mafana ny andro, tonotono

1. mandrindra ( 06/06/2006 09:37)
inona aby ny karzana tonotono fanaonareo, na akoho, na omby na kisoa ..., sy ny fomba fikarakaranareo azy ?
novalian'i cutie ny 25/08/2006 00:39
2. vale ( 06/06/2006 10:30)
Akoho aloha ny ahy:
Ho an'ny akoho iray(1)
>rehefa voatetika iny ny akoho sy voadio tsara dia asiana cube (maggi 1,,,,,,,)voapotipotika malemy, + tongolo gasy voatoto(voany 3 vaventy tsara) koa + paprika dia avela hilona 1h na 2h mialohan'ny hitonoana azy!

ny brochette(na masikita) indray dia ity :
Ho an'ny hena 1kg,
>rehefa voatetika iny ny hena, (omby na akoho aloha no tena tsara!) dia asiana sira + vinaigre kely (1 à 2 bouchons)+ siramamy in-2 mitsaingoka eo!+ tongolo gasy voatoto(voany 3 vaventy tsara), avela hilona tapak'andro na 3h (ampy )mialoha.:miam::miam:
3. vale ( 06/06/2006 10:33)
,,azo ampiana poivre daholo koa izy 2 reo (raha tiana).
4. Vaika ( 06/06/2006 20:31)
mandrindra : andouillettes !
Ampiarahana amin'ny bex io dia tena milay mihintsy.
Fomba fikarakarana azy :
- Pack de bière (rayon bière), rovitina fotsiny ilay baoritra dia gohana miadana.
- Ny andouillettes indray eny amin'ny rayon charcuterie (self service), mitovy amin'ny bex ihany ny fikarakarana azy : avoaka amin'ny emballage papier cellophane dia tonga dia hatono kah !
Dia avadibadika matetika fa sao may, tànana iray ihany de ampy fa ny iray mitazona ilay tôvangina-bex ;-)
5. cutie ( 06/06/2006 20:39)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 06-06-2006 14:37:17
Lohateny : mafana ny andro, tonotono
inona aby ny karzana tonotono fanaonareo, na akoho, na omby na kisoa ..., sy ny fomba fikarakaranareo azy ?

nga tsy mahay njay, fa in le kisoa natsetsikao iny :-D
6. fiaritiana ( 07/06/2006 09:16)
akoho grillé
poisson grillé
ondry grillé
kisoa grillé
voromailala koa afaka grilléna
bitro...
7. mamzelkely ( 07/06/2006 10:56)
pain grillé :°)
8. vale ( 07/06/2006 16:26)
fiaritiana: ka le mba resety mihintsy no hangatahina ange eto eh:wink: , sa diso zah :roll:??!
9. vale ( 07/06/2006 16:28)
ny an'i vaika kosa eh, mananihany tsss:roll:
10. vale ( 07/06/2006 16:29)
Vaika:

mandrindra : andouillettes !
Ampiarahana amin'ny bex io dia tena milay mihintsy.
Fomba fikarakarana azy :
- Pack de bière (rayon bière), rovitina fotsiny ilay baoritra dia gohana miadana.
- Ny andouillettes indray eny amin'ny rayon charcuterie (self service), mitovy amin'ny bex ihany ny fikarakarana azy : avoaka amin'ny emballage papier cellophane dia tonga dia hatono kah !
Dia avadibadika matetika fa sao may, tànana iray ihany de ampy fa ny iray mitazona ilay tôvangina-bex ;-)
mmmmmmmm,:miam::miam::miam:


11. Vaika ( 07/06/2006 17:56)
Vale : mananihany ahoana resty ?
Hoy mandrindra hoe : "...ny fomba fikarakaranareo azy ?"
Dia nazavaiko tsara en détail mihintsy ny fikarakarako azy. Nampiko zesta tekinika kely mahintsy aza (important be izany an !).
Fa ny marina dia ilay andouillettes tsy mila karakara intsony fa tonga dia vonona ka mba nasiko poesia kely e! Io aza mba efa tsy nasiko resaka ilay milela-tànana ka i vale angaha ahoana a ? Manan éducation ihany zahay fa tandremo an !:°)
12. zoara ( 07/06/2006 18:39)
ity misy saôsy tsara be fanao @ trondro atono(poisson grillé)tsy homeko eto ny daoziny fa ny ingredients fotsiny
menaka oliva
jus de citron(pressé)
tongolo lay
concentré na voatabia
gingembre
herbe de provence na romarin
sira sy poivre
piment de cayenne na harissa
afangaro tsara de ahosotra @ alalan'ny pinceau mandritra ny fanatonoana ny trondro,azo ampiasaina koa @ marinade ho an'ny akoho atono na bitro(farafahakeliny mandritra ny adiny roa fa tsy asiana voatabia concentré)
ny accompagnement raha tsy te handrehitra ny cuisinière de tsara be ny voatabia atono,rarahana sira sy poavatra ary persil sy tongolo lay,na herbe de provence.tsara be koa ny poivrons grillés.ampiarahana @ bex de tsara be"ny fisotroana zavampisotro misy alkôla tafahoatra de tsy tsara ho an'ny fahasalamana:misotroa araka ny tokony ho izy"
13. mandrindra ( 07/06/2006 20:35)
vale:

