ny hakingan tsaina.

61. Fiffi ( 02/08/2006 18:13)
wata: misy fromazy 15% fotsiny ny MG azo hanaovana raclette tsara kah! te-hanandrana ve ndry ? :miam::miam::miam: io tena mba aiko manao azy an! :)
62. Fiffi ( 02/08/2006 18:15)

iza no te hanandrana hanao test QI ? de mazotoa daholo http://www.mon-qi.com/mon-qi-1/test.php
63. Fiffi ( 02/08/2006 18:16)
http://www.mon-qi.com/mon-qi-1/test.php
64. watafon ( 02/08/2006 18:21)
Fiffi: omeo aza za e! tena te hanandraa mihitsy k ! d hanandrana hijery QI koa aloha e!
65. fijo ( 02/08/2006 18:31)
za koa tsy tia tsaky fromage izany ka
66. Fiffi ( 02/08/2006 18:35)
wata: raikitra zany fa hanaovako le tena :miam::miam: be enao an! de le dovay sylvaner no hatao miaraka aminy hummm ! :)
fijo: tsy tia ? anjekaky oooo :{:{:{ nefa tena :miam::miam:
67. fijo ( 02/08/2006 18:37)
an an rehefa toaka dia toaka;fa tsy mila fromazy izany ka
68. watafon ( 02/08/2006 19:03)
Fiffi: vita akia le test an ! hihihihi! d manantena anle raclette zany za an ! :wink:
fijo:zany tokoa e!
69. Fiffi ( 02/08/2006 19:05)
fijo: ka ny sylvaner nge ka taoka eh!
wata: raikitra zany ! ny test indray , ny ahu hataoko rahampitso !
Fa tsy ni-tricher tao ndry ry wata an! :-D:-D
70. watafon ( 02/08/2006 19:12)
non k ! tsy mety kosa raha mangalatra k ! :wink::-D:-D:-D:-D tena nanarka ara-dalàna tsra ze voalaza mihitsy za e!
71. Fiffi ( 02/08/2006 19:20)
wata: hummmm de anjarako indray zany zao ! fa aleo rahampitso maraina sao mba mazavazava kokoa ny saiko ? :-D:-D
72. watafon ( 02/08/2006 19:21)
eny ary fa maztou e! :-*:*
73. Fiffi ( 03/08/2006 04:43)
:oops: ratsy be ny valiny !
74. watafon ( 03/08/2006 14:08)
avereno njay e! :-*
75. fijo ( 03/08/2006 18:55)
aza manao testa izany fa sao kivy
76. Fiffi ( 04/08/2006 04:13)
zah aloha tsy kivy an! zao aza efa mba niakatra koh! :)
77. pitchou ( 04/08/2006 05:11)
tsy voavakiko daholo izy rehetra fa mba te-hanome hevitra koa nefa za:
Marina io lazain\'i fijo ary amboalohany io (ilay nolazain\'ilay manam-pahaizana moa izany e!), satria tokoa ny toetran\'ny reny sy ny sain\'ny reny no miampita any @ zaza ao am-bohoka (raha reny be konetaka no bevoka d efa omany mosoara b d b! raha neny tia mampiasa saina dia sahala @izay koa ilay zaza. Normal izany satria ny emotion rehetra eo @ vhv bevoka d miampita any @ zaza daholo.
Nefa tsy azo adinoina, ankoatry ny resaka ara-tsakafo, fa ny fahaizan\'ilay zaza mikolokolo ny talenta ananany (ohtra ny hakingan-tsaina)dia antoka goavana hitomboany ara-tsaina. Izany no mampisy ankizy ohatra crane be fony kely nefa avy eo tsy hita intsony ze fahaizany satria tsy mba nokoloiny, na hoe niambakavaka fony kely nefa lasa lavitra dia lavitra satria nahay nampitombo ny fahaizany. Eo @ io lafiny io izany no misy andraikitra lehibe an\'ny RAD.
Misy olona tena hoe isolé tanteraka @ izay mety hampandrosoany ny fahaizany, tsy gadra akory, fa gaga ianao @ ny fahaizany zavatra maro, izay fantatrao fa tsy mbola hitany akory. Fitaizan-tsaina daholo ireny. Toy izany koa ohatra ireny mpikaroka malaza ireny: tany @ toerana tsy nifaneraserany t@ teknolojia matetika no nahitany zava-baovao momba ny teknolojia. ny fampiasan-tsainy daholo no nahavitany izany.
78. Fiffi ( 04/08/2006 06:53)
pitchou: tongasoa indray ndry an! ela zany akia tsy nahita andry an! :):-*:-*
79. watafon ( 06/08/2006 08:24)
pitchou:fa taiza foana alou ndry e ? :-*
80. Herimiafina ( 06/08/2006 14:00)
Pitchou! ela njy tsy hita an! :-*

Marina anie io fikarohana notanterin'i fijo io matoa misy large diffusion ohatr'izany e!

Saingy misy contexte marobe azo trandrahana mizay marina ihany koa manodiddina azy fa sty reduite amin'io théorie io fotsiny ny verité siantifikan'ny hakingan-tsaina tsy akory! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9123