ny hakingan tsaina.

21. xxx ( 27/07/2006 17:41)
booboo rery ngah ny xxx fantanjy :roll::-D:-D:-D
22. watafon ( 27/07/2006 17:45)
tsy booboo io k ! :-D:-D:-D
HM: efa henoko io k ! ny atidohan'ny zaza , araka io voalazan'là io d tsy mipetaka tanteraka @ dure- mère fa misy elanelany k raha ahozongozona d misy fiantraikany mihitsy !
23. Herimiafina ( 27/07/2006 17:48)
xxx> i pissoa indray ary e! :^)

watafon: fa mampigadra mihintsy io ankehitriny an! :wink:
24. pissoa ( 27/07/2006 17:49)
Ka tsy haiko ihany nge zany ze tian'i Herimiafina sy Watafon ataoko refa mananjanaka zah e :-D:-D:-D
watafon:
tsy hitovy mihitsy ny zaza tezain'olontsotra sy ireo alefa any @ crèche ahitana ireo mpanabe efa manana ny traikefa amzany,


Herimiafina:
Tsy voatery ho kilalao retsy ry pissoa kely an, ny sakafo no tena important indrindra ary ny affection maternelle sy ny resaka mozika mandeha.

Raha tsy hoe izaho mihitsy no mandeha miasa any amin'ny crèche :-D:-D:-D
25. Herimiafina ( 27/07/2006 17:52)
Maka congé de maternité herintaona, sady payé de tezao ny zazakely fa aza omena olona fa ahontsakontsany eo iny de manjary misy lesoka ny atidohany.

De saika adinoko, mampinonoa, dieny izao dia mihinana rompatsa sao fisaka eo io de tsy miys omena azy tsony.

Ny zaza negligé retsy no tena mampalahelo an, na dia miezaka mafy aza dia tsy dia tafavoaka loatar any antsekoly e!

ka rehefa tsy hananana ny harena dai aleo ny fahaizana no lova atolotra azy tsara indrindra e, donky mampinonoa! :^)
26. watafon ( 27/07/2006 17:54)
:-D:-D:-D tsatsa njay pissoa kle!
tsy manery anjy hiasa any @ crèche za k ! fa milaza ftsn ze mbo eritreritro e! le sakafo aloha tena mi-tana toerana lehibe @ io intelligence n'i zaza io e! ny nonondreny no tiako tenenina eto voalaohany amzany e!
27. xxx ( 27/07/2006 17:56)
Herimiafina:
xxx> i pissoa indray ary e!

Hihihi - tsy mahay raha tsy atoro :roll::-D:-D:-D

Herimiafina:
Ny zaza negligé retsy no tena mampalahelo an, na dia miezaka mafy aza dia tsy dia tafavoaka loatar any antsekoly e!
Ie :)
28. pissoa ( 27/07/2006 17:58)
watafon:
tsy manery anjy hiasa any @ crèche za k ! fa milaza ftsn ze mbo eritreritro e! le sakafo aloha tena mi-tana toerana lehibe @ io intelligence n'i zaza io e! ny nonondreny no tiako tenenina eto voalaohany amzany e!
Hay! Refa amin'ny ela be vakiako indray ity dinika ity izany fa misaotra :-*:-D:-D:-D
29. watafon ( 27/07/2006 18:00)
xxx: pissoa oa fa diso za e! hahahaha! njy zao sur fa ninono t@ neny e? matoa mahay b otsan'io !!
30. Herimiafina ( 27/07/2006 18:01)
Tandremo ihany fa ny elabe aminao mety tsy hitovy amin,ny elabe aminay sy watafon an! Ny anao izao mety ho roa volana eo! hor hor hor hor =))
31. pissoa ( 27/07/2006 18:04)
watafon, ngah elah efa mpampianatra anah taloha no miteny hoe mahay b zah :roll::-D:-D:-D

Herimiafina, ontso - koa raha tsy bitso zah koa roa volana eo ngah :roll::-D:-D:-D
32. watafon ( 27/07/2006 18:04)
:-D:-D:-D
33. Herimiafina ( 27/07/2006 18:09)
Alazako amin'i lapino tsara i pissoa anjoany! hor hor =))=))
34. pissoa ( 27/07/2006 18:11)
Alazao kou maninn! Zah ngah matahotra :P
35. Herimiafina ( 27/07/2006 18:13)
lapino marina kay tsy misy griffe fa i pissoa misy! Aoka ihany marina fa mampanaelo lapino! hor hor =))

Fa na dia izany aza, aza negliger-na ny zaza ry zareo fa mampinaelo be an! :^)
36. watafon ( 27/07/2006 18:15)
HM: hor hor ndray nga zao ? :-D:-D
pissoa: ie hitako ftsn e! nisy prof nlah taloha zay no niresaka tamiko t@ maraina e! :-D:-D
37. xxx ( 27/07/2006 18:17)
Dia ho an'ny le zaza tsy mbo ninono t@ kely zany noho ny antony maro samihafa ohatsa fahasalamana dia tsy mbo ho intteligeant mitsy ve :cry::cry::roll::roll::roll:
38. pissoa ( 27/07/2006 18:18)
wafaton, hor hor :-D:-D:-D

Ngah elah efa nahita anah no miteny hoe misy griffe zah! hor hor =))=))=))
39. Herimiafina ( 27/07/2006 18:21)
xxx:

Dia ho an'ny le zaza tsy mbo ninono t@ kely zany noho ny antony maro samihafa ohatsa fahasalamana dia tsy mbo ho intteligeant mitsy ve :cry::cry::roll::roll::roll:

Misy fomba maro afaka hanarenana azy kah, saingy miankina amin'ny tsirairay sy ny tontolo misy azy ihany.

"l'absence d'une nette capacité d'assimilation peut être tamponée par une bonne mémoire".

40. fijo ( 27/07/2006 19:02)
fa hatramin'ny firy taona ny zaza no misy io resaka atidoha tsy mipetraka tsara ao anaty lohany io?
marina mihintsy mantsy ilay zaza ahontsana ,ka lasa misy lesoka ny sainy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1485