Akoho aloha ny ahy:
Ho an'ny akoho iray(1)
>rehefa voatetika iny ny akoho sy voadio tsara dia asiana cube (maggi 1,,,,,,,)voapotipotika malemy, + tongolo gasy voatoto(voany 3 vaventy tsara) koa + paprika dia avela hilona 1h na 2h mialohan'ny hitonoana azy!

ny brochette(na masikita) indray dia ity :
Ho an'ny hena 1kg,
>rehefa voatetika iny ny hena, (omby na akoho aloha no tena tsara!) dia asiana sira + vinaigre kely (1 à 2 bouchons)+ siramamy in-2 mitsaingoka eo!+ tongolo gasy voatoto(voany 3 vaventy tsara), avela hilona tapak'andro na 3h (ampy )mialoha.:miam::miam:

misaotra fa ho andramako io recette-na koko io. ny ahy ny koko mantsy ilay kelikely ireny no atonoko dia tsy tetehina fa velarina ho fisaka tsara. ny fikarakarana azy moa dia tsotra : sira, sy tongolo gasy. dia ambonin'io maka concentré de tomate dia tenehana miaraka amin'ny sakay pilo mena sy arômates amin'ny afo malefaka. dia rehefa voatono tsara ilay koko dia hosorana an'i saosy io. ny dôzin'ny sakay moa dia arakaraka izay zakan'ny tsena.

14. mandrindra ( 07/06/2006 20:38)
Vaika:

mandrindra : andouillettes !
Ampiarahana amin'ny bex io dia tena milay mihintsy.
Fomba fikarakarana azy :
- Pack de bière (rayon bière), rovitina fotsiny ilay baoritra dia gohana miadana.
- Ny andouillettes indray eny amin'ny rayon charcuterie (self service), mitovy amin'ny bex ihany ny fikarakarana azy : avoaka amin'ny emballage papier cellophane dia tonga dia hatono kah !
Dia avadibadika matetika fa sao may, tànana iray ihany de ampy fa ny iray mitazona ilay tôvangina-bex ;-)


io koa milay ka. fa ilay jus d'accompagnement fotsiny ny ahy no miova arakariky ny hoe amin'ny firy. raha mbola ilay atoandro be migaingana iny dia beks ilay tsembotsemboka tsara araka io volazanao io no tena manaja. raha ohatra kosa manomboka efa masoandro milentika ka misy tsiodrivotra malefaka mangatsiatsiaka dia avy aho dia mivadika any amin-dry lavadingana (johnny) sy ny tariny
15. cutie ( 07/06/2006 20:39)
Hoy i Vaika:

mandrindra : andouillettes !
Ampiarahana amin'ny bex io dia tena milay mihintsy.
Fomba fikarakarana azy :
- Pack de bière (rayon bière), rovitina fotsiny ilay baoritra dia gohana miadana.
- Ny andouillettes indray eny amin'ny rayon charcuterie (self service), mitovy amin'ny bex ihany ny fikarakarana azy : avoaka amin'ny emballage papier cellophane dia tonga dia hatono kah !
Dia avadibadika matetika fa sao may, tànana iray ihany de ampy fa ny iray mitazona ilay tôvangina-bex

tapaka ny tsinaiko :-D:-D:-D:-D:-D
16. mandrindra ( 07/06/2006 20:46)
cutie:

Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 06-06-2006 14:37:17
Lohateny : mafana ny andro, tonotono
inona aby ny karzana tonotono fanaonareo, na akoho, na omby na kisoa ..., sy ny fomba fikarakaranareo azy ?

nga tsy mahay njay, fa in le kisoa natsetsikao iny :-D


ilay kisoa kely indray hosorana sira, dipoavatra, tongolo gasy voatoto. rehefa vita io dia fonosana papier alu dia avela hilona indray alina. manomana menaka asiana épice hanaovana lalotra mandritra ny fanatonona; ny tsara moa dia raha manana ilay karazana piceau fanosorana menaka fa tsy araraka amin'izao eo ambony kisoa ny menaka. raha tsy misy piceau dia maka hazo tsotra fotsiny fonosina amin'ny vorodamba ny lohan dia iny no anosorana ilay lalotra.
17. cutie ( 07/06/2006 20:47)
efa hita fa mahay :-D:-D:-D
18. mandrindra ( 07/06/2006 20:48)
mamzelkely:

pain grillé :°)


ie milay be io ka; avela ho mafy ny mofo dia iny izy mafy iny zaraina roa. dia maka tongolo gasy voany iray ary ahosotra amin'ilay mofo dia atono avy eo fa manja an
19. mandrindra ( 07/06/2006 20:50)
cutie, mahay inn ?:D
20. cutie ( 07/06/2006 20:54)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 08-06-2006 01:48:37
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
Hoy i mamzelkely:

pain grillé



ie milay be io ka; avela ho mafy ny mofo dia iny izy mafy iny zaraina roa. dia maka tongolo gasy voany iray ary ahosotra amin'ilay mofo dia atono avy eo fa manja an

aza adino ny olive oil :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3337