mafana ny andro, tonotono

121. Fiffi ( 16/06/2006 11:47)
an ? saka hatono ?
122. cutie ( 16/06/2006 13:57)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 16-06-2006 14:24:33
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
cutie, izay tianao no atao

avadiho njay aza:lol:
123. mandrindra ( 16/06/2006 14:01)
avdika havia, havanana, sa ambony, ambany :-D:-D
124. diamondra27 ( 16/06/2006 15:55)
Mandrindra kounkou, efa oe: siora 'za tsy mifidy!
'ze mbola tsy nande nanao lagera no mbola miavonavon-kanina fa en temps de guerre de ze hita hanina doly

henantsaka sy bitro tsara ka fa ny alika mbola tsy nandramako

le akanga ho'aho no tsara ihany koa
(io le akoholahy dia tiako lazaiko tery ambony fa zao vao tonga ato antsaiko)
125. cutie ( 16/06/2006 17:57)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 16-06-2006 19:01:50
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
avdika havia, havanana, sa ambony, ambany

:-D:-D:-D:-D
126. mandrindra ( 16/06/2006 20:11)
cutie, miandry ny safidinao raha tsy zany tonga dia tairiko an:-D:-D

diamondra27, rehefa tsy koi dia raikitra zany fa ilay voalavo tratra'ny tota atsy no atono voalohany :-D:-D aiza koa ny akanga ve lasa akoholahy:-D:-D
127. cutie ( 16/06/2006 20:12)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 17-06-2006 01:11:13
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
cutie, miandry ny safidinao raha tsy zany tonga dia tairiko an

tonga de tairo we jerena :-D
128. mandrindra ( 16/06/2006 20:13)
eeeeeeehhhhhhhh, taitra ve ianao, nitsamboatra ve ianao :-D:-D:-D
129. cutie ( 16/06/2006 20:17)
enao nga efa nanaitra:-D
130. mandrindra ( 16/06/2006 20:24)
ie :wink:
131. cutie ( 17/06/2006 09:34)
lol
132. mandrindra ( 17/06/2006 10:59)
ary ianao :lol:
133. cutie ( 17/06/2006 15:14)
de taitra za koa:lol:
134. vale ( 17/06/2006 17:21)
ny trandraka koa ry reto matsiro be ah, grillé-na koa, hatao fumée fa mmmmmmmmmmmmmm!!:°):°)
135. diamondra27 ( 18/06/2006 09:33)
mandrindra: fa inona aza ny anarAn'ny akanga e?
De le "akoholahy dia" inona ny anarany ?
Tsy misy mamaly?
136. mandrindra ( 20/06/2006 08:45)
cutie, dia avy eo ?:D

diamondra27, akanga = pintade, akoholahy dia = coq sauvage, :-D:-D:-D
137. diamondra27 ( 21/06/2006 14:42)
mandrindra: toa tsy coq sauvage zany le tena anarany koa
138. cutie ( 21/06/2006 14:43)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 20-06-2006 13:45:15
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
cutie, dia avy eo ?

de avy eo tokony in ny tohiny :lol:
139. mandrindra ( 22/06/2006 08:07)
cutie, alao lol kely njay ary e

diamondra27, fa inona hono no tena anarany ?
140. cutie ( 22/06/2006 15:28)
mandrindra, lol sa lal:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6579