Ovulation maharary

61. soanja ( 09/08/2006 03:02)
fijo:

raikitra ka.alefa fa za koa efa leo ranomasina ka

Atomboko ary ny resaka.
Raha mivoiazy matetika aho dia noho ny asa ka vonona ny hiasa mafy ve i Fijo? Ho ekenao daholo ve izay rehetra takiako ho vitainao mandritra io dia io? Ary misy zavatra miandry ahy tokony handaniako andro ve any Marseille any sa ve hitanin'andro eny amoron-dranomasina aho mandra-piverinao any? Inona avy no tokony entiko any? Mino ve i Fijo fa raha tsy dia mandehandeha intsony aho dia tsy harary ny ovulation-ko?:D:D

62. papounette ( 09/08/2006 06:50)
Zà alo marary ny ila kiboko(mifandimby ny gauche sy ny droite)rehefa ovulation.Tena marary an!fa ohtran'ny hipotsaka zany ny tsinaimbody no sady marary be ny lamosina.
Fa minana spasfon sy Nifluril indray andro iny aho de ohtran'tsy teo.No sady misotro rano mamay be.Fa mila mankany @ Dr ihany fa izy no mahay ny poso le fnfd.
63. soanja ( 09/08/2006 13:29)
Papounette> ny ahy kosa aloha tsy maharary be tahaka ny andry izany fa manelingelina ahy kely fotsiny. Zah dia tsy tia mihinana fanafody ary izay no olako fa aleoko miaritra ny marary toy izay mitady hevitra manafoana ilay marary vetivety. Ny antony dia amiko, matoa maharary dia misy antony, ka ny antony mihitsy no mila fonganana hiala fa tsy saromana fotsiny.
Tokony hijery dr tokoa indry raha ny fahitako an'io fa toa gravy loatra raha hoe toa hipotsaka tsiany izany.
64. papounette ( 10/08/2006 06:57)
soanja:

Efa leo mande @ Dr aky zà.Efa nanao échographie,FCV,traitement maro.Fa ehe!ny vavoniko fotsn no vizana e!Ndraindray analàn'ny olona fotsn hoe tsy ampy lahiny hono no mahatonga an'io!!!!!
65. mimich ( 10/08/2006 09:34)
xxx:

Manaona daholo

Izah reto maharary kibo sy lamosina refa manodidina ny ovulation ah! Dia very ny appetit :( Refa mandeha le glaire ( blanc d'oeuf :-w ) iny dia efa manomboka maharary; otran'ny en règle ihany fa maharary kely kokoa fotsiny.

Normal ve io sa tokony hanantona mpitsabo ihany aho :)

maharary ihany ny ahy ilay ovulation fa tsy oh zany , ohilay nidiran'ny rivotra ireny dia manindrona dia izay ilany misy ny ovulation, fa ilay règle no tena douloureuse grrrrrrrrrrrrrrrrr, tsy zaka, spasfon no nasaina nohaniko nefa tsy mampihontsona azy ilay spasfon, fa advil no hanina isam-bolana , sinon tsy mahavita asa ,
(mety ve zany radoko isany???)
66. soanja ( 10/08/2006 11:10)
mimich:

Andramo indray ny Aleve satria io dia tena mandaiatra tokoa. Raha nisy olona naharary an'io resaka fahatongavana fotoana io dia zah, fa raha vao tratran'i ALEVE tonga dia miafana afaka antsasakadiny.

67. fijo ( 10/08/2006 15:55)
izany mimich an,hay ko ndry marary fitsipika.hi hi hi
soanja an,ka raha tsy virja ndry vao miha mahavita ny rehetra ko.
68. watafon ( 10/08/2006 18:45)
fijo: :-D:-D:-D amle fitsipika d inn moa zany no handikàna ilay ovulation ?:roll::roll:
69. soanja ( 10/08/2006 22:28)
Ny andro voalohany dia tena ilay lazain'i vazah hoe "Tsy afaka manao n'inn n'inn" , dia tena mijanona tokoa amin'ny asa rehetra aho sady maka aina, fa ny andro faharoa kosa matanjaka toy ny ombilahy.
Zany ve ry Fijo. Tena mahaliana ahy ny zavatra misy any izany. Marina moa. Ny aty alo aza dia manantena be tahaka ny inn fa mitaingina roplam de mamonjy birao de mody indray.
70. mimich ( 11/08/2006 06:46)
fijo> ie ,nga tsy loza eee,ary etna tsy afamanao n'inn inn , fa manoatra noho ny oll voan'ny tazo, madoa ,malain-komana sns, ny lamosina tsy alzaina tsony fa oh mizara 2 . mijaly ihany anie ny vhv ee.
wata> iny ndray ny tsitako , tsy ianareo aoa m totolon'ny fitsaboana ao ve zao no mety mahafantatar izany
71. fijo ( 11/08/2006 19:05)
wata ny ovulation,ve manatody ko.
soanja,ka efa mivoanzy klo defa milay izay e
mimich,izy marary iny wa no manao firaisana fa avy dia sitrana
72. watafon ( 13/08/2006 19:37)
mimich: k le mandika azy mihitsy no gaigy b kou !
fijo: manatody sa matoy ?:-D :-D:-D
73. soanja ( 13/08/2006 21:03)
Fijo> oviana ary e?
74. mimich ( 14/08/2006 06:44)
fijo>:-D:-D:-D:-D,zany ve!!!
75. fijo ( 15/08/2006 19:30)
wata,manatody ka.ho ho ho
soanja,za efa vonona ka
76. watafon ( 15/08/2006 20:17)
ekena ary lesy an ! :-D
77. soanja ( 16/08/2006 01:04)
Fijo a, hadinoko foana ny manontanay anao hoe lahy ve ianao sa vavy?:D:D
78. mimich ( 16/08/2006 08:01)
soanja>:-D:-D:-D:-D,lahy i fijo koaaaaaaaaaa,
fijo sa vavy enao????
79. fijo ( 16/08/2006 21:20)
mimich,aza manondrana eo ndry fa vavy rahoviana ko le virja?
soanja,la takandrainy aho ka
80. soanja ( 17/08/2006 03:02)
fijo:

mimich,aza manondrana eo ndry fa vavy rahoviana ko le virja?
soanja,la takandrainy aho ka

Ary maninona raha mba tenenina fotsiny hoe Lahy aho die efa fantatro anie fa hitovy ianao sy ny dadanao e! Fijo koo raha hananihany.
Ilay tiako lazaina mantsy dia hoe mba niera tato an-trano fa hanao tsidika kely any Marseille de hoy izy hoe :"Manantena izany aho fa ho sipa izay ho avy aty izay atao solonao mandra-paha?" De tsy nahateny aho satria tsy mbola noresahintsika ny momba an'izay. :wink: Mety tsy ho hety ihany ilay izy satria zah tsy virja tsony. Nefa raha ny asa aloha tsy misy olana fa afaka nampifanakalozina tsara saingy raha vao fodiana dia mila mazava mihitsy iza no iza.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3198