina
83. tisera ( 09/08/2006 04:40)
mahaliana be ilay dinika ; dia variana be mihitsy aho ! Dia ahoana ny momba ireo zaza autistes nefa kinga saina be : ohatry ny t@ ilay reportage t@ télé : ilay mahavita cacul compliqué be anaty segondra vitsivitsy , dia mora mahay langues étrangères marobe sns ...
84. Fiffi ( 09/08/2006 05:21)
tena mahavariana marina !
85. fijo ( 09/08/2006 19:49)
ny autista dia hakingan tsaina voafaritra.ohatra mahay mozika be,fa tsy mahay zavatra hafa mihintsy.ny manampahaizan aizao araka le fandaharana hitan'ise,dia mbola mikaroka ny mahatonga io hakingan tsaian voafaritra io.
86. watafon ( 10/08/2006 18:20)
ie , tena mahavalalanina marina ange izy ireny e!
87. fijo ( 11/08/2006 18:55)
izay no manahirana ny mpikaroka.izy voafetra ny zavatra hainy,nefa io hainy io,tena voafehiny mihoatra noho ny norma
88. Fiffi ( 12/08/2006 11:25)
fa zah ry zareo nahita zazakely vao 1 taona fotsiny fa tena gaga zah an! na de tsy mahay miteny aza izy de hatorony daholo ny zavatra tsy mety , nefa mijery ny fandehan'ny ao an-trano fotsiny izy de izy injay no manoro .
89. watafon ( 13/08/2006 19:27)
d ahoana ny ataony akia ? manondro izy zany sa ?
90. Fiffi ( 14/08/2006 05:09)
tsy fanahiniana akory nandatsaka ttsy tao andakozy de nijereny le olona de tondrony le ttsy de notondrony koh le poubelle sady iny ratsana keliny iny manao hoe "non" tsy halatsaka eto fa atsy! gasy io zaza io an! fa tena variana be zah !
91. watafon ( 14/08/2006 08:56)
mba tena danz kou zany zaza zany k ! tsy coincidence akory anefa v sa efa fanaony matetika zany ? ten doué zany akia an !
92. Fiffi ( 14/08/2006 09:34)
tsy coincidence kah! de manana fauteuil kely zay isy de le cousine efa 6 taona nemetraka ny tongony teo @ io canapé io de nitsangana izy de nampisehoany an'le cousine-ny ny tongony sady notondrony t@ ratsatanany kely iny hoe "non ! tsy azo hapetraka eo ny tongotra" fa geste fotsiny no hataony an! fa tena variana be zah hoa an! le cousine-ny aza tsy tonga saina...
93. fijo ( 15/08/2006 19:25)
ny mampalahelo,dia izao?ny olona kinga saina loatra dia tsy maharitra.
94. watafon ( 15/08/2006 20:01)
misa loatra ny cerveau any v ozizy elah sa ?
95. Fiffi ( 16/08/2006 16:22)
fijo:
ny mampalahelo,dia izao?ny olona kinga saina loatra dia tsy maharitra.
zany ve ? nefa raha ireny olona tsy de mampiasa saina be loatra ireny hono mora voan'ny maladie d'ALZEIMER ?


96. watafon ( 16/08/2006 19:30)
zany v akia ry Fiffi?
97. fijo ( 16/08/2006 21:07)
wata,marina io voalazan'i fiffi farany io.
wata,boky no nahitako,fa ny manampahaizana be,tsy dia ela velona loatra.jerena tokoa ry mozart sy ny karazany,vitsy no tratrantitra
98. xxx ( 17/08/2006 12:15)
fijo:

ny autista dia hakingan tsaina voafaritra.ohatra mahay mozika be,fa tsy mahay zavatra hafa mihintsy.ny manampahaizan aizao araka le fandaharana hitan'ise,dia mbola mikaroka ny mahatonga io hakingan tsaian voafaritra io.



Ohatran'i Rainman ve ?
99. mimich ( 17/08/2006 12:36)
de Ratsimamanga zany inn no ilazana azy , manam-pahaizana sa tsia
izy mantsy toa ela velona ihany hihih
100. mimich ( 17/08/2006 12:38)
Pr Randriambololona koa toa mbola velona h@ zao
ny gasy aloha no ireo tanisiko ireo an!! fa ny vazaha tsy haiko ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3986