mafana ny andro, tonotono

61. cutie ( 09/06/2006 22:25)
mandrindra, za tsy tia kafe koa,de ahona:cry:
62. mandrindra ( 09/06/2006 22:47)
dia soloina dite ka:D
63. cutie ( 09/06/2006 22:52)
dite menthe:lol:
64. mandrindra ( 09/06/2006 23:00)
ok aza :lol:
65. cutie ( 10/06/2006 02:35)
tsy asiana siramamy:lol:
66. Fiffi ( 10/06/2006 05:26)
mafana ny andro: salade niçoise , salade melangée reny fotsiny no ho hanina , fa le mbola hampirehatra ny barbecue heu.... mafana loatra .
67. diamondra27 ( 10/06/2006 08:28)
vale:=))=))
tsy tohizako ny resaka fa avereno jerena sy vakiana ny nisoratAko sy ny valinteninao.
Tsy mifankahazo angamba le resaka:P:P8)8)

Le zavatra boribory io ho'aho tsy haiko fa atononjy zareo le izy de haniny avy eo; 'za aloha mbola tsy nanadrana

68. vale ( 10/06/2006 13:41)
In hoà fa zah tsy mahalala afa-tsy vovy koh! kôzy e, :-D:wink: sa ve "marrons" ary eh, reny ko zao no hitako misy mitonotono raha zvt bory2!:D
69. vale ( 10/06/2006 13:55)
Fiffi:

mafana ny andro: salade niçoise , salade melangée reny fotsiny no ho hanina , fa le mbola hampirehatra ny barbecue heu.... mafana loatra .
fiffi: :Dle barbecue ange ky zvt fika hisotrosotrona:oops: fotriny:°):°)


70. diamondra27 ( 10/06/2006 19:39)
vale: toa mitovitovy @ marrons mihitsy le izy raha tsy diso fa misy sinoa 'zay koa etsy @ 13ème mpanatono azy,eo @ devant-ny paris store eo, fa tsy haiko mihitsy le izy hoe: inona?

ary valala angah tsy tianareo raha atono :-D:-D:-D lol


71. vale ( 10/06/2006 22:01)
:idea::idea:;-)
72. Fiffi ( 11/06/2006 06:01)
:-D
73. Fiffi ( 11/06/2006 06:02)
vale: kalma akia ndry an! hasio :) de ampy :-*:-*:-*
74. booboo ( 11/06/2006 06:48)
Hihihi fa nisy nataon'ny barbecue nafana angaha ? omena dzama ice dia tout va hihihihihihihi
75. vale ( 11/06/2006 11:40)
Fiffi:

vale: kalma akia ndry an! hasio :) de ampy :-*:-*:-*
fiffi: ;-) dia asiana hira kely koa le hiran'i mamy gotso hoe "mpanenjik'é tjrs afara!" , sa ve le hoe "saonjo ray lohasaha tsy,,,,,?"fa zah indray lou tsy manaiky tara raha barbecue an :P, hahatsiarovako ny "barbecue-ny tanàna" manko , le masikita sy bex :miam::miam:@ harivariva ka zara aza ve misy okaz de!:^):^):^)

76. vale ( 11/06/2006 11:42)
booboo:

Hihihi fa nisy nataon'ny barbecue nafana angaha ? omena dzama ice dia tout va hihihihihihihi
ihihihihihihihihihihihihihihihihih:oops:


77. diamondra27 ( 11/06/2006 17:10)
=))=))=))=))=)):miam::miam::miam::miam::miam:
mafana marina ny andro :-D:-D:-D
de inona injay zany no atono ato hono
78. vale ( 11/06/2006 20:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
79. diamondra27 ( 12/06/2006 06:28)
tsisy mpitia le valala letia e!
tsssssssssss:-D:-D:-D:-D:-D
80. mandrindra ( 12/06/2006 08:35)
cutie:

tsy asiana siramamy:lol:

aleo natiora ihany an :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0404