Ovulation maharary
21. booboo
(
19/07/2006 10:37)
ja > hihihihi jereo @ notices fa tokony ho hita ao aby ny effets secondaires hihihihihi. nenà klou zay niainako no teneniko fa ny ankoatra zay euh....:°)
22. watafon
(
19/07/2006 13:42)
mitovitovy ihany aloha ny effets secondaires n'ireny pillule ireny e! fa misy olona mora handairany ! resaka effets psycho no tena marina e! raha vao ny saina mantsy no mandà hoe mety tsy hety amiko ty d lasa arak'izay tokoa anie e!
24. fijo
(
19/07/2006 18:08)
wata,de tsy haiko aloha,fa tsaroako tamin'izay zokinay tezitra be tamin'ilay doko,fa noheveriny fa te hanan azy le doko.fa taty aoriana izy niaiky,fa marina le izy.
26. sarobidy
(
20/07/2006 09:42)
tsy vazivazy ity an,ny anabaviko no efa voan'io,dia hoy ny doko hoe mila firaisana hono ,fa izay no tsy ampy.
taty aoriana tokoa,nony lehibebe izy,dia nitsahatra le marary
hahahaha iny ndray no tsy hitako , de mety tsy harary tsony ny kibonay raha tratran'io ve ?
28. Herimiafina
(
20/07/2006 11:42)
Ny fanaovana firaisana ara-nofo regulierement na mifandrindra tsara dia anisan'ny maha-stable ny secretion hormonale rehetra. Miasa tsinona ny fitaovana ka manarak'izay ihany koa ny fomba fiodiny. Hany ka zavatra normale raha manjavona ho azy eny ilay mararirary.
Olana mpahazo ny tovovavy virijiny na kelikely taona (14-20ans) io toe-javatra io, satria marihina fa ny fitaovana any amin,ny vehivavy dia tsy tena ari-fomba tsara raha tsy manodidididina ny 22taona eo, izany hoe taona hahaterahan'ny activité sexuelle. :wink:

29. soanja
(
20/07/2006 11:55)
HM> zaho efa ho 40 taona fa tsy laitra mihitsy ilay maharary an'ilay izy.
Ny dokotera anefa dia miteny foana fa rehefa mihinana pillule aho dia ho afaka io. Zaho koa anefa tsy te.
Ilay resaka firaisana aloha dia miodina tsara tsy tapaka mihitsy.
Misy fomba fanamaivanana ny an'io ve tsy mandalo an'ilay pillule? Ohatra hoe tambavy na tahatahak'izay? Misaotra mialoha.
ps: izaho aloha manana probleme thyroid ary efa maka supplements amin'izany.

30. Herimiafina
(
20/07/2006 11:58)
Raha efa 40 taona indry ry soanja no mbola mahararay dia misy zavatra hafa ao, tsy dia haiko loatra fa ny fahalalako azy dereglement any amin'ny hypophyse any e (hypophyse anterieur sy posterieur).
Tafiditra ao amin'ny tovovavy manan probleme de regle douloureuse ndry dai misy traitement mihintsy mifanaraka amin'izay fa tsy voatery pillule foana.
Mihinana spasfon ohatra na ireny Herbal tea ireny e!

31. soanja
(
20/07/2006 12:16)
Ia sady maharary koa rehefa tonga fotoana ka.
Efa tany amin'ny dokotera foana dia hoe tsy misy ny olona satria manao fitiliana isa-taona any amin'ny Gyneco (pepsmear moa). Rehefa marary io dia mihinana Aleve aho manamaivana azy.
Aleo andramana indray ilay herbal tea soa mba manampy. Misy flavor tena efficace kokoa ve azon'ny HM atoro ahy. Za manko tsy tia peppermint na mint na hafa tahak'izay.
Ary ireny Echaneacia, gingko sns ireny ve mba mandaitra amin'ny fahasalamana?
Misaotra mialoha MH a.

