ny hakingan tsaina.

101. fijo ( 17/08/2006 19:18)
xxx ieeee,
mimich an,ny ankabeazany wa.
102. Herimiafina ( 23/08/2006 21:54)
Compensation leisy iny ra-fijo an!
Ny autista malaza ho miada-mpandeha ny atidohana hany ka izay raisiny dia tena voatsakony tsaratsara kokoa, izay no mahatonga an'iny partielle iny.

Ny atao hoe genie nefa dai ireny le olona haingana be raha mi-assimule zavatra ireny, toa ny zaza precoce sy kely veta ohatra izao anisany! :-D
103. fijo ( 23/08/2006 21:59)
kay le,toa milay le farany io kle
104. xxx ( 24/08/2006 14:26)
nisy reportage hitako t@ TV tokoa fa ny autiste sy ny savant dia azo lazaina fa tsy mifanalavitra a, savant nisy diso kely angamba ny autiste.
105. Herimiafina ( 24/08/2006 16:17)
Izay indrindra! "Imagination est plus importante que la connaissance", ao amin'ny imagination sy ny nofinofy daholo ny zava-drehetra. Ny savant sy ny autiste ny mampiavaka azy amin'ny sarababem-bahoka dia manana imagination na misy connaissance (savant) na tsy misy (autista)....:-w
106. fijo ( 24/08/2006 20:46)
manomboka tsy haraky ny saramba ilay izy kle
107. mimich ( 25/08/2006 08:45)
hatraty io tsy maharaka io ry fijo
za moa zany le efa tsy maharaka fona ee:lol:
108. fijo ( 25/08/2006 22:18)
ka isika le saramba anie e
109. watafon ( 26/08/2006 11:07)
hihihi! saramba doly zany kou !
HM : fa ahoana moano hoe tsy misy connaissance ny autiste ?
110. Fiffi ( 28/08/2006 20:13)
wata: io aloha no hitako satria misy chaine medecine ato an! de ohatra hoe le ramatoa miompy zao ! tsy de nahita fianarana , zara raha mahay mamaky teny sns...taty aoriana de hitan'ny IRM fa ny neuronne-ny tsy miasa firy fa arafesina moh ny filaza azy an! de tena sujette be @ io haretina io .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3352