ny hakingan tsaina.

1. fijo ( 26/07/2006 17:56)
tany amin'ny radoko aho androany,dia mba namakimaky ireo boky misy tao amin'ny trano fiandrasana.dia sendra zavatra nahaliana aho tao.fa nisy mpikaroka australianina hono nanao fikarohana momba ny hakingan tsaina;"intelligence" ka izao no vokatra hitany.
ny vehivavy moa izany no mamindra ny XX ary ny lahy XY.io haintsika io.
ka ny XX avy amin'ny vavy ,,no mamindra sy manome ny hakingan tsain'ny zaza.izany hoe raha dada mahay be,fa neny venavena,dia ahiana ny ahazoana zaza henahena.
fa raha dada mivanana,nefa neny tena koi,dia mety zaza ho sahisa.
ka tandremo ihany zalahy ny fisafidianana sipa,fa ireo izany "hono" no mampita ny zavatra any amin'ny taranaka an.
répondu par Fiffi le 28/08/2006 20:13
2. pissoa ( 26/07/2006 18:27)
3. dailynews ( 26/07/2006 18:30)
hmm mahatonga saina tokoa izany satria rehefa mijery ireo olona manodidina tokotrany aho toa misy fahamarinany ilay zavatra
4. Herimiafina ( 26/07/2006 18:37)
Ny tian'i Fijo hambara iznay dia hoe gene lié au sexe ny fahakingantsaina, ary ny 23eme paire any amin'ny vehivavy no mitondra azy. Misaotra betsaka!

Misy remarka kely nefa ireto!

-Ny ankamaroan'ireo génie nandalo teto antany na olona malaza ho henjana amin'ny fampiasana saina ary anisan'ny nanova ny tany dia hita fa manana gène XYY na trisomie 23 XYY raha lehilahy ary trisomie 23 XXY raha vehivavy.
Ny "Y" manokana anefa dia fantatra fa tsy manana ny vehivavy. Dia ahoana ny amin'io?

-Ny circonvolution na fivontosana amin'ny cortex cerebral (ao amin'ny hatoka sy ny loha andamosina), ny habeny sy ny isany no manamarika ny maha-crane ny olona iray. Mahasamihafa ny olombelona amin'ny biby ny fisian'io sy ny isany, ny dauphins izao no mba nahitana circonvolution manaraka ny olombelona.
Ny olona crane hono manana isana circonvolution maromaro ary lehibebe kokoa noho ny olona tsotra.
Ary fantatra ihany koa amin'ny sehatry ny embryologie na ny fikarohana momba ny fiterahana fa mandritry ny grossesse mandrapahatonga any amin'ny taona faha-efatry ny zaza ny fiforonan'ny atidohany. izay midika fa ny atidoha tsara indrindra dia mifandray amin'ny sakafon'ny reniny ary nys akafo omena ny zaza vao teraka ka mandrapahatongan'ny 4 taonany. Intelligent kokoa ny zaza nampinonoana sy tsara karakara fony tany ankibo noho izany, satria developpé kokoa ny circonvolution-ny.

Noho ireo dia mino marimarina aho fa misy idirany betsaka kosa ny fitaizana sy ny fikarakarana ny zaza fony vao miforona ao ankibo fotsiny izy, ary any no mitondra bebe kokoa ny resaka hakingantsaina.

Tadidio ihany koa fa avoir une bonne memoire na manan connaissance be dia be na mahafantatra izao sy izao amiko dai tsy intelligence loatra satria hananan'ny olona rehetra iny raha misy ezaka, fa ny mampiavaka ny olona crane sy ny olontsotra dai ny fomba fampiasany ny atidohany mihintsy, ary matetika izy ireny lazaina fa adala na tsy dia misy mpitia loatar foana, satria toy ny extra-terrestre hono, hehehehe:-D

5. fijo ( 26/07/2006 19:43)
herimiafina,tsy za no nilaza ,fa mampita fotsiny aho.
za koa mino ilayhoe misy hidiran'ny sakafon'ny reny sy ny fitaizana.
nefa moa ny an'io manam pahaizana io ,dia izay no itany.ka dia io lazaiko eto io
6. Herimiafina ( 26/07/2006 22:29)
Eny aza e!
Marina anie io voalaza io e, saingy tsara jerena ihany koa fa caractere à la naissance io fa rehefa miha-lehibe ny zaza dai misy asan'ny sakafo sy ny tontolo misy azy ny fivoaran,ny atidohany sy ny fahaizany. :wink:
7. mamzelkely ( 27/07/2006 05:48)
hihihi marina zany =D=D hihihih:-D:-D
8. kally ( 27/07/2006 05:56)
Tontolo ahoana tsara moa no resahin'i Hm eto ka mety hanakana ny fivoaran'ilay zaza fa toa tsy azoko. Satria ny zaza rehefa tena kinga sy marani-tsaina na aiza na aiza tontolo misy azy dia mivoatra foana izy.
9. nambina ( 27/07/2006 07:49)
kally, eny wa e!
10. soanja ( 27/07/2006 08:21)
Maria Montessori dia niteny hoe avy amin'ny alalan'ny maso sy ny tanana miara miasa no mampitombo ny IQ ny zaza iray. Zany hoe efa nanao fikarohana izy vao nametraka io resaka io.
Marina ny tenin'i HM- Ny tontolon'ny zaza mitombo (Mbola any ankimbon-dreniny-15 ans) iray dia anisan'ny manatsara na manaratsy ny fahavitrim-pisainany. Ka na dia genie aza izy teraka avy any noho ny genes azo avy amin'ny RAD-niny nefa ny nogadraina natao anaty toerana iray izy tsy nisy zavatra nolalaoviny na nokirakirainy sy namoahany ary nampiasainy izany fanana izany dia mihena ilay izy na foana mihitsy ary lasa aretina.
Efa voakaroka ara-tsiansa tokoa mantsy fa misy ny nerves rehetra maniry ao anatin'ny atidohan'ny zaza amin'ny fotoana isan-karazany ka isan-tsengodra dia zavadehibe daholo.
11. kally ( 27/07/2006 12:05)
Ka ianareo ary ve efa nahita RAD hoe nanidy ny zanany tao amin'ny trano iray tsy misy n'inon'inona , na hoe zaza nofeheziny teny am-balahany foana tsy afaka hilalao sy hijery ny manodidina azy?
12. Herimiafina ( 27/07/2006 12:33)
Kally, momba ilay resaka tontolo dai tsara tadidiana fa misy formule azo hanazavana azy vetivety angamba ity.
P=G+M
-P=phenotype; endrika miseho ivelany, ny hita amso.
-G=genotype; toetra anaty, avy amin'ny gène.
-M=milieu; totolo misy ilay olona (sakafo, fahsalamana, serasera, fanabeazana, toetr'andro, sns).