32. Herimiafina
(
20/07/2006 12:49)
Izy io ry soanja tena miditra lalina amin,ny resaka stress mihintsy retsy an, ny sakafo hohanina, ny habitude de vie rehetra mihintsy.
Izao fotsiny e, io probleme thyroidien manjo anao io izao no hitako tena antony iray mahatonga ny stress be ao aminao (misy secretion adrenaline sy hormone de stress be) ka ny vaha-olana dia ireto angamba no mety:
-Tsy mihinana siramamy na mamy be loatra (sucre raffinée).
-Ahenao ny fihinanana viande rouge.
-Ahena ny margarina, sns.
-Mihinana trondro satria ny trondro sasany riche en acide gras omega-3, na yaourt na dibera misy omega-3.
-Mandro amin'ny rano mafana rehaf marary ilay izy.
-Mizatra manao exercice gymnastika kely isa-maraina.
Momba ilay herbal tea dia tadiavo ny herbal tea misy ARMOISE na SAULE na ACTÉE À GRAPPE NOIRE, ireny manao medecine naturelle ireny manana azy angamba.
Ny peppermint mantsy dai resaka gout fotsiny fa tsy tena ilay traitement loatra ny tanjony (mampatory ny mint na tonifiant fotsiny).

33. fijo
(
20/07/2006 18:10)
herimiafina,ary raha le izy marary iny mihintsy no mitsaokalentika kely???mety hitsahatra an.
34. soanja
(
20/07/2006 18:16)
Herimiafina:
Izy io ry soanja tena miditra lalina amin,ny resaka stress mihintsy retsy an, ny sakafo hohanina, ny habitude de vie rehetra mihintsy.
Izao fotsiny e, io probleme thyroidien manjo anao io izao no hitako tena antony iray mahatonga ny stress be ao aminao (misy secretion adrenaline sy hormone de stress be) ka ny vaha-olana dia ireto angamba no mety:
-Tsy mihinana siramamy na mamy be loatra (sucre raffinée).
-Ahenao ny fihinanana viande rouge.
-Ahena ny margarina, sns.
-Mihinana trondro satria ny trondro sasany riche en acide gras omega-3, na yaourt na dibera misy omega-3.
-Mandro amin'ny rano mafana rehaf marary ilay izy.
-Mizatra manao exercice gymnastika kely isa-maraina.
Momba ilay herbal tea dia tadiavo ny herbal tea misy ARMOISE na SAULE na ACTÉE À GRAPPE NOIRE, ireny manao medecine naturelle ireny manana azy angamba.
Ny peppermint mantsy dai resaka gout fotsiny fa tsy tena ilay traitement loatra ny tanjony (mampatory ny mint na tonifiant fotsiny).
Misaotra betsaka amin'ny otrohevitra HM,
Ny asako tokoa aloha dia gidraka lava satria mi-voyage foana isan-kerinandro sady mi-deal amin'ny probleman'olona lava. Saingy efa nametraka routine isanan'andro aho hanalana ilay stress izay tsy heveriko hananako satria voalohany aloha zaho vegetarian, manao yoga in-telo isakerinandro na pilates, mihazakazaka 2 miles isanandro isamaraiana afatsy alahady ary hiking 1 isan-kerinandro n'aiza n'aiza misy ahy. Izaho dia tsy tia siramamy saingy adala na voankazo be mihitsy, indrindra ny manga. Izay ihany angamba no mba mety azahoako sugar. Tia misotro green tea nefa aho. Tsy tia zavatra misy dobera na ronono be loatra. Tena mihinana trondro in-3 isakerinandro izahay : salmon, mahi mahi ary tuna fish.
Fa de ehe marary ihany ilay izy e.
Fa aleo indray aloha jereko ireo herbal teas resahinao ireo dia andramako indray.
Ny thyroid dia nolovana tamin'ny razam-beko. Ary efa mitsabo azy izahay ka tsy tapaka mihinana supplement.
Fa dia misaotra indrindra nanampy.
36. sarobidy
(
22/07/2006 04:59)
ny ahy aloha avelako am zao ihany fa zay firy andro kely ve tsy ho aritra.
37. xxx
(
22/07/2006 06:32)
Tsy mety akia ry sarobidy an! Isaky ny 22 andro indry ve toy mihetsi-jaza indroa dia lazain-dry fa firy andro kely :roll:
38. soanja
(
24/07/2006 01:55)
fijo:
ka sao dia le voiange lava no mankarary andry ary?????
Fijo a ity fitadiavana ity tokoa anie ka mahazaka maniraka e. Satriko tokoa mantsy.... saingy....
Ary sao mba misy asa mety mifanaraka amiko any dia tsy mandende intsony aho sady afaka mamelona ny any Dago?
39. fijo
(
25/07/2006 21:25)
soanja,ka za aza izao naika mba hitady any amindry ko.za mantsy ,tia io mivoiazy lava io.
40. watafon
(
26/07/2006 09:01)
xxx: mila mijery DR marina njy rah izany kle ! in-3 isaky ny 02 volana zany raha mahay kajy za an ? :wink: