mafana ny andro, tonotono
21. cutie
(
07/06/2006 20:54)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 08-06-2006 01:50:05
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
cutie, mahay inn ?
mahandro e :-D
22. mandrindra
(
07/06/2006 21:04)
soa ihany fanisy an'i cutie nampatsiahy :-*
mitono anie ireo atao ireo fa tsy mahandro e :-D:-D
mitono anie ireo atao ireo fa tsy mahandro e :-D:-D
26. mandrindra
(
08/06/2006 07:25)
kisoa kely ka:-D:-D fa misy ohatra iray efa nomeko tary ambadika tary fa tsy teneniko eto klou e:-D:-D
29. tisera
(
08/06/2006 13:40)
:roll: zà koa zany mba te-hahalala fa tsy mahafantatra! F'iza no mpitsikilo eto aloha é! Tsy azoko ... loatra sa ve zaho no mandray tsy raisina :?:
30. mandrindra
(
08/06/2006 14:14)
cutie, an3, mbola misy reo fa zah tsy hiteny
fiffi, fa mandehana mijery dokotera raha marary maso an :-D:-D:-D
tisera a, mba ahafatarana hoe iza no mpitsikilo dia tsy maintsy mitsikilo aloha,:-D:-D:-D izay no sopapa azo omena
fiffi, fa mandehana mijery dokotera raha marary maso an :-D:-D:-D
tisera a, mba ahafatarana hoe iza no mpitsikilo dia tsy maintsy mitsikilo aloha,:-D:-D:-D izay no sopapa azo omena
31. cutie
(
08/06/2006 14:16)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 08-06-2006 19:14:52
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
cutie, an3, mbola misy reo fa zah tsy hiteny
:-$
36. vale
(
08/06/2006 15:57)
Vaika:ihihihihih, adala tsss:-D ;-)
Vale : mananihany ahoana resty ?
Hoy mandrindra hoe : "...ny fomba fikarakaranareo azy ?"
Dia nazavaiko tsara en détail mihintsy ny fikarakarako azy. Nampiko zesta tekinika kely mahintsy aza (important be izany an !).
Fa ny marina dia ilay andouillettes tsy mila karakara intsony fa tonga dia vonona ka mba nasiko poesia kely e! Io aza mba efa tsy nasiko resaka ilay milela-tànana ka i vale angaha ahoana a ? Manan éducation ihany zahay fa tandremo an !:°)
37. vale
(
08/06/2006 16:00)
mandrindra: toa tsy ho ratsy koa izany asiana tomate + sakay izany an!mmmmmmmmmm:miam::miam::miam: