Ovulation maharary

41. mariah ( 26/07/2006 16:05)
izaho omaly tany @ gyneco hijery ny évolution ny ovulation-ko dia hoy izy vao niditra aho hoe : ny havia sa ny havanana no marary? dikany izany dia hoe "marary" ilay misy ovulation?
42. fijo ( 26/07/2006 18:04)
hummmm mijaly wa le sipa
43. soanja ( 27/07/2006 08:22)
Fijo, ka hifanakalo asa ve zany isika sa ahoana?
44. watafon ( 27/07/2006 18:06)
ndao ary e! fa atao reversible an ?
45. fijo ( 27/07/2006 19:28)
soanja,raha mety dia ekeko ka.
46. soanja ( 28/07/2006 13:58)
De zah mipetraka any aminareo dia ianao mipetraka aty aminay satria tsy maintsy izay mantsy no fandehany. De ianao lasa Soanja zah mano Fijo. Raikitra?
47. fijo ( 28/07/2006 18:59)
raikitra, ka.sady za efa leo eto marseille
48. soanja ( 29/07/2006 01:21)
Oay, misy olana kely. Dia ahoana izany ny vadintsika fa ny Raondriako manko tena fantatro fa tsy hety hanaraka ahy any Frantsa. sa ve mahita hevitra hafa ianao?:)
49. watafon ( 29/07/2006 18:22)
:-D:-D
50. booboo ( 29/07/2006 20:02)
:-D
51. fijo ( 01/08/2006 20:03)
tsotra be ka,atakalo ry zareo.nefa za virja an
52. soanja ( 02/08/2006 00:19)
Tsy tena azoko ilay atakalo? hoe izy manaraka ahy, ny anao manaraka anao sa ahoana? Ka izay mihitsy ny olana satria ny ahy tsy hety hanaraka ahy any Frantsa. Mba inona koa re ry Fijo ny hidiran'i virja amin'izany?
53. fijo ( 02/08/2006 18:35)
hi hi hi ,ndry ko.izany hoe za virja,=tsy manana=tsy misy olana momba izay.
dia avelao any ny andry fa midemerda any izy e
54. soanja ( 03/08/2006 02:34)
Ka izy tsy maintsy mahazo ny anjarany koo. Sa ve i Fijo afaka manome fahafaham-po azy amin'ny zavatra hafa?:D:D
55. watafon ( 03/08/2006 18:24)
humm ! :-D:-D:-D
56. fijo ( 03/08/2006 19:02)
raha vavy mety nodinihako,fa raha bandy tena tsy mety ka.
57. soanja ( 04/08/2006 12:39)
De ahoana izany, Fijo? Raikitra ihany ve zany le izy fa efa reraky ny mivoiazy aho!
Ka ianao anie virja dia tsy misy ahatahoranao ny momba azy. Zah lo satriko ihany ny mba hitsangatsagana ery amoron-dranomasina La calanque moa. Tsy tadidiko intsony?
D'efa rehefa aty ianao dia entiny mijery ilay lalana ambony indrindra eran'izao tontolo izao. :-*:-*
58. Fiffi ( 04/08/2006 13:29)
hummm :-D:-D
59. watafon ( 07/08/2006 18:11)
tsy sahy fijo kle ?:-D:-D
60. fijo ( 08/08/2006 17:12)
raikitra ka.alefa fa za koa efa leo ranomasina ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6998