Ny dikan'io dia ny phenotype no anisan'ny endriky ny toetra hita ivelany. izy io dai miankina amin,ny gene fa kosa miampy ny effet du milieu amin'ilay olona.

Na dia ao amin'ilay olona aza ilay gène hoe intelligent izy araka ny lazain,io mpikaroka notanisain'i fijo io dia tsy hipoitra mihintsy izany raha tsy mi-favoriser azy ny milieu, ary mety hiova aza satria ny milieu dia misy fiantraikany amin'ny expression d'un gene, mety hisy mutation na fiovan-toetra manaranaka na somation na fiovantoetra tsy manaranaka mihintsy.

Ny fikarohana momba ny fikarakarana ny zaza mbola kely no tena hitako mitondra ny phenotype-ny raha resaka hakingantsaina rehefa lehibe. Mitovy avokoa ny zavatra tadiavin'ny zaza fony vao kely izy, kanefa ireo ratsy sakafo fony kely hono hoy ny mpikaroka momba ny nutrition humaine no anisan'ireo voa mafy any ampianarana aty aoriana.

Tena zavatra important be izany ny alimentation amin'ny zaza surtout ny resaka proteine, izay hita any amin'ny nono, izay manamarina fa ilaina ny mampinono zaza satria iny no sure fa hanome azy ny proteine ilainy amin'ny formation de son esprit sy ny fahasalaman'ny atidohany.

Misy anefa ireo zaza negligé, satria voan'ny crise post-partum ohatra ny reniny, marary ka tsy afaka mikarakara ny zaza, na koa ireo kamboty, na ireo zanaka mahantra tsy ampy sakafo loatra. Izy ireny dia mety hanana olana eo amin'ny resaka fianarana sy hakingantsaina aty aoriana.

ka ny vaha-olana dai karakarao tsara ny zaza dieny mbola any ankibo, ny resaka sakafo no tena important aminy, tandremo ny defiscience proteinique, sns. :wink:

13. pissoa ( 27/07/2006 12:41)
Zah zany le tsy mba harani-tsaina mihitsy (sady tsy mba hanan-janaka marani-tsaina) fa zah tamin'ny kely nampatoriana tao an-trano tsisy kilalao refa mandeha miasa neninay kle :cry:
14. Herimiafina ( 27/07/2006 13:03)
Tsy voatery ho kilalao retsy ry pissoa kely an, ny sakafo no tena important indrindra ary ny affection maternelle sy ny resaka mozika mandeha.

Fantatro izao fa mi-favoriser ny creativité-n'ny zaza ny fahenoany mozika clasika fony mbola any ankibo izy. :wink:
15. xxx ( 27/07/2006 15:23)
message

:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
16. Herimiafina ( 27/07/2006 15:25)
Misy zavatra manahirana an'i xxx angaha? Teneno ihany sao azo hazavaina! :roll:
17. watafon ( 27/07/2006 17:05)
marina doly ireo voalzana'i HM ireo k ! ny tiako marihina ftsn d ilay milieu hitombon'ilay zaza koa no tena mampivoatra ny hakinga-tsainy e! tsy hitovy mihitsy ny zaza tezain'olontsotra sy ireo alefa any @ crèche ahitana ireo mpanabe efa manana ny traikefa amzany,
18. Herimiafina ( 27/07/2006 17:33)
Melsii leisy Watafon! :-*

Fa ny fantatro farany dia ilay olana iray izay e, ilay hoe mi-secouer zazakely, izay voarara akehitriny. Misy fiantraikany any amin'ny atidohany hono izy iny mantsy e!

Ny atidohan'ny zaza mantsy hono kely noho ny boite craniène (dure mère, pie-mère, etc) dia raha vao secouer-na izy (noho ny fahasorenana matetika) dia misy lesoka ny atidohany.

Asa efa henonareo ve io e? :^)
19. xxx ( 27/07/2006 17:37)
xxx:

message

:roll::roll::roll::roll::roll::roll:

:-$:-$:-$:P

20. Herimiafina ( 27/07/2006 17:39)
Misy inona retsy ry booboo? :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2304