Ovulation maharary
101. mimich
(
30/08/2006 05:48)
soanja:
Mimich a> hanamboatra zanan-tserasera eto ve izany no tena tiandry resahina. Vita io raha atao ka. Malalaka tsinona ny sehatra sa ahoana? Fijo mitady atahotra ny masony eo indray.
saonja>zanaka sujet( lohahevitra aky no nolazaiko fa i fijo no mandray tapanay aa , de ilay zanaka fotsiny no noraisina
fijo>rsika inn io , de vokany ahoana ???:o:o
105. soanja
(
08/09/2006 00:11)
Mimich> Ndao omena an'i Fijo izay tadiaviny e. Hita eo raha mahavita zana-javatra iray.
108. soanja
(
09/09/2006 05:18)
fijo:
iza no mila zanany ooo
omeo tokoa hoe ry soanja.
Inn no tadiavinao? Iza iry ambony iry o?
112. soanja
(
10/09/2006 03:56)
Afaka manome azy daholo isika fa tsy hoe akory izahay ihany. Hevitra anie ny resaka eto dia izy manamboatra zanan-kevitra e.
116. soanja
(
15/09/2006 04:32)
Inn hoa ny tadiavinao anananay raha mbola eto ihany e. Raha zavatra hafa ankoatran'ny eto amin'ny virt de tsy manana aho aloha fa asa ny hafa.
iza hoa iry ambony iry o?
iza hoa iry ambony iry o?
120. soanja
(
20/09/2006 16:30)
Ao fa vitaiko zany ny momba anao amin'ny resaka ovulation ry Fijo. Mahazo diploma ianao fa nahasitra ny manainatainako. Le fitsipika sisa. :-*:-*