Ovulation maharary

81. mimich ( 17/08/2006 08:48)
fijo, saonja> :-D:-D:-D:-D:-D:-D
82. fijo ( 17/08/2006 19:24)
mimich an,io fa tsy sahy nony nahalala fa lahy tahaka an drainy i fijo
83. soanja ( 17/08/2006 19:59)
eh Fijo, tsy zah no sahy fa zah tsy mandeha tokona intsony fa efa singa roa mitambatra. Ka raha tsy lavitra anie i Fijo de nifanakalo isika dia mody ao an-trano manao ny adidiko aho e. Fa ianao no asaiko mi-voiazy. Izy anie mba nety ihany raha vevavy ianao e, fa izy mila ny anjarany nefa ianao izany la takan-drainy koo dia tsy mety satria manjary very anjara izy.
84. fijo ( 17/08/2006 20:36)
hi hi i azonao tsara le lesona lahy an?
85. soanja ( 18/08/2006 20:06)
Fijo a, efa hatrany amboalohany dia efa arako ny lesona hoe lahy. Izany no tsy mha virja ahy intsony.:-*:-*
86. fijo ( 18/08/2006 22:09)
hay veeeeeee,ky za mba te haka lesona vavy le
87. soanja ( 19/08/2006 01:49)
Le Lesona ve vavy de tsy hisy any Marseille? Raha tsy hoe angaha hifidy hoditra indray.:-*:-*
88. papounette ( 19/08/2006 08:48)
8OTena tsy alapazy tsony aho!!!!
F'angà tsy resaka famoahana marary ny atody(atody vavy) sa innn moa no filaza ny ovule @teny gasy azagfady!:? no resaka eto?
89. soanja ( 19/08/2006 09:33)
Niova tanteraka ny size fa taiza foana indry? Izahay manko nihevitra fa efa tsy nisy nijery intsony ilay tena size de nanararaotra.
Raha hiverenana ary ilay izy dia hoe zah marary ovulation saingy tsy dia misy fanafany loatra satria io mihitsy ny toe-batako toy ny regle ihany. Fa maka aina rehefa tonga ilay fotoana dia mi-relax ny saina.
90. mimich ( 21/08/2006 06:02)
papounette:

8OTena tsy alapazy tsony aho!!!!
F'angà tsy resaka famoahana marary ny atody(atody vavy) sa innn moa no filaza ny ovule @teny gasy azagfady!:? no resaka eto?



ka ilay sujet oh efa voavaly2 en generala de namorona zanaka sujet ndray fijo sy saonaja ee
91. papounette ( 23/08/2006 15:15)
:oops::oops::oops:Hay ve!Menatsa be zà.....
Soanja a!tsy ampy an'le fandehany hono no mahatonga an'io:lol: e!
92. fijo ( 23/08/2006 22:02)
mimich an,manao zanaka hoe i fijo sy soanja an??????bedy ndry an
93. mimich ( 24/08/2006 06:05)
fijo> hay ve ee!! fa aza bedesina be lotsa fa sao malahelo ka vao maika douloureuse ilay zvtr ka!!!:-D:-D:-D
94. fijo ( 24/08/2006 20:54)
hummmmm anahirana ikalakely ity le
95. soanja ( 24/08/2006 23:57)
papounette> aza manahy indry fa manan-karen aindray aho raha io ka.
Mimich> zanak'inona izany no tena namboarinay sy Fijo hoe? i Fijo toa tsy mety manatody koa sa ve mety ihany rehefa ovana any amin'ny dokotera. Ny ahy manko efa fantatro fa tsy mety manatody fa mba misenina fotsiny rehefa fotoanany.
96. mimich ( 25/08/2006 08:37)
soanja> i fijo anie zany no tena mahalala ilay znaka amboarina ee, de aloe izy no hamaly ny fanontaninana rehetra fa za so de lazainy we miteny2 fona eo za koo:roll:
97. fijo ( 25/08/2006 22:23)
io fa manilika adidy le,ndry no mahita laza resaka eo ko
98. soanja ( 25/08/2006 23:53)
Mimich a> hanamboatra zanan-tserasera eto ve izany no tena tiandry resahina. Vita io raha atao ka. Malalaka tsinona ny sehatra sa ahoana? Fijo mitady atahotra ny masony eo indray.
99. mimich ( 28/08/2006 05:29)
fijo> :lol
saonja> afaka mamboatra zana-tserasera nareo sy fijo ka a, m zay tonga de assuré ny mpandimby eto am forum ee. ny mpitsabo hampiretaka sy hanaramaso ny fiombon'ny zaza ve eto no tsisy:-D:-D:-D:-D
100. fijo ( 29/08/2006 20:25)
tsy matahotra ny masony aho ka,fa aoka izay namorona le resaka no hizaka azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4984