Ovulation maharary

1. xxx ( 16/07/2006 16:09)
Manaona daholo

Izah reto maharary kibo sy lamosina refa manodidina ny ovulation ah! Dia very ny appetit :( Refa mandeha le glaire ( blanc d'oeuf :-w ) iny dia efa manomboka maharary; otran'ny en règle ihany fa maharary kely kokoa fotsiny.

Normal ve io sa tokony hanantona mpitsabo ihany aho :)
novalian'i soanja ny 06/10/2006 05:28
2. sipagasy ( 16/07/2006 16:45)
manantona mpitsabo e!
3. ja ( 16/07/2006 19:49)
xxx>il me semble que c assez normalfa tsy sur a!
hanontanio ihany aloha ny mpitsabo
4. booboo ( 17/07/2006 09:09)
xxx > Dia itovizana zany fa ny ahy samy mampijaly ahy aby na ny ovulation na ny règles. Manatona doko dia mba sady araraotina @ io koa ny anaovana examen gynécologique hafa.
5. xxx ( 18/07/2006 05:14)
Misaotra anareo ary. :-*
6. watafon ( 18/07/2006 08:34)
xxx: tsy tokony hisay douleur aloha mandritra ny periode d'ovulation k ! fa mety misy fikorontanana ara-hormonaly ao matoa misy marary zany ! régulier tsara v nefa ny cycle nao ?
7. xxx ( 18/07/2006 09:11)
Izany ve?

Milamina tsara ny cycle k, fa somary court. 22/23 jours fôna fotsiny.
8. sarobidy ( 18/07/2006 09:51)
xxx< itovizana aloha zany zavatra teneninao zany ny ahy e saingy tsy marary beuhh.Tiko tenenina oe tsy enao rery fa norma ihany ngambany zany.
9. mamzelkely ( 18/07/2006 10:45)
ts haiko alou ra normal zany fa ny ahy refa tonga ny règles zay vô marary kibo be tena ts laitra 8)
10. Herimiafina ( 18/07/2006 11:58)
Tsy misa tsara ny hormone no mankararay azy, hany kah sarotsarotra ny expulsion ny Ovocyte II ao amin'ny Cumulus Oophorus.
Ny antony dai resaka feed-back anormal negatif, betsaka loatra ny hormone ovarienne niainga teo aloha ka kely ny valiny omen'ny hypophyse anterieur.
kely izany ny hormone Luteinique sy ny hormone de stimulation des folicules ovariennes.

Ny fanafodiny, mandehana dokotera dia omeny pillule hi-stabiliser-na ny secretion hormonale.

Tandremo nefa adinodino na irregulier ny fihinanana azy fa hinan'ny fatiny an! :wink:
11. xxx ( 18/07/2006 16:50)
Mety misy fiantraikany amin'ny fiterahana ve ireo?

Na ilay mandray pilule ara-dalana tsara.
Na ilay mandray pilule dia manadino.
Na avela amin'izao fa tsy mandray pilule.
12. watafon ( 18/07/2006 17:27)
xxx: mety hisy k !
13. ja ( 18/07/2006 17:41)
Herimiafina:

Tsy misa tsara ny hormone no mankararay azy, hany kah sarotsarotra ny expulsion ny Ovocyte II ao amin'ny Cumulus Oophorus.
Ny antony dai resaka feed-back anormal negatif, betsaka loatra ny hormone ovarienne niainga teo aloha ka kely ny valiny omen'ny hypophyse anterieur.
kely izany ny hormone Luteinique sy ny hormone de stimulation des folicules ovariennes.

Ny fanafodiny, mandehana dokotera dia omeny pillule hi-stabiliser-na ny secretion hormonale.

Tandremo nefa adinodino na irregulier ny fihinanana azy fa hinan'ny fatiny an! :wink:




clap clap clap Herimiafina! trés bien
14. watafon ( 18/07/2006 18:07)
HM: mahatadidy tsara mitsy elah zany an !
15. fijo ( 18/07/2006 19:35)
tsy vazivazy ity an,ny anabaviko no efa voan'io,dia hoy ny doko hoe mila firaisana hono ,fa izay no tsy ampy.
taty aoriana tokoa,nony lehibebe izy,dia nitsahatra le marary
16. mamzelkely ( 19/07/2006 05:06)
hummmmm zany ve ry fijo :roll: hafa njay zany

le pillule alou tena ts haiko ry reto fa za ts tia ôtrany mahita conséquence négative am le izy fôna za :roll:
17. watafon ( 19/07/2006 09:04)
xxx: zany hono e!
fijo : misy fahamarinany zany k !
18. ja ( 19/07/2006 10:23)
fijo>zay ndry zany vo reko fa ra ozy izy ra doko watafon oe misy fahamarinany dia izay
mamz>ny oul milaza fa oe mampageza hono.Mbola tsy nohenaraka fa rhf henarakao a miteny soa mitenyteny foana ka mamenatsa!fa sinn tsy hitako zay conséquence hafa,raha tsy oe nga tsy alaina am tokony ho izy ilay fanafody(manadino lava ohatra sns..)d misy déréglement
19. booboo ( 19/07/2006 10:27)
mamzelkely > hihihihi misy karazany tsy haiko hoe firy moa zao ny pillule fa dia tsy hahita iraika mba metimety aminao ve ianao ? hihihihihihihi

ja > dia misy mampa-kizitina, misy mampisy saignements, misy ...sns e, rehefa tsy zakan'ny vatan'ilay vehivavy ilay raha dia misy effets désagréables bee foana
20. ja ( 19/07/2006 10:31)
booboo>fa toa arakarka ny pillulle sy ny dosageny zany e?fa tsy dia experte alou za e!ay misy saignement konkou?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3153